Fiaraha-monina

bazylou ( 03/03/2007 01:01)
"""Des bruits persistants laissent entendre que la chanteuse Tinondia serait l'amante d'une personnalité politique de haut niveau, très liée à l'Église de Jésus Christ. Vous en avez entendu ... tohiny
kelly13 ( 01/03/2007 17:07)
http://www.dailymotion.com/video/x1aym4_discrimination-a-lembauche... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 17:16
xxx ( 01/03/2007 08:56)
ahoana ry reto ity vidim-bary ity fa tena tsy araka intsony a, isakiny hariva handeha hatory za vao mba minana vary kely, ny karama sarak'antsaha aty aminay 6000fmj/j mila vahaolana e... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2007 14:01
xl ( 28/02/2007 12:29)
novalian'i pimaso ny 02/05/2007 07:03
Solitikabe ( 22/02/2007 07:03)
Sendra mba nijery Express aho nahita an'io. Tsy dia hita moa hoe iza no marina na diso, fa ireto kosa mba nisy zavatra hitako. Tany Mahasolon'i Tsiroanomandidy ny volana Jiona 1990, taona nialoha ny ... tohiny
novalian'i xl ny 28/02/2007 12:25
bazylou ( 16/02/2007 10:08)
Détournement de fonds Mandat d’arrêt contre Gariste Daméogeonie Bénéficiant d’une liberté provisoire à l’issue d’une instruction au Parquet, Gariste Daméogeonie, comptable au minis... tohiny
jefra ( 15/02/2007 17:06)
Niarahan'ny rehetra nandre fa hampanao test ADN ireo tsy miraharaha ny "menaky ny ainy" indray hono ny gasy. Any Allemagne kosa dia ny ray voatery mandoa pension alimentaire no nomena zo hampanao t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 22:37
niryna ( 14/02/2007 18:26)
Ny fampisehoana ny fitiavana eo amin'ny mpiara-monina sy ny manodidina dia ny fandaniana: Ny fotoana- ohatra:manao zavatra miaraka manamboatra zaridaina na tamboho,fanantsarana ny tanana sns. Ny vol... tohiny
novalian'i niryna ny 25/02/2007 08:17
niryna ( 13/02/2007 08:03)
Misy olona tsy mba mamerin-javatra na tsy mba mahatsapa tena ny hanao zavatra fa dia miandry foana. Ohatra raha maka zavatra ao anaty boaty izy dia avelany eo iny fa tsy averiny,misy tapitra ny ttsy ... tohiny
novalian'i niryna ny 18/02/2007 07:38
bazylou ( 10/02/2007 17:23)
10000 traboina ao tana fotsiny, le8 ilaozany mano tour du monde, ilay pm lasa nanenjika an'i pety sy rola ratsiraka,,ny lalana nozitiana efa nataon'ny rano najifa teo,......mahagag ihany ka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:48
lapino ( 08/02/2007 17:06)
http://povonline.wordpress.com/2007/02/01/ben-ladens-relative-shot-dead-in-mcar/ http://povonline.wordpress.com/2007/02/01/un-parent-de-ben-laden-assassine-a-mcar/ ... tohiny
novalian'i pissoa ny 14/02/2007 16:55
Nivokely ( 07/02/2007 15:13)
Mahalasa saina hiany fa dia misy namana mandefa hafatra dia : -tsy mba misy fiharabana -tonga dia hoe "je t'aime" -tonga dia hoe "alors ?" -tonga dia hoe aiza ianao no mipetraka ? aiza ny nu... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 14:29
xxx ( 31/01/2007 16:50)
Mba mandalo eto paris aho , fa dia gaga mahita ny lehilahy gasy sasany be kibo be otran ' efa ho teraka , nandeha lanonana mbola otrizay ihany no itako , nisy fiaraha misakafo fa teo aho vao talanjona... tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2007 06:49
ari.malala ( 31/01/2007 12:51)
Manaona daolo indray Misy fomba ve anitsiana ireo olona mihevitra ny tenany ho voa (victime) lava? Misy olona fantatro izay mantsy, izay zavatra rehetra mitranga dia toa heveriny fa hoazy sy mahavo... tohiny
xxx ( 30/01/2007 11:02)
Maninona ny lehilahy gasy ( sasany ) mamolava foana e !!! sa ifaninanana lay izy . Eto frantsa za fa gasy ny olona mpiara body rindrina fa dia tabataba lava no eno rehefa week end tsy fifanajana tena ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2007 06:42
xxx ( 29/01/2007 09:26)
Mbola misy ve ry reto lehilahy entin ' ny vadiny @ sangany , na hoe lehilahy mataho bady ka na mijery ny havany sy ny raitampoho aminy aza tsy ataony intsony noho ny tahotra ?... tohiny
novalian'i papala ny 05/03/2007 12:45
nikopol ( 26/01/2007 17:42)
Saika nataoko tao aminy fivavahana ty resaka ty saingy sao manohana ny hafa ! fa raha misy namana mahay manala demony na mahalala olona mahay manala dia mba hanoraty aho fa tsapako hoe misy demony l... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 08:48
patrick2002 ( 26/01/2007 17:02)
Asa ianareo zalahy na mba miombo-kevitra amiko fa tsy ho foana mihintsy ny [b]racisme[/b], eto an-tany ? Ka raha miteny ianao hoe azo foananana tsara ny racisme ,inona ny hamoanana azy? Raha miteny ... tohiny
novalian'i vale ny 03/02/2007 11:25
xxx ( 20/01/2007 23:20)
izany hoe ho an'i bazil... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2007 14:50
bazylou ( 20/01/2007 16:50)
nefa mbola mikiry biby ny ho aty ihany!!Izany ary no izy ka inona no lazaiko aminao eo!! Milaza ianareo fa milay le8 nefa firy isan'andro no miditra klandy eto!! dia rehefa lazaina ve hoe izao no fia... tohiny
novalian'i dadie ny 28/02/2007 18:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.139