RADAMA II

1. fijo ( 24/05/2004 21:24)
vaovao sy fitadiavana boky.
raha ny fantra ofisialy momba ity mpanjaka ity,dia niamboho vokatry ny famonoana natao azy izy.
ary dia gaga aho nahita boky milaza fa hafaka nadositra i radama ii,ary nonina tany sakalava,fa tsy maty tamin'io fikomiana io.
boky:
RADAMA II
prince de la renaissance malgache:1861 1863

nosoratan'i RAYMOND DELVAL
Imprime en france par l'imprimerie vagner:54000 nancy.

koa izay efa namaky,na efa nahita io boky io dia mba hiangaviana hilaza izay tantara nisy tao,na koa hanome hivitra ahitana io boky io.fa hanandrana hijery any amin'ny fnac ihany aho.izay manana RaR avy any antsirabe koa ka mety ahalala io boky io,fa avy any ilay mpanoratra.
misaotra mialoha e.
novalian'i sechat ny 02/12/2004 16:58
2. ikaretsaka ( 24/05/2004 22:04)
efa henoko tokoa iio tantara io dia misy bandy aza hoe mody nafenina (nalevina ) mitovy @ Radama @ fa tsy tadidiko teo nyanarany... azo atao moa no manao ADN an'ireny kozy ireny?
3. fijo ( 24/05/2004 22:40)
azo hatao, fa ilay boky mihintsy no tena tiako vakiana fa tany an tranon'olona no nahitako azy dia nalaiko fotsiny ny momba azy dia ezahako tadiavina fa tena mahaliana be.
4. chipie1 ( 25/05/2004 09:13)
tenenina eto iany refa maita zay e!
5. fijo ( 25/05/2004 22:38)
misaotra ary hoan'izay mahita ka milaza e.
6. jhouhlambout ( 28/05/2004 07:44)
Eny ary fa hikaroka e!
7. ravatorano ( 28/05/2004 08:46)
Nisy mpikaroka malagasy izay tokoa fa tsy tadidiko nitantara anizany fa toa nisy fanenjehana b teto satria voalaza fa mandiso ny tantara ilay ranamana nefa dia nandeha nanao fanadihadiana tany amin ny tanana voalaza fa nonenan dRadama II izy ka ny olona tao no voalaza fa misy mbola taranany.
Momba an io mpanjaka io aloha dia mbola misy misitery marina na tena novonoina tamin ny fanakendana izy de nafenina na tsy maty tanteraka ka navela fotsiny teo dia rehefa niverina ny ainy dia nilefa.Mbola tsi haitsiay zany .
Miandry anareo mpikaroka ara tantara izahay eto ary misaotra mialoha ho an izay manam baovao momba izany.
8. fijo ( 01/06/2004 00:15)
ka io olona voalazako io mihintsy ilay resahan'i ravato.tany sakalava sy ambatondrazaka izy nanao io fikarohana io.ary nanelingelina tokoa ny bokiny,nefa dia mahaliana ny zavatra voalazany,satria misy porofo arosony fa tsy hoe miteniteny foana izy akory.
9. booboo ( 03/06/2004 10:53)
any @ INALCO ve tsy misy an'io boky io ?
10. fijo ( 03/06/2004 22:51)
inona izany INALCO fa tsy haiko ry booboo
11. booboo ( 04/06/2004 23:11)
Institut national des langues et civilisations orientales.( 01 49 26 42 15 ).
12. sipagasy ( 25/07/2004 15:20)
dia anontanio ao hoe i Mr Pierre Verin raha mbola ao fa io dia vazaha tena mahay ny tatara mikasika ireny mpanjaka ireny mihintsy ka mety hahaliana an'i fijo ny hireska aminy é!
13. booboo ( 02/12/2004 11:12)
efa nahita lé boky ve zay fijo ?
14. sechat ( 02/12/2004 16:58)
hay ve misy an\'izany tantara zany ndray e :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3327