rafozan-dahy panao biriky

21. salmo1 ( 16/03/2007 13:43)
kanto10: na tsinjovi-mangery na tsinjovi-mande samy tsy aiko izy anakiroa.
Inn no dkany zany tsinjovi-mande:?:

belaza: inn no dikany oe: tsinjovi-mangery:?:
22. sitlo ( 16/03/2007 13:43)
:-D
23. sakaizakely ( 16/03/2007 13:46)
belaza:

"raha tiana hono ny vady, ny rafozana no tsinjovi-mangery":@


dia tsilovina @ lampe de poche na labozia rehefa mandeha mikapa @ andro alina :-D :-D :-D


24. andry08 ( 16/03/2007 13:48)
=))=))=))mbola mangatsiaka @ alina fa aleo izy handeha irery ao raha te hikapa kitay.
25. salmo1 ( 16/03/2007 13:52)
sakaizakely: any am WC anga andro alina ihany vao maizina:?:
26. tynah ( 16/03/2007 16:00)
ny dikan zany d hoe raha hitanao fa sahirana izy d mba hampio raha tena tinao ny zanany fa raha tsy nisy an'io dadany io ianao tsy nahita an'io zanany io. tsy hoe hampio izy hanao biriky an! fa hampio izy mba hiova tsara tsara kokoa ny asany.
27. salmo1 ( 16/03/2007 18:02)
tynah> de inn no hanampiako azy:?:
28. tynah ( 16/03/2007 21:12)
omeo asa m'lay izy eh! na elah mahita zay mety eo fa rafozan'lah io koh!
29. salmo1 ( 17/03/2007 18:41)
tynah:-D tsy misy lhl mananjanaka ka hanao ôtr'izao:

Ianareo vinanto-lahy izay hanambandy ny zanako vavy, aoka ianareo hitady izay hatsaratsara ny asako na koa izay mahamety ny fiainako.

:-D:-D:-D
30. mamiah ( 17/03/2007 22:47)
Tsy azon'lah koa ny tian'i Tynah lazaina: raha tian lah ny zanany d tokony hanaiky ny fiainan'ny dadany elah fa efa io no ho izy satria elah ngah noterena hoe vadio ny zanany?ary koa tsy hoe hatao zay hahatsara ny asan'ny dadany fa elah ihany anie no nanakihana ny asan'ny dadany eh! noho zany d ovay tsaratsara ny asan'ny dadany d am zay elah tsy miasa saina tsony hoe tsy mpanao biriky tsony ny rafozako fa lasa mpitary posy=))=))=))
31. Vahinala ( 17/03/2007 23:05)
:-D:-D:-D:-DLe resaka tiany salmo lazaina koa zany d tsy mazava mintsy e, dada malgache ahoana d maninn na mpanao biriky aza ?
32. kanto10 ( 18/03/2007 13:44)
io fa nazavain'ny tynah
33. sitlo ( 18/03/2007 13:52)
Vahinala:

:-D:-D:-D:-DLe resaka tiany salmo lazaina koa zany d tsy mazava mintsy e, dada malgache ahoana d maninn na mpanao biriky aza ?


:-D, izay ianao vao afaka rodazy


34. xxx ( 18/03/2007 17:09)
tsy mampimé:^
35. Vahinala ( 18/03/2007 17:22)
sitlo:

Vahinala:

:-D:-D:-D:-DLe resaka tiany salmo lazaina koa zany d tsy mazava mintsy e, dada malgache ahoana d maninn na mpanao biriky aza ?


:-D, izay ianao vao afaka rodazy






Zany e !:-D:-D:-D
36. salmo1 ( 18/03/2007 22:04)
tynah:-D:-D
i dada anie no ratsy eritreritra e. ary mino aho fa toy izao ny tantara:

zanaka:
- Papa! Maman! henoinareo aho fa hilaza vao2...
ray & reny:
- Inn anaka zany vaovaonao izany?
zanaka:
- Manana namana aho, namana efa fantatro sady efa niaraka tamiko tao andakilasy +2 taona niray fianarana izahay ...
ray & reny:
- :-w8O:-w8O
zanaka:
- miheno ahy ve ianareo:?::oops:
ray & reny:
-:x miheno zahay fa tohizo ny resakao anaka...
zanaka:
- lazaiko am nareo fa ity namako ity tsy eto am firenentsika am izao fotoana sady tsy manan-jo hipetraka +3 volana eto am-tsika...
ray & reny:
- tsy azonay anaka ny tianao lazaina, fa nahoana izy no tsy afaka mipetraka +3 volana eto am firenentsika:?: tsy malgache anga izy, sa izahay no tsy mahazo resaka:?::roll:
zanaka:
- malgache izy ka, sady miteny gasy koa... fa saingy efa very daholo izany rehetra izany aminy. ary izaho angamba no mety hamerina izany rehetra izany aminy...

i maman no nahazo tsara fa i dada tsy nahazo resaka:-D:-P ...(mbola hitohy)

37. salmo1 ( 18/03/2007 22:50)
...kanjo taty aoriana vao maika tantara be.

ny momba ahy mintsy angamba no tena tsy reveny bainina
:-P:°):-D



38. salmo1 ( 19/03/2007 22:16)
Inn no hevitra am ity rangahy ity:?:^:^^:^
39. mamiah ( 20/03/2007 19:57)
tonga lesy d halaivo ny zanany refa tena tin'lah ah! tsy misy mahasakana anareo zany rehefa tena mifankatia ianareo! tonga d batao mody aty!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3758