Fiaraha-monina

cutecaramel ( 18/06/2006 09:25)
Ianareo ve mahafantatra lehilahy gasy tsy mifora? na amin`iroe mipetraka an`ivelany aza? ... tohiny
gasy4ever ( 16/06/2006 09:02)
Manao ahoana daholo ! Mba omeo sopapa (teny famangiana araka ny fomba gasy) ny tenanay satria hamangy manjo namana nodonampahoriana. Dia misaotra mialoha ... tohiny
soanja ( 15/06/2006 23:12)
Hono hoy aho azafady mba omeo hevitra anie aho fa miady saina mafy. Ilay resaka vehivavy miasa ao aminay ihany ity, izay mitady handrava ny orinasa iray manontolo satria azony ny fon'ny zaodahiko. Ny ... tohiny
novalian'i soanja ny 20/06/2006 00:01
little ( 14/06/2006 10:03)
:lol: mitady namana ho any @ pole sud!!!!:lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 13:34
LazaRandri ( 14/06/2006 05:58)
[img]http://fuckfrance.com/images/i888/16395.135eurabia.jpg[/img]... tohiny
novalian'i xxx ny 23/06/2006 15:02
brahmann ( 08/06/2006 05:04)
Sali daholy, Za mba manam-pikasana ny iondrana any Afrique du Sud any, ka ra mba misy gasy afaka mifanampy amiko, mba mifampidinidika fa izany hono no maha mpinamana dia mba manorata aty amiko! dia... tohiny
amleoui ( 07/06/2006 11:43)
D ho rariny v? Mbola milaza matiantoka iany n transporteur fa tsy mahaonitra n vidin reparation s entretien hono n vola miditra aminy nefa r zareo mahita recette 200000fmg....300000fmg eo ho eo isanan... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:13
peta86 ( 05/06/2006 06:56)
Inona ny avantage ny "clan" sy ny Incovenient, fa tena shiran-tsaina aho fa tsy mety vohavaliko ny momba anio? Dia misaotra betsaka antsika ato @ Namana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 05:14
cutecaramel ( 04/06/2006 22:51)
ianareo ve mahafantatra lehilaly gasy tsy mifora?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:53
hery ( 03/06/2006 08:29)
Zavatra miverimberina foana ity zavatra lazaiko ity... angamba tsy dia misy lanjany loatra ho an'ny sasany kanefa mba ilaina ihany koa averiko indray. Resaka fahalalam-pomba ilay izy. Inoako fa mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2006 19:30
Fiffi ( 03/06/2006 05:18)
[b]Mirary soa antsika rehetra tsy misy ankanavaka[/b] -Mirary soa ho an'ireo ray aman-dreny. -Mirary soa ho an'ireo nahazo fara sy dimby. -Mirary soa ho an'ireo mpivady. -Mirary soa ho a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:17
andry44 ( 02/06/2006 15:50)
Niteraka resabe teo anivon'ny haino aman-jery tany Dago sy teo anivon'ny diplomatia frantsay Madagasikara mihitsy aza ny fandaharana iray t@io Faut pas rêver io volana vitsivitsy lasa izay! Tonga ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:52
soanja ( 02/06/2006 15:18)
Misy an'izay ankizivavy izay hoy aho nampidirina miasa ao amin'ny orinasa iray. Ny antony nampidirana azy niasa tao dia satria mahantra be izy ka sahirana be ny RAD fa tany ambanivohitra foana ry zare... tohiny
novalian'i vale ny 06/06/2006 07:24
bobone ( 02/06/2006 12:18)
fa hono oah! ny olona no mandainga fa tsy mety milaza ny marina e!... tohiny
novalian'i ralos ny 21/06/2006 07:11
dadabe ( 30/05/2006 09:32)
ho fanomezana fahafam-po ny namana dia :snif::snif: :D:o8):P:twisted::!::arrow:(l):/:^):evil::-*:)8O:lol::oops::roll::?::}:-D:-D:{^^:*;-):-o:-P8-):°):idea::wink::cry::x:? famaranana :snif::sni... tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 02/06/2006 13:25
diamondra27 ( 30/05/2006 06:17)
ary misy olona manana psychose mihitsy ato @serasera fa na namana vaovao na namana efa ela dia velompanontaniana hoe: diamondra27 ihany ve no dadabe?... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/06/2006 15:15
ari.malala ( 30/05/2006 04:42)
:D:D:D:D lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra, ka dia an-kafaliana tanteraka no ilazako aminareo namako rehetra eto amin'ny namana serasera fa handeha kely aho afaka roa andro, izany hoe ny ala... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 07:08
Fiffi ( 29/05/2006 12:50)
Raha manana namana ianao , dia matoky azy ianao , de miresaka aminy , de mitantara ny zavatra manjoa anao. Normal daholo zany satria izany no maha-mpinamana anao azy. -Saingy hatraiza , na misy f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:09
jentilisa ( 26/05/2006 13:24)
Naresaka be teo Antananarivo androany ny zava-niseho androany dia ny fifampififiran'ny polisy ny ny jiolahy teny Ankorondrano izay nifaramparana tao amin'ny tokotany malalaky ny Courts sy ny Cora moa ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:10
boubounezy ( 25/05/2006 10:21)
refa mandinika ve nareo dé tsy itanareo fa fiarahamonina kou eto @ sera2 fa na miresaka eto aza mila mitanjina bé @ lé wé tsy oull ray iany no miditsa eto???:lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3449