Tsy misy dikany na virjiny ny vehivavy na tsia.

41. Herimiafina ( 21/09/2005 17:36)
Ka tsy misy dikany hono ny viavy na virja na tsia ko.

Aiza ary no mba misy viavy misy dikany e?:-D:-D:-D:-D
42. Veloo ( 21/09/2005 18:13)
ny vavy rehetra misy dikany sy haja doly eeeee:roll:
43. Herimiafina ( 21/09/2005 19:26)
F'hita hoa ry Veloo, nisy tsy nety kely tamlé formulation an'ilay lohahevitra, tokony hoe ''tsy misy dikany ny mahavirja na tsia'' fa tsy hoe ''tsy misy dikany ny viavy na virja na tsia''.

Hita mihintsy hoe Dakoma tsy mahay miteny gasy ofisialy le nanao an'ilay izy.:-D:-D:-D:-D
44. Veloo ( 22/09/2005 16:28)
:-D:-D:-D:-D:-D
45. deghany ( 23/09/2005 13:51)
inn ndray ary ty kôzy ato ty lé?!!
46. mandrindra ( 26/09/2005 09:32)
kôzikôzy ka, resadresaka, hoe vehivavy sy sipa, viraja sa tsy virja
47. deghany ( 26/09/2005 15:25)
hay v!!! de iza no virja? heheheh
48. mandrindra ( 27/09/2005 09:05)
atao inona aloha ?
49. deghany ( 27/09/2005 15:21)
atao inn ary?!
50. Herimiafina ( 04/10/2005 04:53)
Iza kou no andeha hiteny eo.:-D:-D:-D:-D
51. founy ( 15/10/2005 14:01)
za aloha tsy izy tsony e :oops:
52. bozimanga ( 19/10/2005 13:23)
izaho mbola virja satria t@ za mbola zazà
53. angelgirl ( 28/10/2005 11:55)
ny lehilahy mody tsy miteny eo nefa hita fa misy dikany aminy ny maha virja ny sipa iray!ra nareo ary no misafidy refa aka vady e?misy sipa roa ,ny iray virja ny iray tsy izy ,iza no alainareo?mety misy exception hoe ilay tsy virja no alainy fa ny ankamaroany angamba ilay virja daolo!
54. angelgirl ( 28/10/2005 11:56)
ny lehilahy mody tsy miteny eo nefa hita fa misy dikany aminy ny maha virja ny sipa iray!ra nareo ary no misafidy refa aka vady e?misy sipa roa ,ny iray virja ny iray tsy izy ,iza no alainareo?mety misy exception hoe ilay tsy virja no alainy fa ny ankamaroany angamba ilay virja daolo!
55. dnl ( 06/01/2006 22:46)
Marina zany alou, hafa ihany tokoa alou le mbola tsy nihinanan dry zalahy reny, mba reny alou no tena vady ideal rah amiko, ary mino aho fa ny lehilahy rehetra rehetra miray hevitra amin io fa tratra ny tsy azo anoharana fotsiny angaha de mody hoe,,, tsy kwa io na,,"efa tsy izy ntsony"", Hafa ihany lesy le mbola d origine reny aa:*:*:*:*:D:D:D=))=))=))
56. tivinah ( 26/01/2006 13:52)
Raha tena Malagasy ianao dia tsy tokony hanana izany toe-tsaina izany, ny antony dia izao, ny Malagasy dia manana ny fahendrena koa aminy raha ny maha-virjiny ny olona iray dia:
1°) mariky ny fahadiovana
2°) mariky ny fahaizana mitondra tena
3°) mariky ny fahamatorana
4°) mariky ny fitsinjovana ny fahasalamana
5°) farany no sady lehibe dia fitandrovana amin'ny aretiman-doza SIDA izay tsy mbola ahitana fanafana hatramin'izao, saingy amin'izao fotoana moa dia kely mahay zavatra ny tanora ka rehefa mahita exeperience any ampianarana na indrindra @ télévision, dia lasa mba manao kanefa mbola @fotoana tsy tokony ilana azy akory!
Atsipy ny tady eny antandroky ny omby, atsipy ny teny ao am-pon'ny mahalala.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6824