Fiaraha-monina

sakaizakely ( 05/05/2007 16:58)
tena mandreraka wa tony olona mody gisa itony :twisted::twisted::twisted: le mi-s'invite tena ireny entre autres mandefa fanasana ianao ho an'olona tokana de izy mianakavy no tonga 8O8O8O mar... suite
répondu par xxx le 12/05/2007 14:11
tslem ( 04/05/2007 19:32)
satria aho niafina xxx nanao oe : [quote]Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-04-2007 15:23:31 Lohateny : Re : Mitady an'i Erika JOERG ! !aiza erika izaho koa mitady azy [/quote] dia nony avy eo o... suite
répondu par tslem le 05/05/2007 06:37
salmo1 ( 01/05/2007 19:21)
=D http://www.youtube.com/watch?v=YjsmwfqLGDM&mode=related&search= izao hitako izao no tena fiainana ry tovolahy sy tovovavy ah. Tena efa mivoatra ihany ny tanora malgasy raha manao tahak'izao daholo... suite
répondu par tynah le 03/05/2007 19:14
Aino ( 29/04/2007 10:08)
ka izay mahery miazakazaka tsy ho tratra ary izay manendrika dia ao ariana faona hanenjika.noho izany TSIKY DIA AMPY.... suite
répondu par Aino le 01/05/2007 10:07
salmo1 ( 25/04/2007 14:18)
Tsy mba sarotiny mihintsy rehefa lalaovina ny fitombenany. ôtrany oe zarany zany kle. Asa zay mahazo ahy rehefa tonga ny fitsarany lanitra^:^... suite
répondu par sympa le 24/05/2007 14:18
soanja ( 23/04/2007 03:34)
Hono hoy aho hoe raha mba te hiditra ao amin'ny dinika manokana ny tenako indrindra resaka faritra dia misy hoe terak'i Fianarantsoa ohatra na Mahajanga sns. Ka raha tsy teraka tany na hoe tsy lehibe ... suite
répondu par rinja le 21/09/2007 15:44
xxx ( 22/04/2007 08:31)
manaona doly hono ry reto fa inona mintsy ny tena tsy zaka'ny zaobavy sy ny rafozana @ vinanto eh! fa draindray tena manirikiry mintsy ; za aloha hatramin'izay tsy mba namaly zany fa zao za lasa... suite
répondu par beby2 le 28/06/2008 09:06
xxx ( 21/04/2007 15:08)
asa na ahona fa misy reo mpiasa tena faran\'izay miavona any dago , mangataka copie any @ firaisana na dadabe na bebe de vokitakita nefa de misy ny mandeha tongotra lavitra haka copie fotsiny,ny tao... suite
répondu par kally le 30/04/2007 20:22
salmo1 ( 19/04/2007 23:09)
isika ato ve mpinamana daholo:?: salmo1 mamaly oe: -Eny. - Fa nahoana ny sasany aza tao kizitinjitina fôna indraindray:?: - Manisy sira kely fôna, fa matsatso fôna ny sirany:D:?: - Tady h... suite
répondu par rakaroka le 28/04/2007 14:00
nikopol ( 19/04/2007 13:41)
Ahoana ny fijerinareo an'ireny star manangan-jaza any amin'ny tany an-dalampandrosoana ireny ? ... suite
répondu par salmo1 le 19/04/2007 15:32
Tokinao ( 19/04/2007 10:28)
Vao namoy ny reniny vao haingana ny namantsika sidoka ka dia mampahery anao sidoka a! mahereza ary aza misosoka alahelo intsony!... suite
répondu par vale le 19/04/2007 14:50
fasaly ( 18/04/2007 18:50)
misy namako izay ry reto hanambady izy ato ho ato dia miasa saina be fa ilay vadiny izany vazà izy gasy.... dia nandeha nanao sonia tany am notaire hono momba io contrat de mariage io... ka tiko ho... suite
répondu par sakaizakely le 20/04/2007 11:35
Bita ( 16/04/2007 10:26)
Mino aho fa ato @ ity pejy ity no azahoako mametraka ireto fanontaniana ireto ary maniry valiny mahafa-po raha tsy ato @ ity pejy ity dia lazao hoe aiza no tokony asiana azy? Inona avy no ilaina raha ... suite
répondu par Fiffi le 17/04/2007 18:54
xxx ( 11/04/2007 21:14)
Noho ny antony maromaro ihany, azoko omena ankapobeny raha tena ilaina, dia noroahina hiala ny tranony ny namako iray any Mada. Tsy nisy nanohitra io koa moa ny manodidina azy, ka hatramin'izao dia ts... suite
répondu par Bita le 17/04/2007 17:46
xxx ( 10/04/2007 16:57)
manana namana vavy iray izay aho tena akaikin ny foko, efa ela izahay no mpinamana ary tena fitiavana madio! nanambady izy ary io vadiny io dia tena manana toetra tsy mifanaraka amin ny toetrako mihi... suite
répondu par Fiffi le 20/04/2007 07:25
xxx ( 10/04/2007 09:02)
hono ho'a ry reto naheno resaka a oe "mpanao lova tsy mifindra", inn kay no tiandry zareo ho lazaina @zany?... suite
répondu par Fiffi le 12/04/2007 11:14
salmo1 ( 08/04/2007 02:17)
T@ indray mande zay nande nanao vakanse, herinandro izaho sy bainina, tany ampovoany Espane. Satry ilay Ray sy Reny notsidianay de manana zanaka nantsangana malgasy 3ans sy 2 ans eoeo... ary izy roa l... suite
répondu par pissoa le 10/04/2007 20:45
soanja ( 07/04/2007 21:57)
Afakomaly izany raha avy niasa aho dia namonjy fanaovam-beloma farany ho an'ity miaramila Amerikanina nitolefika noho ny hetraketraky ny politika. Zany hoe maty tany Iraq izy de namonjy izany izahay. ... suite
répondu par rinja le 21/09/2007 15:55
lanissa ( 05/04/2007 18:56)
misy namako zay ry zareo hono tsy mahazo manambady olona mainty8O gasy io an...ahoana ko zany?... suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 08:19
bidagda ( 05/04/2007 15:00)
mba fanontaniana ny ahy, tsy hay na gesta na ambo,2 ihany zahay no gasy eto @ tanananay, hany ka raha mahita gasy hafa ohatran'ny mahita havana akaiky. Indray andro mba nisy malagasy nandalo ka hoy a... suite
répondu par fanilo le 18/04/2007 16:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0634