Tantara naha sosotra
21. meva2
(
03/04/2007 14:10)
Amiko indray dia tsy tonga dia ho raisiko any ilay zavatra. Iza moa no miteny amintsika fa tena marina tokoa ny nontatarain'io ramatoa io? tsy misy porofo mihitsy hoe izay mihitsy ny mety ho antony. Mba hita ihany anie fa olona mihaja no hifanenanao sady koa tsy hoe "ah SALUT ndao hiaraka hisakafo ry toi a !" fa raha mba tsiky sy bonjour dia ianareo ve mihevitra fa ilay mpampiasa azy dia handrara an'izany?
Mahagaga ihany.
Mahagaga ihany.
22. xxx
(
05/04/2007 15:16)
za manao hoe tsy matahotra ny vadiny na ny havany izy, olona miseho ambony izy ary tsy te ahafantatra gasy , tsy te ho gasy intsony , zay anie no tena mampalahelo @ ankabeazan'ny gasy aty an-dafy surtout hoe manambady vazaha
25. Vahinala
(
07/04/2007 15:49)
xxx > Aza manao anizany hoa fa samy manana ny toetrany ny olona, nentsika ra vao hoe any andafy d tonga d zay avy hatrany no andraisana azy, na eto Mada koa aza ange betsaka ny samy malagasy no manao toetra toy izany fa anga any andafy ihany e, d zay no ataoko hoe samy manana ny fisainany le olona fa tsy tokony atao faobe.
26. soanja
(
08/04/2007 00:02)
xxx:
za manao hoe tsy matahotra ny vadiny na ny havany izy, olona miseho ambony izy ary tsy te ahafantatra gasy , tsy te ho gasy intsony , zay anie no tena mampalahelo @ ankabeazan'ny gasy aty an-dafy surtout hoe manambady vazaha
Aza atao na'izany hoa izy ity fa tsy mahasalama.
:lol::lol:
Enga anie raha mihaona amin'ny namana avy eto amin'ny forum dia tsy hisy hanontany hoe manambady vazaha ianao sa Gasy? Ohatra ny sarotra ihany ny hamaly an'io hoe "ie zah manambady vozongo."