Fiaraha-monina
bilakarenjy
(
14/09/2006 15:58)
Misy tranga iray mampalahelo niseho tamin\'ny fianakaviana iray ity mba hilaina fanampiana aminareo .
Nandeha tany Dago ity fianakaviana iray ity dia izy mivady sy ny zanany iray mbola kely .
Ny mah...
suite
répondu par Fiffi le 01/10/2006 20:28
hery
(
13/09/2006 16:18)
Nareo ve mba sendra an'ireny olona qui-sait-tout ireny? De inona no tokony hatao rehefa miresaka amin'izy ireny? Indraindray aloha tena misy zavatra hainy be mihitsy... ary tena mpiasa be izy amin'in...
suite
répondu par prime le 08/11/2006 07:43
velosoa
(
12/09/2006 15:02)
Misy zavatra mitranga ao amin'ny orinasa lehibe iray eto tana. Hatramin'izao anefa tsy hita hoe ahoana na ahoana ny tena fandehany. Dia avela ho afa-maina ve ny mpanao ratsy ?
...
suite
répondu par prime le 20/09/2006 11:16
Fiffi
(
12/09/2006 08:07)
[b]Saro-pady ny ain'olombelona[/b]
Efa tsy tahotra tsy henatra intsony ny ray aman-dreny sasany ankehitriny, fa dia ny menaky ny ainy mihitsy no zary sahiny ariana etsy sy eroa. Tao anatin'ny ha...
suite
répondu par prime le 20/09/2006 11:12
xxx
(
12/09/2006 08:00)
HONO HOA RY RETO TOKONY HANDEFITRA FOANA VE NY VINANTO N'inona n'inona ataon'ny zao-bavy sy ny rafozany azy de tsy mahazo mitaraina @vady fa hoe mampiady mba hazavao ny hevitrareo@izany...
suite
répondu par vahatra22 le 24/10/2006 14:10
ralevha
(
11/09/2006 14:36)
:@ mba ahoana kay ny hevitrareo @ ireny olona manakorotana&manao fihetsika mamoafady imasom-bahoaka ireny.Ohatra omeko anareo ny eny @ay eny rehefa mamo ry zalahy dia manimba & mitabataba aokizany ts...
suite
répondu par Fiffi le 17/09/2006 07:07
rabaradaka
(
09/09/2006 08:09)
Matetika dia ny any an'indran-tany foana no atao ohatra rehefa miresaka fampirafesana, ohatra ny Antandroy dia manambady 7 ny tena mpananam-bola. Fa tsy hitantsika angaha ity fampirafesana tsy hay laz...
suite
répondu par cabot le 17/11/2006 23:38
zanako
(
05/09/2006 11:19)
Ahoana ny mba fifandraisanareo amin'ny rafozanareo? Ny ahy aloha an! manao anandrony e! rehefa te-hiresaka izy meresaka rehefa tsy te hirsaka izy miavonavona ? Ka mba tiako ho fantatra ny fifandraisan...
suite
répondu par prime le 18/09/2006 15:26
lolabe
(
05/09/2006 09:45)
Mba ampio za ry zareo a, mitady mpanampy ao antrano tena maika be mihintsy za, ankizy vavy eo @ 15 taona ka h@ 22 taona eo, avy any ambanivohitra fa tsy avy eto @ ville, 75 000 fmg ny karamany, zaraza...
suite
répondu par mion le 27/06/2011 13:40
fek
(
04/09/2006 12:07)
fiteny matetika ny hoe mirary soa raha misy fisehoan- javatra iray, indrindra anie ka nahafaly ilay izy. fa manitikitrika ahy ny filaza hoe "félicitation" amin' ny teny malagasy...
suite
répondu par ninih le 06/09/2006 12:48
Fiffi
(
01/09/2006 17:32)
[b]FALIFALY[/b]
[b]Faly aho
Ary ianao ?
Maninona moa ?
No tsy toy izany koa ?
Hafaliana tsy homby tratra
Sady tsara no tsy maratra
Ity fo feno hafaliana
Fa nanjavona ny hakiviana
Fali...
suite
répondu par Fiffi le 04/04/2007 14:19
kitjo
(
31/08/2006 17:10)
Mba tafiditra anatin' ny hofidiana ihany ny antsika ka isika izay mba mahita fiovana ary manana acces @internet, mba iriana mba hifidy satria 4% ihany no vote ho an' i Afrika nohon' nytsy fananana Int...
suite
répondu par fiderana le 02/10/2006 07:47
heribe
(
31/08/2006 12:53)
salama daholo e!
mbola zanatana ihany ve isika @izao fotoana izao sa ahoana fa toa manjakazaka be mihintsy ireto vahiny eto @tanana ireo?
...
suite
répondu par prime le 20/09/2006 09:16
tsanga
(
31/08/2006 10:01)
sao de misy mahita fanafody antsoina hoe sporanox fa ilaina maika eto mada e efa tsy fampiasa sao misy matahiry...
suite
répondu par Fiffi le 11/09/2006 11:49
ravatorano
(
30/08/2006 07:46)
Habibiana
Novonoiny ny zanany dia nananton-tena izy
Noho ny adiny tamin'ny vadiny dia novonoin'ity raim-pianakaviana ho faty aloha ny zanany vao notaperiny ny ainy. Hafatra an-taratasy no napetran...
suite
répondu par rivodoza le 25/09/2006 12:22
Fiffi
(
29/08/2006 10:01)
Nahita article zay zah milaza ny fandehan'ny fangatahana visa hankanesana aty ivelany.
-Ny tena marina dia ny Malagasy dia tia mandray vahiny .
-Ny Malagsy dia tsy miteny hoe "[b]etrangers[/b] i...
suite
répondu par titis le 22/10/2006 00:12
lapino
(
27/08/2006 12:55)
Nahita reportage t@ france ô zay ah teo, niresaka Sainte Marie. Ny fomba firesak'ilay mpanao gazety dia ohatra ny hoe an'i Lafrantsa izany ny nosy Sainte Marie. Misy tsy azoko ny tantara, hoe inona n...
suite
répondu par prime le 18/09/2006 14:51
booboo
(
23/08/2006 13:19)
Efa in-3 nandeha angamba ty raha ity fa tsy quoi fa averiko fan'efany ndray :-D.
Zarazarao eto hoe ny tantaran'ny pseudo-nao ? inona no antony nisafidiananao azy, inona no dikany, sns...
:wink:...
suite
répondu par prime le 18/09/2006 14:19
rabaradaka
(
17/08/2006 10:31)
Tena tsy lasa intsony ny fako eto amin'ny tanàna e, tena tsy lasa, dia lazao hoe angaha ny commune no manao an'izany ! Aleo rangahy hitadiavana hevitra ny handaminana ny tanàna fa tena afabaraka mih...
suite
répondu par prime le 22/08/2006 11:51
pissoa
(
12/08/2006 15:33)
Fomba mahazatra ny ankabeazan'ny olona rehefa mandeha elaela ny ady hevitra, ny mamadika ny resaka hifantoka na amin'ny olona iadiana hevitra - na hitsikerana azy fotsiny :-D:-D:-D
Eto amin'ny foru...
suite
répondu par xxx le 27/08/2006 19:20
