Fiaraha-monina

ravatorano ( 16/06/2004 12:57)
raha nanambara ny VPM fa mahazo miasa dhl ny fiara rhtr izay sahy mampadoa fraiz 1000 fmg ny olona ary tsy mandalo koperativa ny fakana fahazahoandalana fa avy hatrany dia any amin ny commune. Io fan... suite
répondu par mimich le 18/06/2004 09:04
tsilan ( 11/06/2004 17:06)
SAlama daholo Sady sorena aho no tezitra mijery ny gazety satria nahoana hoy ianao. Ny fijaliana'ny vahoaka ilana ny Filoham-pirenena mba hiteny sy hankahery toa tsy hita, fa any amin'ny resaka biby... suite
répondu par fijo le 21/10/2004 20:13
nananie ( 11/06/2004 16:23)
Nareo ve tsy mahatsikaritra fa refa miresaka sipa mipetraka aty an-dafy de tonga de lazain'ny olona fa sipa maditra? In kay no mahatonga an'izany e? Noheverina izy io fa efa olona somary tery saina ... suite
répondu par felicia le 04/04/2005 00:48
rrodin ( 08/06/2004 09:29)
Dia manohy ny diany hatrany ity Madagasikara ity. Toa mbola ankamantatra foana anefa hatramin’izao izay tena lalan-kizorantsika, fa na ny mpitondra aza toa tsy misy manoka-bava manome fanazavana. Ma... suite
répondu par fijo le 15/06/2004 23:26
ravatorano ( 04/06/2004 10:50)
Reko tamin ny vaovao tamin ny radio teo fa sia tsy manaiky ny hiakaran ny frais ho 1500 fmg ho an ny taxibe eto Tanà izany ny Pladic sy ny Ascoma izay fikambanana anakiroa miaro ny zon ny mpanjifa. ... suite
répondu par fijo le 14/06/2004 23:37
tsilan ( 02/06/2004 12:17)
Manahy mafy izahay tantsaha amin'ity taona ity fa mety hitombo izay tsy izy ny halabotry sy ny hanoanana ety ambanivohitra mandritra ny maitso ahitra. Sady mety ho lafo arivo ariary mahery ny vary ira... suite
répondu par tsilan le 26/06/2004 02:51
hendry ( 28/05/2004 07:08)
Tsy dia mba misy taranja loatra ianarana ny fihetsika sy ny tokony atao rehefa ankavoriana na imason´olona. Ohatra: rehefa @ reny cocktail reny hono dia ny tanana havia foana no tokony hitazona ny ... suite
répondu par kitjo le 03/07/2004 03:31
nala ( 27/05/2004 17:09)
Tokony ho niomana tsara rakalakely nisolo tena ny gasy tamin'ny fanontaniana fa efa hoe izay ny thème. tsara aloha fa tafakatra e anisan'ny fahadimy e... suite
répondu par ikaretsaka le 28/05/2004 21:14
fijo ( 24/05/2004 21:24)
vaovao sy fitadiavana boky. raha ny fantra ofisialy momba ity mpanjaka ity,dia niamboho vokatry ny famonoana natao azy izy. ary dia gaga aho nahita boky milaza fa hafaka nadositra i radama ii,ary no... suite
répondu par sechat le 02/12/2004 16:58
mangakely ( 22/05/2004 13:40)
Nahamenatra sy nahagaga ihany ny fandavan'ny fikambanan'ny taranaka andriana ny fitsidihana izay saika ataon'ny filoha sénégalais tao. Tsy azo hidiran'andevo hono ao.... suite
répondu par fijo le 11/06/2004 00:24
tsilan ( 19/05/2004 03:57)
Dia miantso ny malagasy rehetra aho sy ireo izay nanana ny voina nandritry ny fanjanahantany mba hilanja sora-baventy fanoherana ny ataon'ny frantsay amin'ireo tany nozanahany teo aloha, ary hanao fit... suite
répondu par fijo le 26/05/2004 23:28
mahatoky ( 13/05/2004 07:56)
Miala tsiny fa tsy ny rehetra no tiana ho lazaina eto.Fanontaniana ry reto a:Hatraiza no fetran'ny galona eny an-tsoroky nyagent iray Hita mantsy fa manararao -pahefana ry zareo ,ka tsy afaka mihaino... suite
répondu par ikaretsaka le 28/05/2004 21:28
xxx ( 11/05/2004 13:39)
Tena azo iaraha-monina tsara ny karana aty amin'ny dezaka aty... suite
répondu par fijo le 11/06/2004 00:29
hendry ( 07/05/2004 18:20)
Raha ara-jeografia dia afrikana amiko ny gasy na dia maro aza ny mahasamihafa antsika @ afrikana sasany raha tsy hiresaka afatsy ny volon-koditry ny gasy zay somary mazavazava kokoa, betsaka nefa ny g... suite
répondu par xxx le 23/08/2004 11:44
jhouhlambout ( 01/05/2004 10:51)
Mba mahagaga ihany hoe: maninona ny olona no falifaly sy manao fety rehefa misy anniversaire? Ny anniversaire anie dia midika hoe nihena 1 taona indray ny andro ihainana eto an-tany e, zany hoe: miha... suite
répondu par ikaretsaka le 23/05/2004 19:09
samoina ( 30/04/2004 13:22)
Inona no tena tiana ambara amin'io fa tsy azoko loatra. Ahoana ny handraisanareo azy ?... suite
répondu par jhouhlambout le 28/05/2004 07:46
xxx ( 28/04/2004 14:58)
Raha milaza ny rehetra fa ratsy ny mampirafy. Dia mahavariana fa any Androy na any Anosy dia ireo fianakaviana ahitana vady be sy Vady masay dia lasa lavitra noho ireo tsy mampirafy. Ny antony dia sat... suite
répondu par fijo le 10/05/2004 23:27
xxx ( 27/04/2004 16:30)
Alerte, les malagasy font partie de espèces en voie de disparition. Protégez les. Au secourou, Vonjeo eh... suite
répondu par xxx le 02/07/2004 19:34
ramoul ( 26/04/2004 16:41)
betsaka ny tany mbola manao an'io zavatra io. Misokatra ny hevitra koa mangataka anareo izay tsy manaiky an' io zavatra io na ny manaiky... suite
répondu par ramaso le 08/12/2004 18:40
tsilan ( 26/04/2004 16:03)
Nahoana ny tany betsaka antsika mainty hoditra no mikoratan-dava eh? Any Afrika, eny amin'ny faritra be mainty any Eropa, USA, na aty Ambodinisotry, Manjakaray sns.... suite
répondu par fijo le 03/06/2004 23:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0499