Fiaraha-monina

xxx ( 03/05/2005 07:51)
Mba mangataka ry zareo, aiza kay no misy ny fanakalozam-bola Euros en Mg na MG en Euros, na Dollar en MG, MG en dollar Miala tsiny fa mbola vahiny be amin'io nefa ny tena mba te hividy zavatra any iv... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:22
ari.malala ( 02/05/2005 08:57)
Tsy haiko na eto ity hevitra ity no tokony handeha na any @ fivavahana sy finoana fa tany am-piangonana no nitranga ny tantara. Namonjy lamesa hariva aho omaly dia nisy zazavavy nanao pataloha taille ... tohiny
novalian'i pitchou ny 27/05/2005 12:43
pika ( 02/05/2005 05:27)
tsy hay intsony hoe vokatry ny fiainana sarotra ve sa ahoana fa raha namaky itony fivarotana(gargotte) itony ity mpangalatra dia tsy naka izy na sotro iray aza nefa dia misy h@ vilany tao fa ny sakafo... tohiny
novalian'i pitchou ny 13/05/2005 20:50
dago23 ( 01/05/2005 21:35)
akory daholo;mba manao annonce ato aho fa mitady asa;raha misy afaka manampy dia mba valio@mail;misaotra indd;veloma... tohiny
novalian'i palince ny 08/09/2005 09:36
ravatorano ( 28/04/2005 05:51)
Tamin ny gazety mpiseho isan andro androany no nahitako fa mety hitokona ny miaramila fa nahena ny karamany. htpp://www.lexpressmada.com/article.php?id=31612&r=11&d=2005-04-28 Misy miteny we inn no ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/05/2005 21:35
isambilokely ( 28/04/2005 03:02)
Raha handany andro ihany tsy aleo ve mba mampitombo fahalalana ato amin'ity siten'ny akama ity : [b][url]www.anglaisfacile.com[/url] [url]www.espagnolfacile.com[/url] [url]www.allemandfacile.com[... tohiny
mandrindra ( 25/04/2005 13:08)
Nandalo tao amin'ny fandaharana "Tout le monde en parle" izay mandeha rehefa asabotsy misasakalina i Père Pedro. Tamin'io fandaharana io no nanaovany dokambarotra mikasika ilay boky nosoratany izay v... tohiny
novalian'i fijo ny 06/07/2005 20:30
isambilokely ( 24/04/2005 04:03)
Araka ny voalaza dia mety ho misaringotra ato ny serasera raha mandinika ianareo manoloana izao fitakiana vola izao, eny fa na dia miendrika fananmpiana aza izany. Izay tsy mazava ny lalan'ny vola ? ... tohiny
novalian'i lilbon ny 18/07/2005 13:37
isambilokely ( 24/04/2005 03:58)
Niniana natao amin'ny teny frantsay ilay fanazavana amin'izay tsy misy ny fandikana vilana. [b][u]Comment reconnaître une arnaque[/u] ? [/b] D'une manière générale, l'arnaque se caractérise ... tohiny
novalian'i zandrypte ny 27/05/2005 18:05
isambilokely ( 23/04/2005 05:31)
Tsy ratsy aloha ilay hevitra nalefan'i Betty. Raha tsy diso izahay dia toa gratos io serveur io fa tsy an-doavambola satria feno pub be isaka ny voa mivoha. Na izany na tsy izany dia feno serveur... tohiny
mandrindra ( 22/04/2005 08:14)
Tamin'ny filazambaovao anikeheo maraina dia henoko fa hanome halalana ny homosexuel hanambady manoloana ny fanjakana i Espagne, ary tohin'io ihany koa dia ho ekendry zareo ny fananganan'ny homo zaza. ... tohiny
novalian'i deghany ny 30/08/2005 15:00
Rainimaharavo ( 17/04/2005 21:04)
Mba ahoana no fiheverantsika ireny teny ataon'ny mpanao gazety sasany ao amin'ny "la gazette d.g.i." ireny mikasika ny "français approximatif"-ny Filohan'ny Nosy tany La Réunion ary ny fanendrikendr... tohiny
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 18:54
dadabe ( 09/04/2005 03:40)
Mba lasa ihany r'zareo ny saiko mandinika ny fomba fiteny eo @fiarahamonina malagasy,misy ny teny frantsay nohagasina tsotra izao,misy ny teny anglisy nohagasiana,ao indray ireo teny gasy noforonina i... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/05/2005 18:28
ursullas6 ( 15/03/2005 06:06)
misy eto Mcar marina ve io ?ary ahoana nyfitrangany?efa nisy ve fomba fiadiana @ io iza daholo no efa mikarakara izany?... tohiny
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 18:59
Lallah ( 05/03/2005 03:31)
[b]DIABLE NE PERSONNE - Version 5.00[/b] Il a dit qu’il connaît très bien mon Dieu qui n’est pas le sien; Il a dit qu’il avait fait 11 années, 11 mois, 11 semaines, 11 jours, 11 heures, 1... tohiny
xxx ( 04/03/2005 04:08)
Le fameux « Tikoland » n’est plus une boutade, entre deux canapés dans un cocktail d’affaires, mais est devenue de plus en plus une réalité. :oops: ... tohiny
intelligenzia ( 23/02/2005 12:57)
Misy endriny roa karazana ny terrorisma hita teto Madagasikara dia ireto avy 1) Terrorisma asa fa tsy kabary: fanapoahana tetezana sy lalana, barazy 2) Terrorisma misoko mangina miampy taim-bava... tohiny
novalian'i cutie ny 18/03/2005 19:42
intelligenzia ( 22/02/2005 02:40)
http://www.noobwars.gr/forum/uploads/post-103-1086294986.jpg dia hisy ho tezitra indray ve nefa marina io? :) ... tohiny
hery ( 21/02/2005 12:18)
Efa nolazaiko teto ihany fa dia arakaraky ny toerana ipetrahany tokoa ny toetran'ny gasy aty andafy... ary comme d'hab hoe ny oul no hita aloha dia toa izao no fahitako ny Gasy any amerika avaratra (U... tohiny
novalian'i cutie ny 29/06/2005 20:35
booboo ( 16/02/2005 14:30)
nataoko ato fa tsy ary @ hatsikana sy lalao satria hita taratra eo @ fiainana an-davanandro eo @ fiaraha-monina ity raha ity. miala tsisy koa raha @ teny frantsay :°) C'est l'histoire de 4 indiv... tohiny
novalian'i pitchou ny 17/02/2005 18:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8225