Tantara naha sosotra

1. tafita ( 22/03/2007 13:40)
Tany akaikin'ny Barcelone, akaikin'ny Monastera Benedictin (Espagne) no niseho ny tantara , fa nandeha nanao vacances kely tany izahay herin'andro lasa izay . Nahita vehivavy Malagasy iray aho , izay niaraka tamin'ny vazaha hafa .. Fantatro avy hatrany fa Malagasy izy ary dia niarahaba tsy nisy fihafahafana ny tenanay .... Tsy taitra anefa Ramatoa fa namaly moramora hoe manao ahoana dia izay .... Hitako indray izy ny ampitson'io dia efa tsy niraharaha intsony aho satria hitako fa nanao fihetsiky ny Gasy ambony le Ramatoa , niarahaba aho ary nolazaiko hoe miavonavona re izany raha Malagasy marina e.... Niteny izy nanao hoe : miala tsiny re Ramose fa tsy hoe miavonavona aho le omaly fa niaraka tamin'ny vazahanay mantsy ka manahirana ihany satria mantsy hoy izy ry zareo raha vao mahita Gasy de lazainy fa hangataka hono .. Taitra aho sady nitsangam-bolo nanao hoe . Marina ny anao ka ndeha hoy aho araho sy tompoy tsara ny vazahanao fa izaho manana ny lalako hafa fa tsy ianao koa no diako taty.. sady tsy hangataka no tsy hanahirana anao ka de mahereza Ramatoa .. Tena tonga saina aho hoe mba Malagasy ihany ve ... Nataoko hoe tantara mahasosotra satria tsy nampalahelo ahy le izy fa nahasosotra mihintsy .. O K Vive le serasera namana
novalian'i soanja ny 08/04/2007 00:02
2. Fiffi ( 22/03/2007 13:52)
heu.....mahagaga indray zany tantara zany an ! raha ohatra manko ka samy gasyno hoe mifangataka.....mila fanampiana mba manaiky zah......zany hoe: angamba le ramatoa no nangataka tany @ io rangaha vazaha io de .....asa zay tohiny ?
3. salmo1 ( 22/03/2007 13:59)
^:^ tsy mahita monastir ''benectin'' eto @ fivondronany barcelona zah tafita :°)

El Monastir Montserrat no mba fantatro.
4. salmo1 ( 22/03/2007 14:02)
tafita: El Monastir Montserrat http://es.barcelona.com/var/plain/storage/images/media/images/monastery_montserrat_barcelona/26241-2-eng-GB/monastery_montserrat_barcelona_medium.jpg ^:^
5. salmo1 ( 22/03/2007 14:19)
tafita: marina ihany kay ny lazainao fa zfdy:°)
@ teny frantsay izy oe: LE MONASTERE BENEDICTIN DE MONTSERRAT. :-D


6. nikopol ( 22/03/2007 14:38)
sao manao nify volamena ilay Ramatoa?
7. lemia ( 22/03/2007 14:39)
mampalaelo zany nefa tsy atao mahagaga ny toetran'ny gasy tafasondrotra e:-D zany foana reny gasy any andafy reny.mahereza fa izy no mampalaelo.
8. nikopol ( 22/03/2007 14:41)
lemia ! "zany foana ve" ? dia tafasondrotra aiza moa ?
9. kelly13 ( 22/03/2007 14:43)
miverina indray ny sujet tatsy ambadika tatsy :-D:-D:-D

sakaizakely aaaa aiza njy fa misy resaka vadimbazaha indray ato hihihiih
10. tafita ( 22/03/2007 16:54)
salmo1:

^:^ tsy mahita monastir ''benectin'' eto @ fivondronany barcelona zah tafita :°)

El Monastir Montserrat no mba fantatro.




Tena io letsy ny anaran'ilay toerana marina , Mahafinaritra be ilay karam-bato ery ambony ery .
11. mandrak ( 22/03/2007 19:54)
tafita:

Tany akaikin\'ny Barcelone, akaikin\'ny Monastera Benedictin (Espagne) no niseho ny tantara , fa nandeha nanao vacances kely tany izahay herin\'andro lasa izay . Nahita vehivavy Malagasy iray aho , izay niaraka tamin\'ny vazaha hafa .. Fantatro avy hatrany fa Malagasy izy ary dia niarahaba tsy nisy fihafahafana ny tenanay .... Tsy taitra anefa Ramatoa fa namaly moramora hoe manao ahoana dia izay .... Hitako indray izy ny ampitson\'io dia efa tsy niraharaha intsony aho satria hitako fa nanao fihetsiky ny Gasy ambony le Ramatoa , niarahaba aho ary nolazaiko hoe miavonavona re izany raha Malagasy marina e.... Niteny izy nanao hoe : miala tsiny re Ramose fa tsy hoe miavonavona aho le omaly fa niaraka tamin\'ny vazahanay mantsy ka manahirana ihany satria mantsy hoy izy ry zareo raha vao mahita Gasy de lazainy fa hangataka hono .. Taitra aho sady nitsangam-bolo nanao hoe . Marina ny anao ka ndeha hoy aho araho sy tompoy tsara ny vazahanao fa izaho manana ny lalako hafa fa tsy ianao koa no diako taty.. sady tsy hangataka no tsy hanahirana anao ka de mahereza Ramatoa .. Tena tonga saina aho hoe mba Malagasy ihany ve ... Nataoko hoe tantara mahasosotra satria tsy nampalahelo ahy le izy fa nahasosotra mihintsy .. O K Vive le serasera namana



Ny ana lony tsy atoko maagaga tsony ny toizany, fa dray andro zay ko zay efa tratra ny otrany zay

-Tsena ny andro t@ zay ka sendra ny fanena tany vevavy gasy iray
De ozy ary za oe: \"gasy ry ramatoa ry :)\".
Fa vonaheno any izay izy tounde de ny erika ary tonga de nangarika beu.
Mba nvaliko kosa ara sady no meko ny afatra oe: \"ndana kou enao nande any eu! lalanao misy tay izorany\" sady natôko reny fofiny tsara mitry
12. Fiffi ( 22/03/2007 20:24)
lemia:
mampalaelo zany nefa tsy atao mahagaga ny toetran'ny gasy tafasondrotra e:-D zany foana reny gasy any andafy reny.mahereza fa izy no mampalaelo.
heu.....tsy d'akoro @ nao indray zah @ io an ! nahoana no hoe zany foana ireny gasy tafasondrotra ireny zany ? :roll::roll::roll::roll: heu...atsy ambadika atsy enao mila fanampiana nefa ny gasy aty ivelany koh de manampy anao manomé ny heviny ka mitombona ve izany fitsaranao ny gasy ry lemia ? :roll::roll:


13. Vahinala ( 22/03/2007 22:21)
lemia:

mampalaelo zany nefa tsy atao mahagaga ny toetran'ny gasy tafasondrotra e:-D zany foana reny gasy any andafy reny.mahereza fa izy no mampalaelo.



Aoka alo kosa fa zay ndray fa miverina le hoe "gasy" any andafy, efa niteraka resabe tato am dinika mantsy izany. Maha menatra tokoa ny toy izany nefa tsy ny malagasy rehetra kosa hoa no manao toetra toy io, misy aloha d tena hafahafa toetra e, za d efa sendra ny toy izany mintsy, fa misy koa ny tsara toetra ! Tsy maninona zany fa izy marina no mampalaelo e !
14. sakaizakely ( 23/03/2007 11:38)
kelly13:

miverina indray ny sujet tatsy ambadika tatsy :-D:-D:-D

sakaizakely aaaa aiza njy fa misy resaka vadimbazaha indray ato hihihiih


Za tsy miteny intsony fa mamaky fotsiny :-D :-D :-D

15. karinah ( 23/03/2007 22:35)
:-D:-D:-D:-D
16. Vahinala ( 23/03/2007 22:37)
Hita ko, atsy amle "agsy any andafy" aza efa lasa fampiderana vava fotsiny sisa d eto ndray mitady hiverina, mankaleo beuuuuu :-D:-D:-D:-D
17. tynah ( 24/03/2007 12:09)
otran'ny any dago ihany io eh! misy ny tsara toetra d misy koa ny ratsy toetra.Ny ol rehetra tsy mitovy ny fisainany ary tsy mitovy ny fomba nitaizana azy. Kah aza hasiana resabe fa reraka ny masonay.:-*
18. Fiffi ( 24/03/2007 17:21)
f'ita hoa eh !
19. soanja ( 29/03/2007 05:40)
tafita:

Tany akaikin'ny Barcelone, akaikin'ny Monastera Benedictin (Espagne) no niseho ny tantara , fa nandeha nanao vacances kely tany izahay herin'andro lasa izay . Nahita vehivavy Malagasy iray aho , izay niaraka tamin'ny vazaha hafa .. Fantatro avy hatrany fa Malagasy izy ary dia niarahaba tsy nisy fihafahafana ny tenanay .... Tsy taitra anefa Ramatoa fa namaly moramora hoe manao ahoana dia izay .... Hitako indray izy ny ampitson'io dia efa tsy niraharaha intsony aho satria hitako fa nanao fihetsiky ny Gasy ambony le Ramatoa , niarahaba aho ary nolazaiko hoe miavonavona re izany raha Malagasy marina e.... Niteny izy nanao hoe : miala tsiny re Ramose fa tsy hoe miavonavona aho le omaly fa niaraka tamin'ny vazahanay mantsy ka manahirana ihany satria mantsy hoy izy ry zareo raha vao mahita Gasy de lazainy fa hangataka hono .. Taitra aho sady nitsangam-bolo nanao hoe . Marina ny anao ka ndeha hoy aho araho sy tompoy tsara ny vazahanao fa izaho manana ny lalako hafa fa tsy ianao koa no diako taty.. sady tsy hangataka no tsy hanahirana anao ka de mahereza Ramatoa .. Tena tonga saina aho hoe mba Malagasy ihany ve ... Nataoko hoe tantara mahasosotra satria tsy nampalahelo ahy le izy fa nahasosotra mihintsy .. O K Vive le serasera namana


Sao de tokony jerena amin'ny zavamisy le izy hoe:
-Be tokoa ve ny gasy mpangataka/ mpananararaotra aty an-dafy?
-Ka raha toa kosa ve ka zavadehibe amile ramatoa ny asany. Raha very asa izy iza no hanome azy asa?
Mila hajaina amin'ny heviny izy ka. Tsy fanantsika izay olany sy tsy mampasaky azy any.
Izy ara efa namaly ihany hoe "Manao ahoana" satria efa nahita aho aza sady mifanena ny maso fa tena tsy mamaly mihitsy nefa anie de tsiky no natolotro fa tsy nanao bozoro akory aho e. Nefa ry zareo miteny gasy tsara henoko.
-Samy manana ny fomba fifaneraserana ny olona. Misy tonga de miresaka be sy tsy miafahafa ary misy ny miandry elalela aloha vao tena misokatra. Tsy ifanomezantsiny izany.
-Ny hoe tonga dia manome azy tsiny sy miteny direkta hoe miavonavona koa aloha dia tsy ho sahiko mihitsiny raha zah satria toetra tsy zaka ihany zany amiko raha hitsara aho. Fa raha misy tsy azoazoko ny toetran'olona iray mbola tsy de fantatro dia mangina aho satria tsy fantatro tsinona izy.
-Ary farany, fanaon'ny mpiavy rehetra mpiray tanindrazana koa ilay manantena tonga dia hifanantona sy hiresaka io fa zah efa voabe ndray mandeha izay fa niarahaba le ramatoa filipinoy. De nitsiky aho sady namaly teny Anglisy. Gaga be izy sady tezitra no niteny hoe ianao ve de tsy hiteny teny tagalogy hono na inona. De namaly zah fa Malagasy. Izay izy vao relax. De niresaka tsara.

bonne chance e. Misy karazany sy toetra samihafa ny zanak'olombelona.




20. tywa68 ( 29/03/2007 05:47)
tena voalazan'i Soanja mihitsy !

Aza atao maha-tezitra ry tafita fa ilay ramatoa anie izany no gasy nangataka voalohany t@ilay vazaha e d tsy te hizara :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5356