Fiaraha-monina

salmo1 ( 02/04/2007 01:02)
Ny fikambanana ray amandreny izay nanangana zaza malgasy eto Espane dia namorona trano fitaizana eny Mangily. ... suite
répondu par dadie le 04/04/2007 12:20
paris10 ( 31/03/2007 16:39)
mitady trano F3 ny cousine-ko any frantsa raha mety misy aminareo mahita na manana ahofa,F2 ny azy ka afaka mifanakalo raha mety.... suite
répondu par Fiffi le 10/04/2007 18:58
ftma ( 30/03/2007 08:57)
tohin'ilay resaka nalefako tetsy ambany http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4605adddb3fc4 , tena tonga nirodoro ny gasy taty namangy ilay renim-pianakaviana na dia nifanontany aza hoe... suite
répondu par xxx le 30/03/2007 10:09
ftma ( 24/03/2007 23:01)
Tena nalahelo aho androany naheno hoe nisy ramatoa namoy ny zanany (10ans) nefa tsy manana havana sady tsy mahalala gasy aty, olona vazaha no nanome numéro ny gasy fantany mba hahafahan'ilay ramatoa ... suite
répondu par ftma le 27/03/2007 17:41
salmo1 ( 24/03/2007 12:27)
http://www.bebesymas.com/images/padre_hijo.jpg ny faniriny dada :°):D. http://www.dailymotion.com/visited/search/kaiamba/video/xt5bm_kaiamba-hasambarana fa milay ah. Nefa misy tsy dakôro mihintsy... suite
répondu par Vahinala le 24/03/2007 23:38
lemia ( 22/03/2007 15:19)
tsitako rizareo ze atao fa miaraka am oul 1 aho,f ho 2 semèn zay iz tsitako nef de monina eto akèkin tranonay.:(milaza fa sairana iz tam vôloany de aveo lasa we tsy mipetrka eto fa nifindra monina;... suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 09:01
tafita ( 22/03/2007 13:40)
Tany akaikin'ny Barcelone, akaikin'ny Monastera Benedictin (Espagne) no niseho ny tantara , fa nandeha nanao vacances kely tany izahay herin'andro lasa izay . Nahita vehivavy Malagasy iray aho , iz... suite
répondu par soanja le 08/04/2007 00:02
salmo1 ( 22/03/2007 11:09)
Nisy joba ray zay tonga tato aminay. Zanakiny namany baininay lay joba. Zany oe: mifakahita foana izahay rehefa manao fivorina sy fiesta ny namany bainina. Rehefa ato an-tranonay ny fivoriana. @ ... suite
répondu par xxx le 26/03/2007 20:23
xxx ( 21/03/2007 14:08)
:Dakory diaby zareo a,ahoana ny eritreritrareo fa miasa eto tana aho,ary manana tany lehibé zay,mijery ny any am-banivohitra aho dia malaelo ary noméko ho hiasany syhivelomany ny taniko,dia mba mamo... suite
répondu par xxx le 19/07/2007 18:23
salmo1 ( 19/03/2007 10:37)
ny vazaha, indrindra fa ny fianakaviana:-w isakiny vao mifankahita de:-*, isakiny mihaona de :-* isakiny mandoka tena de :-* isakiny misy zavatra mahafinaritrana na mampalahelo de :-* makaleo ih... suite
répondu par mamiah le 20/03/2007 20:03
salmo1 ( 14/03/2007 13:03)
Tena tsy azoko ny Dada malgache. Fa tsy fantany akoury izay ho any zanany. Inn no tena mahatonga anio :?:... suite
répondu par mamiah le 20/03/2007 19:57
Vahinala ( 11/03/2007 17:34)
Miarahaba ny rehetra e ! Tonga ndray Vahinala hanohy ny tafa sy dinika eto am serasera miaraka amreo tapaka sy namana rehetra hatramzay. Ny vaovao tsy dia misy betsaka fa efa maman'ny tovovavy kely at... suite
répondu par ari.malala le 21/03/2007 08:16
bazylou ( 08/03/2007 23:32)
mangataka etsy syeroa ity e!! na ny prezda aza tsy menatra intsony ny hangataka etsy sy eroa !! ny vokatra ve ??? tssssssssssss, ny beneficen'ny orinasany no feno... suite
répondu par Fiffi le 10/03/2007 08:49
belaza ( 07/03/2007 18:52)
..hono rehefa anontaniana zavatra iray dia tsy mamaly avy hatrany fa mbola manotany indray aloha, raha araka ny nolazainilay vazaha iraika izay, marina ve zany ry reto??... suite
répondu par Fiffi le 18/03/2007 20:34
bazylou ( 07/03/2007 02:21)
milaza izay tiany!!:roll::roll::roll: tsy hampihena ny isan'ny volom ...n'i Bazylou akory izay ianareo!!:lol::lol: sady tsy hitako koa e, mpanohitra konstriktiva aho e maketsy e, makeroe, fa angaha ... suite
répondu par Fiffi le 08/03/2007 18:19
bazylou ( 05/03/2007 22:55)
zany indray no lamaody apres looks andravoahangy... suite
répondu par Fiffi le 15/03/2007 06:44
bozyboleta ( 05/03/2007 11:32)
Inona loatra no tena tsy matin'ny rafozam-bavy sy ny zaobavy lolo @ vinantovavy e? Misy dia tena mikononkonona teti-dratsy isan'andro vaky izao ilàna ady ary dia mampitondra faisana mihitsy ireo "M... suite
répondu par niryna le 11/03/2007 05:03
xxx ( 05/03/2007 08:16)
Ahoana ny hevitry niryna amin'ity ? ny hevitry ny maro ihany koa: "mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao " ao anaty baiboly io an... suite
répondu par niryna le 15/03/2007 04:20
niryna ( 05/03/2007 02:05)
Aza kivy ry Bazylou a,rehefa tsy manenjika anao fotsiny ny eritreritrao dia ampy anao izay. Zavatra positif foana atao,adinonao angaha io. Mpanenjika,mpialona,mpanambany,mpandrangitra aretina hitovi... suite
répondu par Fiffi le 28/03/2007 05:39
ilanto ( 04/03/2007 16:18)
HO ANAO MALAGASY TOA AHY, INONA NO AZO AMARITANAO NY ATAO HOE FIHAVANANA AMIN'IZAO ANDRONTSIKA ANKEHITRINY IZAO? Saro-bidy ny fihavanana. Hery ny Fiahavanana. Aina ny fihavanana. fanoitra ny fihavanan... suite
répondu par tynah le 06/03/2007 21:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0489