Fiaraha-monina
xxx
(
24/04/2006 05:59)
Slt doly
mbo saika hanontany aho hoe aiza kay no ahitanaireny agence mannequin ireny dia hatramin'ny firy metatra no raisiny raha ohatra'ahy izao 1m 63 46 kg dia ahoana ,inn sy inn no tokony hatao ...
suite
répondu par pitchou le 02/05/2006 23:54
xxx
(
23/04/2006 17:33)
hono hoa ry zareo , ahoana no mba hevitrareo , nisy namana mpanao trano , manana entreprise ilay olona ,dia mba nikasa hanao trano zany , dia teny , nandeha daholo ny resaka ...
suite
répondu par kala le 02/05/2006 04:49
Fiffi
(
21/04/2006 16:04)
Nisy mpivady lasa tonga tany Dago ka raha nandeha namangy ity anabaviny ity lhl sy ny vadiny dia nohetin-hatezerana ity vadiny ka niteny hoe "tsy rariny kosa izao hataonao izao satria izao no hatao ho...
suite
répondu par xxx le 20/05/2008 13:07
Nadya
(
21/04/2006 11:13)
Ceci est vrai :
Le cancer de sein !!!!!!!
Il s'agit de l'explication d'une des origines du cancer du sein.
C'est une specialiste en biologie cellulaire qui l'a ecri...
suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 09:35
tiatsara
(
19/04/2006 14:00)
Mahonena, mahamenatra, tsy mampino :
androany no nisehoan'izany tantara mampalahelo izany : niady izy mivady, nentin-drangahy rainy niteraka azy ilay zazalahy kely 3 taona tsy manantsiny, rehefa nato...
suite
répondu par ari.malala le 24/04/2006 08:32
xxx
(
16/04/2006 18:17)
Tsy dia mahay milalao intsony ny ankizy ankehitrio HAFA NY TALOHA!!tao ny fangala-piery ny bande sy rôle ny tomobile kapoaka ny papango rivotra ny kivarivary ny tantara vato na ny kilalao diavolana s...
suite
répondu par naritsimba le 15/05/2006 15:58
soanja
(
15/04/2006 11:40)
Nisy namaky ny fasana na fianakaviana iray tao Anjanahary. Tsy nisy nampandre ry zareo fa nidanadana tao ny varavaran'ilay fasam-pianakaviana. Raha tsy nisy olona hafa nandeha namangy ny fasana hafa n...
suite
répondu par ari.malala le 19/04/2006 06:56
4mimananelatra
(
14/04/2006 13:04)
Asa isika izay mahatsikaritra fa any @ faritany toy TOLIARY, MAHAJANGA, MORONDAVA,TOAMASINA...dia ny toerana fivoahana dia barika na tapaka barika dia misy olona karamaina manary azy ireny eny amoron...
suite
répondu par Fiffi le 17/04/2006 04:28
xxx
(
14/04/2006 12:01)
Aleo angamba io hiran'i GRAND MAITRE io no hitondràko ny dinidinika e !si tu es riche tout le monde est là ...mais si tu es pauvre les amis s'enfuient ...MARINA TOKOA IZANY!! fa dia nahoana tokoa re...
suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 09:48
bimanoa
(
14/04/2006 04:32)
Tsy hay ny tsy hisaotra antsika namana ato amin' ny serasera izay nidodododo nampionona sy nampahery anay nohon' ny famoizana ny rainay tamin' ny alahady lasa teo,
Mana-namana tokoa manana anareo ary...
suite
répondu par xxx le 18/04/2006 04:27
fanantenana2003
(
12/04/2006 12:40)
handeha ho any madagasikara izahay aminy volana jona sy juillet io hamonjy famadihaha, donc ny conjoint-ko sy ny zanako dia handeha ho any koa, matahotra ihany anefa nytena momba an'ireo zavatra nises...
suite
répondu par zandrikely le 23/04/2006 17:36
dadabe
(
10/04/2006 03:47)
Raha hifandao isika izao
moa dia ho kivy fo
O sanatria fa andrandrao
ny mbola hiaona soa
mandrapihaona indray anie
veloma soa zareo
hifankahita indray anie
masina ianareo
ny tanatsika ...
suite
répondu par Penhell le 21/02/2009 21:40
LazaRandri
(
03/04/2006 00:08)
Raha misy bandy roa lahy mpinamana dia tsy mampaninona ny fiarahamonina satria hono akama bonnn.
Fa izao e! Maninona rehefa misy bandy sy sipa mpinamana be toy ny mpianadahy dia lazaina fa mpisipa fo...
suite
répondu par kiadi le 20/05/2008 14:05
akamatiana
(
02/04/2006 18:38)
[b]Mhagaga ahy sy mahavarina
Ianao izay misoloky ho Akamatiana
Marina fa ny PS tanim-boanjo
Nefa ny ps-ko houn nataonao firesahana tsy fampiseo masoanjo
Ka ho anao namako, izao no ambarako kely...
suite
répondu par Aino le 19/05/2006 09:09
explosion86
(
31/03/2006 08:03)
betsaka no mitaraina fa itsika mponiny gasikara dia olona miavona...
suite
répondu par zanany le 28/11/2006 17:45
ravatorano
(
30/03/2006 11:40)
Hita fa tena hadino tokoa ny fomba fanisana ny andro sy volana malagasy ary maro amitsika no tsy mahalala miitsy hoe aoana sy aoana ny famaritana ny andro sy volana malagasy ho lmasa taoana iray.
Nan...
suite
répondu par Fiffi le 03/04/2006 04:54
xxx
(
29/03/2006 21:21)
Misy madama efa zokinjokiny izay nitantara zavatra tamiko fa tena tsy mampino ahy. Nisy olona 2 niantso azy @ telefaonina hono, tsy mitonona anarana an ! fa mitatitra fotsiny hoe ny vinantonao vavy ma...
suite
répondu par Fiffi le 02/04/2006 05:08
toubib
(
27/03/2006 13:09)
Hono ho aho, mety efa voaresaky ny sasany teto ngamba izy ity, saingy mety tsy hitako.Tany amin'ny taona 1999 tany zah mba nameno ireny "green card" ireny saingy tsy nandoa ilay vola takiany klou. Ta...
suite
répondu par Fiffi le 29/03/2006 11:11
Herimiafina
(
26/03/2006 22:38)
Ahoana ity e!
http://reopen911.online.fr/?page_id=7
8)...
suite
répondu par Fiffi le 04/04/2006 10:56
xxx
(
24/03/2006 06:47)
Miarahaba antsika rehetra!!
Saika mba hanontany aho hoe: Mba misy toerana fitaizana be antitra ve tsy Lavitra an'antananarivo (karazana maison de retraite médicalisée) ?
Fantatro hoe tsy eken'...
suite
répondu par Veloo le 26/03/2006 02:20
