Fiaraha-monina
zandikely
(
21/03/2006 01:41)
Marina fa manana zo heneho ny heviny, ny tsy hafaliany sy ny tsy fankahasitrahany ny politika aminy fireneny ny tsirairay. Somary gaga ihany raha mahita ireo tanora frantsay manao fihetsehana,ny fomb...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 10:23
mino
(
20/03/2006 06:49)
maro karazana ny olona mpiara-monina amintsika.
Ohatra raha resaka findramam-bola:
- misy ny olona , na manana izy na tsy manana dia fomba fanaony ny mindram-bola, matetika izy ireo mamerina ihany.
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:49
jon
(
18/03/2006 11:08)
manahoana daholo isika rehetra ato @serasera !
saika mba hila havitra @ nareo namana !
ahona no tokony hataoko @ ny bisikletako ; ny olona ao ampiasananay rehefa andeha hivoaka de ny bisikiletako fo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/03/2006 05:56
madagasikara
(
16/03/2006 18:42)
Manao ahoana daholo,
Na hatreto amin'ny internet avy ve dia miavona isika gasy aty france. Mampalahelo ihany!
Gaga aho satria henoko fa tsara ity site ity ary tsy nisalasala intsony ny hiditra ho mp...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 06:41
dadabe
(
15/03/2006 05:05)
miarahaba antsika rehetra e!
Mino aho fa ato no tokony hametrahako ity .nahatsikaritra aho r'izareo fa tatoato izay dia sahala @ tsy misy namana tsy mahafantatra tsara ny tena fiarahamonina eto @ s...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 15/05/2006 07:17
xxx
(
11/03/2006 21:50)
Tsy misy maharatsy ny famadihana ary fomba gasy efa nentim-paharazana NEFA hitako sy tsapako fa efa mihasarotra ny fiainana ankehitriny,misy ny fianakaviana sasany midi-trosa mihintsy noho io fomba io...
tohiny
novalian'i titis ny 22/10/2006 00:05
Fiffi
(
11/03/2006 14:58)
tsy aiko aloha raha eto no tokony hasiako an'ity fa dia io fa dia miadry anareo zany aho raha mila toro-hevitra mikasika @ ireto manaraka ireto ianareo , zavatra fampihasaiko avokoa izany ary nahitako...
tohiny
novalian'i titis ny 20/10/2006 19:30
hery
(
08/03/2006 09:01)
Mahagaga ahy ny mahita hoe faly sy mirehareha ery ny vehivavy rehefa mandre hoe 8 marsa dia andro natokana ho azy ireo. Tsy mifanohitra amin'ny fitovianjo dradradradraina hatramin'izao ve ny fanekena ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2006 19:46
jentilisa
(
27/02/2006 06:59)
Nisy lozam-pifamoivozana nahatsiravina tamin'iny lalana nampitohy an'Antananarivo sy Moramanga iny. Nisy fiara citerne nitondra kerosena 30.000 litara maty teo ambonin'ny fiaran-dalamby tany akaikin'i...
tohiny
novalian'i RALANTO ny 16/04/2006 09:30
jentilisa
(
24/02/2006 14:07)
Dia manahirana mihitsy ny mitranga amin'izao fotoana izao. Ary tsy fantatra na ahoana fa dia misy ny kinga amin'ny fanaovana azy io eto MAdagasikara. Efa fahita ihany moa izany any amin'ny sehatra sas...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/02/2006 05:20
Fiffi
(
23/02/2006 10:26)
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 17:06
tovolahy007
(
19/02/2006 02:25)
Manahoana
Salama tsara ny filoha t@ izy hitanay tao Las Vegas .Nijery Elton John izy sy ramato vadiny t@ io.
Hay tsy marina akory ny resaka mande any Madagasikara fa marary izy.
Mirary fahasalamana...
tohiny
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 21:17
Fiffi
(
16/02/2006 21:08)
Iza no mba mahay milaza ny momba ny Fianakaviana: ohatra voalohany dia ny hoe inona no filaza ireo Dadabe sy Nenibe taloha izany an! alohan'ny dadabe sy nenibe . Dia atomboka koa ny zafikely
Izany ho...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2006 20:45
Vahinala
(
13/02/2006 06:27)
Sali daoly ny akama rehetra an, zay fa efa tonga eto Mada e d misaotra betsaka izay nirary soa dia Andriamanitra anie hamaly fitia anareo, d zao, nalahelo be anareo rehetra mintsy za zany e:cry::cry::...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2006 04:32
lapino
(
11/02/2006 19:24)
Ahoana kay ny eritreritsika momba an'io galanterie io, raha tsikeraina ny hevitra na toe-tsaina mahatonga azy? Ohatra ny zavatra mandeha ho azy amin'ny fiainana andavanandro le izy, fa mba fomba ka at...
tohiny
novalian'i lapino ny 15/02/2006 15:55
LazaRandri
(
10/02/2006 01:04)
Tsy natao hanimba ny fiaraha-monin'ny avy any an-dafy sy ny eto an-toerana akory fa entina hitsikiana fotsiny ihany. Noho izany aoka tsy hisy ahatsiaro tena ho cible e!
[u]Bandy avy any an-dafy sy...
tohiny
novalian'i tslem ny 01/07/2007 06:50
Vahinala
(
02/02/2006 21:06)
Miarahaba ny namana rehetra eto am serasera, mba manoratra ity dinika iray ity aho satria nahafinaritra tokoa ny fiarahana teto hatramzay na d vao haingana aza aho no nahalala ity sehatra iray ity, ts...
tohiny
novalian'i nani ny 12/02/2006 17:15
diamondra27
(
02/02/2006 07:48)
Raha hiainga any Madagasikara ny olona taloha de omena tso-drano fa handrato fianarana etc...
Ankehitriny anefa noho ny adin'ny fiainana de misy ihany ireo mandrato fianarana ara-dalàna ary misy iha...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 10/04/2006 20:28
pissoa
(
31/01/2006 17:49)
Ahoana kay no fandraisanareo izany hoe mihatsaravelatsihy izany. Dia ratsy foana ve izany?
Ho avy amin'ny manaraka ny anton'ny fanontaniana raha ilaina :wink:...
tohiny
novalian'i Veloo ny 07/02/2006 16:57
xxx
(
31/01/2006 13:38)
mba mila hevitra avy aty @nareo namana , inona kay no mahasamy hafa ny divorce sy ny separation,?, raha tsy t hanao divorce fa separation fotsiny v d misy taratasy na karazana ordonnance v azo ,mba at...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 07/02/2006 07:09