rafozan-dahy panao biriky

1. salmo1 ( 14/03/2007 13:03)
Tena tsy azoko ny Dada malgache. Fa tsy fantany akoury izay ho any zanany.

Inn no tena mahatonga anio :?:
novalian'i mamiah ny 20/03/2007 19:57
2. xxx ( 14/03/2007 13:39)
branleur va!
3. nikopol ( 14/03/2007 14:17)
=))=))=))=))
4. booboo ( 14/03/2007 15:04)
xxx > ay ay ay :-D:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 14/03/2007 15:20)
fa inona no tiana lazaina @ io dinika io ry salmo1 ?:roll::roll: fa aiza ny olana raha mpanao biriky le olona ? nga misy sot métier ? :roll:
6. Simpona ( 14/03/2007 15:28)
ny ahy le soratra hoe "malgache" io no tena tsy azoko, salmo ve ao tsara???
:-w:-w
7. ikaretsaka ( 14/03/2007 15:32)
tsy ao izy ka! efa nantsoiko impiry hoe ao ve enao salmo fa "tsy ao tsara izy"
8. salmo1 ( 14/03/2007 15:55)
Simpona: non:oops:
Efa io noteneniny ikaretsaka io ny valiny.
9. Fiffi ( 14/03/2007 16:16)
ikaretsaka:
tsy ao izy ka! efa nantsoiko impiry hoe ao ve enao salmo fa "tsy ao tsara izy"
=))=))=))=))


10. salmo1 ( 14/03/2007 16:49)
xxx:
branleur va!

inn no dikany:?:
11. salmo1 ( 14/03/2007 16:50)
Fiffi: tapatsinay enao ah:!::idea:
12. rush ( 14/03/2007 17:40)
dinika tsy hita hoe inona na inona koa ity e! raha tsy nikopol no manao dinika tsy misy dikany dia i salmo1 sssssssss
13. sitlo ( 14/03/2007 19:06)
:-D
14. salmo1 ( 14/03/2007 19:12)
isakiny mametraka dinika eto kou zah,:oops::? ny vhv ihany no tena mpanenjika sy mpanakiana an'le dinika.:( na tonga de xxx
15. tynah ( 14/03/2007 20:37)
Tsy aleo ve mpanao biriky toy zay mpamaky trano eh! sady tsy ny dadany koa anie no ho vadianao eh! na ny vola azon'ny dadany no ho hoaninareo eh!!! kah in no mampisavoritaka aminao an'zany?
16. ikalakintina ( 15/03/2007 08:39)
oouuups8O
17. salmo1 ( 15/03/2007 09:31)
tynah:
... na ny vola azon'ny dadany no ho hoaninareo eh

:°):-D
18. xxx ( 15/03/2007 19:33)
tsipi-biriky http://accel11.mettre-put-idata.over-blog.com/0/25/37/26/lala-simba/zaza-biriky.jpg
19. belaza ( 15/03/2007 21:13)
"raha tiana hono ny vady, ny rafozana no tsinjovi-mangery":@
20. kanto10 ( 16/03/2007 12:59)
tsinjovi-mangery ahoana? tsinjovi-mande foana no henoko aloha fa hazavainao amiko zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2265