Fiaraha-monina

niryna ( 20/01/2007 02:06)
Tena variana ianao fa saiky ny 75% ny tanana maromaro eto Dago dia saiky lasan'ny karana daholo ary anaovany toerana hivarotana sy anaovana zavatra.Manana asa isika tsy lavina izany,saingy ny malagas... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2007 12:05
batita ( 18/01/2007 17:24)
Hono hoa!Nareo ve pour sa contre t@le fanantonana tany Irak iny?Za manokana aloha de tena contre eh!... tohiny
novalian'i hesham ny 19/01/2007 18:07
xxx ( 16/01/2007 13:25)
mangataka hevitra amin'ny tsirairay fa hamonjy "10ans de mariazin'ny couple iray aho",tsy fantatro oe inona ny fanomezana tokony atolotra.marihiko etoana fa eo amin'ny trentaine eo izy mivady ary mipe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 14:21
xxx ( 12/01/2007 05:38)
Maninona kay no mimenomenona daholo @ expulsion sy visa mankany France e? Isika ve an-dalam-pandrosoana dia misisika ho any amin'ny an-dalam-pihemorana?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 14:29
Solitikabe ( 10/01/2007 15:07)
Hanomboka ny fitrandraha fasi-mainty any Taolagnaro. Koa dia hanomboka koa ny faharavan'i Tanana. Tsy ho azo honenana intsony mantsy ny toerana noho ny fiakaran'ny taratra radio aktifa rehefa voasarak... tohiny
kallie ( 08/01/2007 03:46)
Mitaraina ny gasy kely mangataka visa ao am consulat de france ao amzao fa natao mintsy hono angamba ze tsy ahafahan'ny gasy mivoaka ny tanindrazana tsony. Atramzay iarahana malala fa tsy mora ny mang... tohiny
novalian'i dadie ny 28/02/2007 19:07
bazylou ( 06/01/2007 01:30)
ny atao hoe fandrosoana dia tsy maintsy mangataka!na prezda aza... tohiny
novalian'i dadie ny 28/02/2007 19:12
DONGAKA ( 01/01/2007 17:15)
Mety gaga angamba ianareo hoe inona ary no tian'i lery ho tenenina @ hoe : vilia mihohoka! Asa na ny hamafin'ny fiainana na ahoana fa dia mihasarotra an-kanina ny olona @ izao fotoana izao indrindra ... tohiny
novalian'i degree ny 03/01/2007 20:15
Pao ( 01/01/2007 15:51)
r
Voamarikao angamba fa toa mahazo vahana hatrany ity mirouler"r" ity!Izaho manokana aloha dia tsy tiako mihitsy satria tsy naturel ary angaha ratsy ny "r" gasy?:?:... tohiny
novalian'i fasaly ny 06/01/2007 20:16
lemenakely ( 30/12/2006 16:52)
Nisy tao MADAGASIKARA tokoa ny fanamelohana ho faty nandritra ny vanim-potoana faha mpanjaka :tao ny fanapahan-doha ,tao ny fampihinanana hoditr'akoho manta ,tao ny fampisotroana tangena,tao ny fanjer... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/01/2007 13:29
bazylou ( 30/12/2006 10:37)
mba hisy hanampy io olona io ve????? jereo tribune... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/01/2007 14:36
bazylou ( 27/12/2006 23:41)
ny gasy!! io ny ahy no tsy mety azoko mihitsy satria domina kely tonga dia erany 2 be izao no ateriny!! atsolotra fotsiny ny mena miraviravy di amaty ery!! hadino sy amidy mbamin'ny taolana any ampasa... tohiny
novalian'i andry08 ny 29/12/2006 16:14
DONGAKA ( 26/12/2006 15:51)
Rehefa tena mbà nandinika aho dia ny ankabezantsika gasy dia matim-boninahitra avokoa! Raha misy fifaliana na fahoriana ohatra ka manome tso-drano dia misy ny an'ny sasany asiana hoe :avy any @... tohiny
novalian'i Kwasi ny 15/03/2007 23:45
naritsimba ( 26/12/2006 06:04)
Dia faly miarahaba antsika namana rehetra tratry ny Krismasy 2006, enga anie ka noelim-pifaliana sy krisimasim-piadanana ho antsika no nentin'iny noely 2006 iny. Dia mirary soa antsika rehetra hahatra... tohiny
novalian'i cutie ny 26/12/2006 23:45
soanja ( 21/12/2006 06:58)
Ny zavatra mampatahotra ahy ao Tana rehefa mitaingina fiara ao dia toa miady lava izany foana ny mpitondra fiara sady mifampiteny ratsy ary tsy misy fifanajana mihitsy. Fifandeferana tena zero mihitsy... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 12/01/2007 04:44
salmo ( 19/12/2006 15:57)
Hoy ilay zaza: -Maman! Papa! ¿nahoana moa izaho irery dia hafa noho ianareo ny lokoko, tsy tena zanakareo angah aho? Hoy ireo Ray amand'Reny mpanangana: -Anaka, tsy zanakay nateraka tokoa ianao... tohiny
novalian'i maditra ny 20/12/2006 01:47
niryna ( 17/12/2006 20:30)
EFa misotro ronono hono no filaza azy kanefa aho aloha tsy mbola nahita antitra nividianan'ny zanany ronono izany.Mila fialamboly isika rehetra na antitra na tanora.Ny any ivelany dia misy toerana nat... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2006 03:09
bazylou ( 17/12/2006 20:16)
politika sosialy ny gasy kay???... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/12/2006 06:05
bazylou ( 14/12/2006 22:21)
La famille à Madagascar. Une population vieillissante en 2050 14-12-2006 / 16:55 En 2004, la population à Madagascar, était estimée à 17.000.000. Les chiffres sont toujours estimés parce qu'il... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/12/2006 20:49
bazylou ( 13/12/2006 00:47)
Sarotra atoro Tsy creatif Mpanara-drenirano ihany Be siasia Mahana hatrany sao hamitaka ilay vady na ilay akama gasy na koa ilay orinasa gasy anaovana zavatra. Tsy dia mba manana zavatra ambara b... tohiny
novalian'i dadie ny 01/03/2007 13:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0868