Fiaraha-monina

xxx ( 11/10/2006 14:57)
efa t@ le 04 le vaovao fa apetrako ny fanontaniana: iza no mahalala ny momba izany menaka rongony izany? De atao inona, fanafody sa rongony sa inona http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&i... suite
répondu par diamondra27 le 22/10/2006 19:51
oufouf ( 11/10/2006 07:31)
lasa eritreritra ihany aho sady ohatran' ny gaga : fa maninona kay ny vhvy [b]sasany[/b] refa mbola tanora sady tsara tarehy no tsara fanahy , no tsara toetra , no tsara é (l).....fa refa miahantitra... suite
répondu par Fiffi le 13/10/2006 20:07
salmo ( 05/10/2006 18:23)
Tena map:-Dmintsy rehefa mandinika anireny sipa mila resadresaka sy ''Confianza'' nefa tsy dia tena milay:P:P... suite
répondu par belaza le 17/10/2006 11:47
Aino ( 03/10/2006 12:29)
izaho mahita fa misy hireo olona tsy tia mijery ny sariko, sy tsy tia ahy, nefa tao vao maika lasa be dia be ny sary. asa zara aza aloha mba tsy niverina ilay taloha be vava sy mila ady hireny ko!!fa... suite
répondu par Aino le 10/10/2006 10:30
diamondra27 ( 03/10/2006 10:25)
gaga aho ho'aho fa ohatran'ny olona manana bacc+5 na teraka t@ 1936 daholo ny ankamaroan'ny olona hitako @ momba azy. Mba tena miteny ny marina ve izy ireo sa ahoana ny hevitrareo?... suite
répondu par cutie le 23/10/2006 17:51
ravatorano ( 02/10/2006 06:16)
Gaga b ny nahita tovolahy nifamaly tamin ny olona lebebe iray omaly.Ny anton ilay fifamaliana izany lasa ady saritaka sy savorovoro b teo analakely dia izao : notenenin ilay razoky ilay zandrikely mba... suite
Aino ( 01/10/2006 12:41)
aleoko ihany hoa mahita gasy maloko koa izay mahita vaza viretra fa misy ny sasany tena mampandoha dia ny eo ihany, mba manana ny maha izy azy ihany nefa ny faha dihovana sy ny sns tsy zarizary fa fof... suite
répondu par belaza le 17/10/2006 11:56
nyfitia ( 30/09/2006 10:30)
Salama daholo eh Mino aho fa tsara ny namana rehetra ato @ serasera ity misy vaovao hafa kely eh tandremo ihany ianareo tovovavy ,mitady vady vazaha ity fa efa misy tambazotra vaovao niforina any h... suite
répondu par Fiffi le 10/10/2006 19:36
ravakamalala ( 24/09/2006 21:25)
efa betsaka izao ny firenena eropeana (tsy mbola ao anatiny i Frants) no, rehefa mitady mpiasa (na employé) dia mampiditra ny "critere" hoe : olona tsy mifoka sigara, nefa resaka mpiasa birao tsotra ... suite
répondu par bilakarenjy le 28/09/2006 11:44
xxx ( 24/09/2006 09:30)
Raha niserasera tamin'ny olona ianao nandritra ny andro,herinandro,volana,eny an-taonany maro:dia nahalala taty aoriana fa sarin'olona hafa(sipakely tsara tarehy)fa tsy ilay namanao mihintsy no tompon... suite
répondu par xxx le 15/10/2006 07:32
soanja ( 23/09/2006 19:42)
Ahoana no tsara ho fifandraisana amin'ny samy vadina mpianadahy? Zany hoe teny amin'ny fanambadiana vao nifankahita ianareo nefa samy efa nanambady ny mpianadahy ao amin'ilay fianakaviana. De lasa nif... suite
répondu par dailynews le 27/09/2006 15:09
jentilisa ( 21/09/2006 13:10)
Nizara vola teo Tsaralalana tamin'ny talata teo anoloan'ny singer na Bibliomad taloha ramatoa Lucille Ramanandraibe. Nahazo 50.000 ka hatramin'ny Ar 1.200.000 ny olona nanatona azy ka nilaza ny olana ... suite
répondu par valinaka le 10/11/2006 15:37
prime ( 20/09/2006 09:12)
Consommation d’énergie: Un économiseur d’électricité arrive sur le marché Arilala R. 19-09-2006 La facture d’électricité a toujours été un poste de dépense non néglige... suite
répondu par prime le 10/11/2006 15:15
ari.malala ( 19/09/2006 14:18)
Miarahaba anareo namana rehetra indray aho, tonga indray aho araka ny lohateny napetrako. Misaotra betsaka anareo rehetra na ny eot an-toerana na ny any am_pita fa tena namana tokoa ianareo, ary m... suite
répondu par Fiffi le 27/09/2006 20:56
rabaradaka ( 19/09/2006 05:59)
Samy mijerijery izay azo haleha sy hidirana ny vahoaka fa ho avy ny fizarana vary, ny fanomezana teeshirt, kasikety, ny fizarana yaourt, ny tsinjaka be vata. Amin'ny vahoaka tsotra dia matetika adino ... suite
répondu par papala le 19/10/2006 11:48
xxx ( 18/09/2006 23:36)
Mba saika hanontany anareo namana re ry zareo e! Inona no tokony hatao amin'ireny olona mythomane ireny? Ilay tia mitantara valamaty izany e! Tsy izany mantsy fa tao anatin'ny olana goavana aho no se... suite
répondu par andry08 le 21/09/2006 15:22
prime ( 15/09/2006 14:09)
[u]Ny laharan'ny olona dia miankina @ rang binaire misy azy :[/u] 000000001, 000001000, 00100000, 100000000... dia aiza ho aiza aby isika??? ingahy/ramatoa "banal(e)" sa ingahy/ramatoa "meilleur(e)" s... suite
répondu par prime le 10/11/2006 15:16
prime ( 15/09/2006 14:07)
[u]Ny olona rehetra hono dia misy vidiny :[/u] misy amintsika dia mamadika ny fanapahan-kevitra sy ny fandresen-dahatra ao anaty rehefa tonga eo @ ilay summum... ny sasany quelques millions, d'efa na ... suite
répondu par prime le 10/11/2006 15:17
diamondra27 ( 15/09/2006 13:00)
ahoana indray ny hevitrareo @ny olona mi-abuser ny confiance na zavatra hafa... suite
répondu par prime le 03/11/2006 10:13
bilakarenjy ( 14/09/2006 15:58)
Misy tranga iray mampalahelo niseho tamin\'ny fianakaviana iray ity mba hilaina fanampiana aminareo . Nandeha tany Dago ity fianakaviana iray ity dia izy mivady sy ny zanany iray mbola kely . Ny mah... suite
répondu par Fiffi le 01/10/2006 20:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049