Tsy misy dikany na virjiny ny vehivavy na tsia.

1. dakoma ( 26/08/2005 19:41)
Fa heverinareo llahy nga fa io ihany no valeurny vvavy?Nareo manao etsy sy ero tsy misy miteny hoe virja ve iny nanambady.Nareo manana io foto-pisainana io no tena Taliban.
Rehefa tsy tia miala fa izahay mahita vazah foana.
novalian'i tivinah ny 26/01/2006 13:52
2. Herimiafina ( 26/08/2005 19:52)
Fa aiza no mbola misy virijiny e? Teneno amiko raha mbola misy izany vao afaka miresaka aho.
3. Veloo ( 26/08/2005 20:02)
:{:{:{
4. xxx ( 26/08/2005 20:22)
:{:{:{
5. babalahy ( 26/08/2005 21:20)
dakoma:

Fa heverinareo llahy nga fa io ihany no valeurny vvavy?Nareo manao etsy sy ero tsy misy miteny hoe virja ve iny nanambady.Nareo manana io foto-pisainana io no tena Taliban.
Rehefa tsy tia miala fa izahay mahita vazah foana.


Ny vazaha tsy mandraharaha an'ireny mikolopadopaka be ireny hono.
6. belletoujours ( 27/08/2005 11:07)
Tsy ny maha virja azy marina ny valerany e!Ny mahaizy azy ijerena azy fa tsy ao foana akory no tanjona.Misy koa ane tsy fidiny ho azy tsy naha virhja azy tsony e!mety violée izy oh de ahoana reny?
7. jentilisa ( 27/08/2005 14:37)
raha ny tena marina dia jerena amin'ny toetrany iainany amin'iny fotoana iny izy. fa tena mahavariana e! ny vehivavy no mitrotra kokoa mba hanala azy fa tsy ny lehilahy akory aza!
8. sipagasy ( 27/08/2005 15:16)
tsy mazava ny tian'i jentilisa lazaina
9. dakoma ( 27/08/2005 16:51)
Ny sex neh ka toy ny fihinanakanina.Misy tenda misy malaina.Tsy misy azo ametsiny,fa revy daholo izany.
10. fijo ( 27/08/2005 21:52)
miankina amin'ny olona io ka tsy misy hifanomezantsiny e
11. steeeel ( 28/08/2005 18:51)
Soa farimpiana vao mirehaka virijiny et non l'inversa
12. Veloo ( 29/08/2005 14:27)
:roll::roll:
13. sonwin ( 29/08/2005 16:24)
fa ahona moa zany no nahatonga io kozy io ry dakoma? nisy nitetika anao ho virja nga tany ho any?:)Efa nahita vazaha zany an
14. deghany ( 30/08/2005 11:46)
dakoma:

Fa heverinareo llahy nga fa io ihany no valeurny vvavy?Nareo manao etsy sy ero tsy misy miteny hoe virja ve iny nanambady.Nareo manana io foto-pisainana io no tena Taliban.
Rehefa tsy tia miala fa izahay mahita vazah foana.



mba omeo kely any ary zay e!!=))
15. deghany ( 30/08/2005 11:51)
fijo:

miankina amin'ny olona io ka tsy misy hifanomezantsiny e



zay!!:@
16. pika ( 30/08/2005 12:53)
ok dakoma ny lehilahy mitady viavy mbola ... nefa ataoko fa 0% aminareo lhl tsy nanokana ny tenanareo ho an'izay vadinareo
maro amianreo anefa no mbola mitsiriritra ny efa eny an-tanan'olona :-D
17. Veloo ( 30/08/2005 14:22)
:-D:-D
18. Herimiafina ( 30/08/2005 21:40)
:roll::roll::roll:8O
19. vahiny2004 ( 02/09/2005 15:32)
mba tian'i dakoma koa ity karazan-dresaka iray ity a
20. Veloo ( 02/09/2005 16:05)
vahiny :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5685