Fiaraha-monina

xxx ( 14/10/2005 08:33)
ny tena moa efa zanaka aty ahoriana tsy de mahalàla inona intsony sady tsy hita izay zokiolona tena mahalàla ny fomba tokony hoarahina. Inona avy no tokony ho atao sy hiomanana ohatra raha vao hanga... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/10/2005 12:27
Herimiafina ( 10/10/2005 03:48)
Betsaka ireo zavatra iainantsika amin\'ny fiainana andavan\'andro no mampa-antitra antsika vetivety mihintsy (eo amin\'ny toe-batana io an). Raha atambatra ireo dia manome ny antsoina hoe \"stress\... tohiny
zefalah ( 02/10/2005 14:36)
tsy aiko zay asina an'ty soso-kevitra ity,ka de aleo ataoko ato...na tsy mety aza. fa!!! inona kay ny antony lehibe mahatonga ny jiro ao antananarivo tapaka lava? inona no tena antony? ary moa ve ts... tohiny
novalian'i pika ny 14/10/2005 12:52
Rainimaharavo ( 01/10/2005 14:10)
mba mangataka izay mahalala hoe ahoana ny fiantsoana an-tarobia an'i Fénérive-Est (indicatif sy ny code) misaotra betsaka.... tohiny
ponita ( 29/09/2005 13:22)
azo lazaina fa endrika iray @ prostitution ve ny fiarahan'ny gasy lahy na vavy amin'ny vazaha? na dia tsy mitononona fa ho mpivaron-tena aza izy! ahoana ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i diloo ny 26/10/2005 23:35
hps ( 24/09/2005 15:24)
slt!dhl anisany nampisy fitaitaina tao anatiny fotoana naharitra teto Bira ilay fanafiana mitam-piadiana izay niafara t@ fahalavoan'ny karana bijoutier iray teto antoerana herinadro vitsy lasa izay;na... tohiny
xxx ( 22/09/2005 05:49)
Raha eo amin'ny toeranareo mety ve ry zareo ny mampan,asa slip ny mpanasa lambanao , satria izaho dia mahita ary tena kivy be aho satria izy mianakavy dia ilay mpiasa avokoa no manasa ny slipny tena h... tohiny
novalian'i bozimanga ny 19/10/2005 13:19
Herimiafina ( 16/09/2005 04:31)
Zava-nitranga tato ho ato taty amerika avaratra. Misy mouvement antsoina hoe ''White Revolution'', avy any amin'iny faritra frontière Canada-USA iny ary dia mandrahona ny hamono ny mainty rehetra, ma... tohiny
Herimiafina ( 16/09/2005 04:27)
Zavatra mahavariana ahy aty an-dafy. Nitady trano aho hofaina indray andro izay dia be taraina be foana izay tompontrano notsidihiko satria hono nanana expérience ratsy tamin'ireo olona nanofa ny tra... tohiny
novalian'i bozimanga ny 19/10/2005 13:21
zefalah ( 13/09/2005 15:56)
manaona daholo ianareo ry ambany lanitra. refa nanao chat,za de tratran'lay olona tsy mahay miteny gasy,ary matetika izy io. lay fantanina. moa ve misy gasy tsy hiezaka mba hianatra teny gasy mihin... tohiny
xxx ( 11/09/2005 08:26)
tena mba tsy lasa kosa aloha e , aiza ve ka efa ela anie zany no nitranga e , ary ny tena masosotra @ izy ty dia nisy mihintsy KOLONEL iray nanangana societe na transport... tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 05:58
Herimiafina ( 09/09/2005 03:58)
Maro ny olona mipetrapetraka miafinafina, nefa manana traikefa varatra be azo zaraina, manana compétence favy be ary manana toetsaina mampandroso. Miafinafina izy ireny satria matahotra ireo tsike... tohiny
zefalah ( 02/09/2005 02:13)
nisy sipa nilaza tamiko fa hoe zanaka ambassadeur. refa nojereko tsara anefa ny momba azy dia mpianatra izy...olona tsotra otrana iany. lay mahagaga de ty...nolazainy fa izy hono afaka mande na aiz... tohiny
dakoma ( 26/08/2005 19:41)
Fa heverinareo llahy nga fa io ihany no valeurny vvavy?Nareo manao etsy sy ero tsy misy miteny hoe virja ve iny nanambady.Nareo manana io foto-pisainana io no tena Taliban. Rehefa tsy tia miala fa iz... tohiny
novalian'i tivinah ny 26/01/2006 13:52
Herimiafina ( 25/08/2005 15:44)
Maro ireo mpandinika sy olona ambony no tiako ho kianina kely eto amin'ity hevitra favy be iray ity. "Henjehina amin'ny toe-tsainy ny malagasy mba hilazana hoe izany no mahatonga ny fahantranareo". N... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 21:49
cristal ( 25/08/2005 14:34)
Maro tokoa ny vehivavy tsy virjiny tsony rehefa tonga eo @ fanambadiana,inona no antony hoy nareo maro ny sipakely ankehitriny no materialista ka baboan'ny bandy @ zany de manaonao foana;ka mihevitra ... tohiny
dakoma ( 25/08/2005 13:44)
Izahay bara dia efa tsy mangery anaty rano intsony. Rahoviana ianareo Merina mba ho afaka @ famadihana?Mba tsapanareo ve ny havoretrana misy @ io ? Tsy mifanaraka @ normen'ny fahasalamana mihintsy.Tsy... tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:43
jentilisa ( 23/08/2005 09:11)
Malaza amin'ny gazety maromaro mihitsy izao Ikelihorombe izao fa tsy hita izay tena marina. Sao mba misy afaka manazava ianareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 27/08/2005 22:28
vatsimpanahy ( 11/08/2005 09:01)
Manahoana daholo isika namana rehetra. Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ito satria mikasa hody any an-tanindrazana aho ao ariana kely ao. Ohatraninona isam-bolana eo kay ny budget tokony hanana... tohiny
booboo ( 02/08/2005 12:35)
Ahoana no fahazoanao an'io fomba fiteny mampalaza ny malagasy io ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 20:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1034