Fiaraha-monina
ravakamalala
(
06/07/2006 08:15)
Tantaraiko zavatra nareo, sady nihomehy aho no nisendaotra!!
Nisy olona hono taty frantsa, nametraka auto collant tam pare brise aoriana hoe "t'approches pas trop, suis pas PD." (teo aho le nihomehy)...
tohiny
novalian'i MTN ny 10/07/2006 13:27
xxx
(
05/07/2006 09:37)
Resaka depense mariage
Ahoana kay no tokony normale, nareo vevavy ve manaiky ra sanatria ka nareo doly no asaina miantoka
Ra ny eritreritro matsy de tokony ny lehilahy doly no iantoka...
tohiny
novalian'i beby2 ny 28/06/2008 09:40
Aino
(
04/07/2006 15:59)
misy ny namana ato mila fa maditra olona maditra aho.
fa anga moa rehefa hita hoe sexy dia midika fa maditra!! saode diso hevitra aza ianao mieritreritra any izany!! satsia izaho sexy be fa endry be....
tohiny
novalian'i Aino ny 08/07/2006 09:26
xxx
(
03/07/2006 17:15)
misy mpivady roa zany mpivavaka nefa ny ray @zareo reo manao sipa, de nefa zareo isakiny alahady mandea mivavaka fona de mandray fona zany le raika mpanao sipa iny satria mataotra an-dravadiny kanefa ...
tohiny
novalian'i cutie ny 05/07/2006 18:26
lemenakely
(
03/07/2006 15:58)
Raha mahatratra olona 2 eo am-panaovana firaisana ianareo dia inona no ataonareo ? .:°):°)...
tohiny
novalian'i fasaly ny 08/07/2006 06:22
soasoafy
(
03/07/2006 11:22)
Mbola manjaka @ zao fotoana v le fomba fitenin'ny ntaolo taloha miendrika fanaratsiana toy izao:
Basin'ariary fito; takatra lany atody;.....
Si oui, karazan'olona ohatra ny in no mbola mampiasa na m...
tohiny
novalian'i MTN ny 03/07/2006 14:30
hery
(
03/07/2006 05:40)
Eritrereto hoe misy mpivady iray samy tena namanao daholo izy mivady. Dia indray andro ianao sendra nahita ilay ramatoa (na ilay rangahy :-)) nifamihina sy nifanoroka tamin'olona anakiray hafa...
I...
tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2006 20:26
kala
(
03/07/2006 04:53)
Afaka miverina sy mitafa eto amin'ny serasera ndray ny tenako ka faly miarahaba antsika rehetra namana sy tapaka.:D:D:D:D:D:D:D
Misaotra tamin'ireo teny mamy tamin'ny fotoana nifandaozana teto.(l) (...
tohiny
novalian'i kala ny 11/07/2006 06:04
Fiffi
(
01/07/2006 17:08)
Aty Lille aho @ zao fotoana izao ka raha nanatrika ny fiharabana nataon'ny "Mr le Maire" nohon'ny fitsingerenan'ny ASARAMANITRA izao dia hoy izy:
-Faly ny tenako milaza anareo fa ireo ankizy nih...
tohiny
novalian'i ds ny 03/07/2006 10:12
lapino
(
01/07/2006 08:50)
Ny ekipam-pirenena frantsay amin'ny baolina kitra, ohatra ny hoe tsy défi amin'ny adversera na amin'ilay tournoi no ataon-dry zareo fa défi amin'ny fiaraha-monina misy eo amin'ilay firenena!
Ilay ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 10/07/2006 11:20
xxx
(
29/06/2006 22:58)
adalan'io raha io ny fiarahamonina Malagasy:
tratra ambodiomby, vodiondry, mifanolo-bodirindrina, vodiakoho, tsy loa-body, vody andro merika,... :°)...
tohiny
novalian'i booboo ny 30/06/2006 09:25
hery
(
27/06/2006 12:57)
Eritrereto hoe mandeha manaraka ny tambohon'Ambohijatovo iny ianao. Dia misy bandy mivalandrano mitodika any amin'ny tamboho. Misy soratra eo ambony hoe Rarana mafy ny manao maloto eto.
Inona no at...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 12/07/2006 08:49
soanja
(
26/06/2006 22:30)
Hono hoy aho azafady mba ampio kley aho amin'ity hevitra ity:
Misy an'izay mpivady izay hoy aho namanay any Dago. Ilay ramatoa moa izany no tena akaiky anay mivady fa ilay rangahy eo ho eo ihany. I...
tohiny
novalian'i prime ny 30/06/2006 12:59
Aino
(
26/06/2006 09:58)
tsy hitako hintsony ity izay hatao marina fa tao mafana laotra, ny tena koa efa zatra ny hatsitsika teo aloha!!
atoandro ny andro tao tsy azo hivohana ny trano raha tsy hoe ande ho eny @ plage ihany ...
tohiny
novalian'i prime ny 28/06/2006 08:06
hery
(
26/06/2006 09:58)
Eritrereto hoe ao anaty bus ianareo na ao anaty taxi-be (na aiza na aiza). Dia misy bandy miditra dia mipetraka (na mitsangana) eo akaikinareo. Dia rehefa mandeha elaela dia hitanareo ny tanany (somar...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 17:05
Fiffi
(
26/06/2006 06:25)
Dia faly miarahaba antsika rehetra tratrin'ity fête de l'indépendance an'i Madagasikara ity indray .
Ho ela velona anie Madagasikara
Ny Tompo anie Homba sy Hitahy lalandava an'ity Nosy mamin...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/06/2006 12:03
Fiffi
(
25/06/2006 07:28)
[img]http://membres.lycos.fr/sgenerator1/06/Glits_bc6f716b19d048da78317a3e527a9970.gif[/img]
Dia ho avy tsy ho ela ity ny fotoana handehanana vakansy ka de [b]bonnes vakances[/b] daholo ary an! :...
tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 11:52
pissoa
(
23/06/2006 13:13)
N/Misy resaka lava be atsy ambadika atsy momba ny homosexualite.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4498f79c098da
Ny hevitra tena nivaingana ao amin'io resaka homo io moa dia ny ...
tohiny
novalian'i prime ny 30/06/2006 11:10
cutie
(
22/06/2006 22:44)
Misy olana eo @ fiarahamonina ve ny mahita vhv mipetra-drery fa mananjanaka nefa tsy manambady?...
tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 10:32
xxx
(
18/06/2006 17:32)
Ahoana kay ny reaction-nao raha toa ka mandeha eny an-dalana ianao:
- amin'ny andro atoandro mafana be,
- ianao avy nandeha an-tongotra, atao hoe lavidavitra kely nandreraka,
- ianao noana be,
- a...
tohiny
novalian'i cutie ny 23/06/2006 19:19