Tsy misy dikany na virjiny ny vehivavy na tsia.

21. ralaisa ( 02/09/2005 18:27)
Tsapako fa olon-tsotra tia miresaka ny zavatra hitany sy tsapany ity Dakoma ity.Mety tena hahaliana ihany ny hiresaka aminy mivantana fa ny tsapako fahavoazany fotsiny dia indraindray mi-choquer ny fomba firesany.
22. felicia ( 03/09/2005 00:43)
:roll::roll::roll:mbola izany foana ve ny dinika hita atao hatramizao le...misy tanora ntaolo be ato ka!!!
23. ralaisa ( 03/09/2005 12:01)
felicia:

:roll::roll::roll:mbola izany foana ve ny dinika hita atao hatramizao le...misy tanora ntaolo be ato ka!!!


Raha arakiny hevitro dia tokony azo atao tsara kosa ny midinika ny zava-drehetra.Samy hafa ny toerana sy ny kultura misy ny tsirairay,noho izany samy hafa koa ny fomba fijery ny tontolo iainana.
Any ivelany mety efa ho tara ny dinika toa itony,eto Dago kosa tena mbola ady hevitra mafana io.
24. felicia ( 05/09/2005 16:25)
azay angamba...:lol:
25. ralaisa ( 06/09/2005 13:06)
Any ivelany raha ny fahitanay azy @ film aty Dago dia tsapa fa ny vhv mihintsy indray no milalao ny lhl raha sex no jerena. Hita fa tena ataon'ny zareo fitaovana akàna plaisir fotsiny ny lhl. Ny loisirs tokoa moa samy manana ny azy ka tsy hitako izay tena hifanomezan-tsiny @ ity resaka ity.Raha ny eto Dago no jarena dia tsampako fa ilay tondro molotry ny olona no tena manasarotra ity resaka ity. Any ivelany angamba mety tsy mifampivaky loha firy ny olona, samy maka ho azy.
26. Veloo ( 06/09/2005 20:14)
oy i ralaisa oe:
Tsapako fa olon-tsotra tia miresaka ny zavatra hitany sy tsapany ity Dakoma ity.Mety tena hahaliana ihany ny hiresaka aminy mivantana fa ny tsapako fahavoazany fotsiny dia indraindray mi-choquer ny fomba firesany.

za tsy mino an'izany, tena ataon'ny mihitsy io mba hanadratra ny fon'ny gasy
27. deghany ( 07/09/2005 10:23)
ralaisa:

Any ivelany raha ny fahitanay azy @ film aty Dago dia tsapa fa ny vhv mihintsy indray no milalao ny lhl raha sex no jerena. Hita fa tena ataon'ny zareo fitaovana akàna plaisir fotsiny ny lhl. Ny loisirs tokoa moa samy manana ny azy ka tsy hitako izay tena hifanomezan-tsiny @ ity resaka ity.Raha ny eto Dago no jarena dia tsampako fa ilay tondro molotry ny olona no tena manasarotra ity resaka ity. Any ivelany angamba mety tsy mifampivaky loha firy ny olona, samy maka ho azy.


elà ty kou alou!!!! heheheheheh

28. Herimiafina ( 07/09/2005 19:37)
Veloo:

oy i ralaisa oe:
Tsapako fa olon-tsotra tia miresaka ny zavatra hitany sy tsapany ity Dakoma ity.Mety tena hahaliana ihany ny hiresaka aminy mivantana fa ny tsapako fahavoazany fotsiny dia indraindray mi-choquer ny fomba firesany.

za tsy mino an'izany, tena ataon'ny mihitsy io mba hanadratra ny fon'ny gasy



I Dakoma dia bandy complexé satria any aminy daholo ireo toetra ratsy rehetra noteneniny, ary ny tena loza dia tsy Bara akory ileiry (mora hita izany amin'ny psychologie an'i nedala).
29. fijo ( 07/09/2005 20:15)
ie tsy bara izy fa bar ka.ao daholo no miangona ny ratsy.
30. ralaisa ( 08/09/2005 10:49)
Herimiafina:

Veloo:

oy i ralaisa oe:
Tsapako fa olon-tsotra tia miresaka ny zavatra hitany sy tsapany ity Dakoma ity.Mety tena hahaliana ihany ny hiresaka aminy mivantana fa ny tsapako fahavoazany fotsiny dia indraindray mi-choquer ny fomba firesany.

za tsy mino an'izany, tena ataon'ny mihitsy io mba hanadratra ny fon'ny gasy



I Dakoma dia bandy complexé satria any aminy daholo ireo toetra ratsy rehetra noteneniny, ary ny tena loza dia tsy Bara akory ileiry (mora hita izany amin'ny psychologie an'i nedala).


Rehefa namaky ny zavatra rehetra nosoratany Dakoma aho ,ary nanao famotopotorana teto Antsirabe dia tsapako fa tena misy iDakoma.Haingo no anarany,bara valovotaka tokoa izy,panangona vokatra no asany,ranjanana sy manao karate tokoa ny llahy.
Tsy sahy nanotany azy ny aminy "Dakoma" aho.Raha mahita ny bikabikany ianao dia tokony tsy ho sahy. ianikoa.

31. Veloo ( 08/09/2005 18:02)
inona aloha izany dakoma zany e? o ry ralaisa a ary mba bogosy ve le bandy e? :-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 08/09/2005 21:37)
Toa tsy de bogôsy loatra ileiry ko.
33. Herimiafina ( 08/09/2005 21:49)
(Tohiny) Misy olona koa mangalatra identité, mety akamn'i Dakoma no mitonona ho Dakoma, sns. Fa sty tena ilay Dakoma originale fa USURPATERA DE TITRE DE DAKOMA.
34. mandrindra ( 12/09/2005 09:18)
koa raha samu haka titre ihany ve de dakoma no alaina le !!
35. fijo ( 15/09/2005 21:35)
eny wa letsy.
36. Herimiafina ( 15/09/2005 22:24)
Ka mety efa noresahan-dry zalahy tany izao ireny resaka tanterina eto ireny dia i Ra-Daks notomponkevitra kou.
37. fijo ( 16/09/2005 20:40)
ka izay koa no maha dakoma azy ko.atao irakiraka
38. mandrindra ( 19/09/2005 12:52)
efa raikitapisaka ao amin-dry zalahy ilay izy e !
39. Herimiafina ( 19/09/2005 22:00)
:-D:-D:-D:-D
40. Veloo ( 21/09/2005 17:08)
ie nareo rehetra no tena raiky tapisaka @ :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3489