Fiaraha-monina

bazylou ( 09/12/2006 22:37)
L'enfance bafouée des prostituées mineures des rues sordides d'Antananarivo MADAGASCAR - 5 décembre 2006 - AFP A la nuit tombée, les ombres frêles des prostituées mineures sont de plus en pl... tohiny
novalian'i rainy ny 12/12/2006 14:58
dailynews ( 07/12/2006 01:30)
Mba mangataka tel n io vehivahy io izay mitondra ny radio vaovao mahasoa ao tana raha misy mahafantatra. misaotra betsaka. ... tohiny
novalian'i biz ny 12/07/2016 19:28
bazylou ( 05/12/2006 22:16)
amin'ilay fisainana hoe miandry fa gasy e!! izaho amoha tsy hiandry mihitsy e!!... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 12/12/2006 00:46
vale ( 05/12/2006 19:23)
Hono ho aho e, mba nahalasa ny eritreritro ihany io lafin-javatra iray io, izany hoe taloha be teo @ fiaraha-monintsika malagasy dia toy ny hoe vehivavy ratsy foana raha vao tsy afaka miteraka ilay ve... tohiny
novalian'i fslems ny 16/10/2015 19:34
lemenakely ( 05/12/2006 09:45)
Asa ianareo raha mahatsikaritra fa matetika dia ireny mpanana ireny no tena mahihitra !asa qualité ve ilay izy sa défaut fa dia mahavariana ihany !... tohiny
novalian'i dadie ny 01/03/2007 14:17
capricorne ( 05/12/2006 07:57)
mba mangataka logo izay mahita ,ny mombamomba ilay izy dia toy izao ,loko telo fara faha-betsany ,dia misy teny soratra masina "jer 32/41" ,dia tsy maintsy misy soratra hoe zta (zanak'i teraka andrefa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 13:14
salmo ( 03/12/2006 22:29)
Ny akamaroany mpifankahita an-tsekoly matetika dia misy hamatarana ny mombamombany tsirairay. Dia mahatonga fifantokisana amin'ny afa, ka samy mifanao mpinamana amin'ny maha samy mpianatra ny iray kil... tohiny
novalian'i Papoose ny 07/12/2006 20:03
salmo ( 01/12/2006 11:24)
Ny vhv 10años-22años, raha dinihina dia ry zareo samy zareo ihany no mifanipaka sy mifandaka ary mifanambany. Hatrany an-tsekoly, fety, ny tanàna sns... Raha dinihina izany dia; ny fahatsarany t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 10:55
Fiffi ( 30/11/2006 09:19)
Mba tsidio hiany ry namana ao @ dinika [b]Hoy ny gazety fa misy namana mavitrika be mandefa vao2 ho antsika ao an ! [/b] La Gazette de la Grande Ile . De hisaorana an'ireo namana mandefa an'ireo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 21:31
boubounezy ( 28/11/2006 23:46)
mitady oullls sérieux zé afaka iasa @ mac'do "contrat cdi" smic tôna... ~ 18 - 33 ans à marseille. mandefasa hafara manokana ra tinao na maita oull afaka iasa enao si non!... andao idinika eto dÃ... tohiny
ftma ( 28/11/2006 10:44)
Amin'ny halahelo lehibe no ampandrenesan'i rurik amintsika namana fa nodimandry omaly ny dadany any Madagascar, rampitso ny fandevenana, mbola ho lazaiko eto ihany ny ora. Mirary fihononana fenohoan'... tohiny
novalian'i rurik ny 09/12/2006 16:30
Fiffi ( 28/11/2006 05:38)
[size=18][color=green][b]Bon anniversaire ARI.MALALA sy ireo namana rehetra zay androany ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany ! Ho tahian'Andriamanitra avokoa ianareo de ho ela velona ![/b][/color][... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/11/2006 15:10
Lejim ( 27/11/2006 00:14)
Miodinkodina foana io resaka io eto. Rehefa mitolona ve dia tena mitolona ho an'ny tanindrazana, sa mitolona ho an'ny olona fotsiny, sa mitolona ho an'ny tena! Zah manokana aloha dia tsy tia korontan... tohiny
novalian'i xxx ny 30/11/2006 10:19
Fiffi ( 22/11/2006 20:02)
[img]http://img66.imageshack.us/img66/1240/photo2398347zv6.jpg/[/img] Loza ryv zareo ity zavatra nitranga androany hariva ity an ! Vehivahy vao 23 taona maty lanin'io alika io ! zany hoe nanana ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/12/2006 12:48
lemenakely ( 22/11/2006 17:04)
Rehefa tena alaina @ saina tsy miangatra dia mi-comprendre andry zareo frantsay ihany aho momba ny racisme manoloana ny arabo sy ny maizina , raha ny zavatra hitako androany! Vers la SEINE ST DENIS ... tohiny
novalian'i mirana5 ny 23/12/2006 20:02
salmo ( 16/11/2006 15:44)
Ny akamarony ny namana eto @ sera2 dia; tsy fahalalana ny akamarony malagasy sy ny vahiny niampita ny tany Mscar. Ny namana ato amin'ity fandaharana ity dia; misy karazana. Ianareo mihevitra fa ny mal... tohiny
novalian'i mimich ny 01/12/2006 08:20
titis ( 13/11/2006 22:53)
xxx
zah ho'aho dia tena tsy azoko mihitsy ny mahatonga ny sasany tsy hametaka ny surnom eto fa dia misy xxx maromaro ihany ihany ato ka asa nareo na d'accord @zany na tsia fa zah aloha dia tena tsy ok @iz... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/12/2006 12:41
Fiffi ( 13/11/2006 19:01)
Asa ianareo raha mba mikliky an'ireo PUB ato @ forum ato fa ity misy zavatra hitako ary nahitako soa bdb mihintsy . Misy PUB anelanelan'ny famaliana dinika de misy hoe "Copains d'avant" io de n... tohiny
novalian'i ragany ny 28/11/2006 05:37
xxx ( 10/11/2006 20:21)
Tano izay azo fa sarotra ny mila àry Andrianiko ny taniko .....Hatramin'i POOPY moa dia milàza @ hirany fa TSY MAHAMENATRA NY MAHA MALAGASY hoy izy..NEFA raha mijery ny zava-misy ankehitriny dia mam... tohiny
novalian'i Tsingatsa ny 16/11/2006 09:48
valinaka ( 10/11/2006 15:57)
andron'ny fivoarana izao ka mety raha atao tahaka izany ny toe-tsaina sy ny fomba amam-panao. ny tiana ambara de misy ambaratongany isika na tiana na tsy tiana :eran-tany de hoatr'izany daholo fa sai... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/11/2006 18:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1818