Ny teny Malagasy sy ny Malagasy

1. salmo ( 16/11/2006 15:44)
Ny akamarony ny namana eto @ sera2 dia; tsy fahalalana ny akamarony malagasy sy ny vahiny niampita ny tany Mscar. Ny namana ato amin'ity fandaharana ity dia; misy karazana. Ianareo mihevitra fa ny malagasy rehetra dia mahay teny gasy daholo ''Imposibla''. Misy vahiny mahay kokoa noho ny tompo-trano. Diso hevitra izay mieritreritra hoe: gasy daholo izay rehetra miteny gasy. Ny metisy gasy betsaka, ny taranaka vahiny mipetraka any Mscar betsaka. Ka raha izany eritreritra izany no tazomina dia: fitiavatena no betsaka. Zoany olona ny mankafantatra ny teny izay tiany hianarana sy tiany hampiasaina eo amin'ny fiarahamonina sy fiseraserana.
novalian'i mimich ny 01/12/2006 08:20
2. fasaly ( 16/11/2006 15:47)
salomo: tsara ny hevitra indray mitoraka nampidirinao:wink::-* inona no hilazan'i salomo fa fitiavantena ny filazàna fa tokony hahay teny gasy rehefa zanaka malagasy?????:roll: zà tsy milaza fa tsy maintsy mahay teny ny gasy zay malagasy rehetra fa raha mba azo hatao ve ny sady mampianatra anreny ankizy metisy gasy ireny tsy tsara ve izany:wink::P
3. fasaly ( 16/11/2006 15:48)
hianatra teny vahiny hafa aza ve hatao koa maninona raha mba lay teny gasy no hifampiresahina aminy amin'izay tsy very ny mahamalagasy azy???:wink:
4. Lejim ( 16/11/2006 16:12)
Zah indray aloha manaiky ny hevitr'la indray mitoraka ity.
Fa irariana koa ireo izay vahiny vitsivitsy, mahay miteny gasy, te-hiserasera amin'ny Malagasy mba tsy hanaratsy ny Gasy, na hampirantiranty ny hakanton'izany tsy Gasy izany satria tsy ilainay akory izany.
Faly sady midera an'Andriamanitra izahay, tamin'ny nanaovany anay ho Gasy! Ho ela velona anie Madagasikara tsy mandohalika!
5. salmo ( 16/11/2006 17:01)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 16-11-2006 07:00:04
Lohateny : Re : Ny fitaovam-pianarany vhv
mba te-hivadika gasy kosa izy eh ! izy koa ange mahay teny gasy eh ! jereo ange eh !


Mpandefa : Zina [ Valio ] 14-11-2006 19:59:46


odryyy inn ko ty lazainao? fa saina inn ndray no hitondra ny firenena???

bandy kely tsy afa-taimbody io ka miteniteny foana


Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-11-2006 20:02:15

tena efa mitapy marina enao ry salmo an! nefa gasy beeeeeee zao !!


Mpandefa : kolokanto [ Valio ] 14-11-2006 20:04:16

Ianao aza tsy gasy intsony koa inona no mbola idiranao amin'ny raharahan'ny Malagasy??? Mahagaga!!


Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-11-2006 20:43:33

ndana any @ toerana misy anao any ry salmo fa ity toerana ity de natokana ho an'ny Malagasy !!!!

Mpandefa : fijo [ Valio ] 15-11-2006 00:27:39

misy gasy sasany an,vao mba mahita aty andafy dia mihevitena ho tena tafita be sy manadino ny momba azy.ireny le gasy very sy ambany saina,satria na ilay firenena lazainay fa azy aza anie manambany azy e.inona koa izany olona menatra ny maha izy azy izany?????sao dia menatra ny maha zanak'i danan'ialahy sy maman'ialahy koa ialahy le???


Mpandefa : fijo [ Valio ] 15-11-2006 20:38:34
lery anie sady tsy te hogasy nefa mbola matahotra tsy hovoaray ho tena tsy gasy koa e.izay le mitsingevana toa .... entindrika.


6. booboo ( 16/11/2006 17:03)
hihihihihi
7. Fiffi ( 16/11/2006 17:08)
salmo: hummmm..=D=D=D tsara le dinika an !
8. pissoa ( 16/11/2006 17:19)
salmo:
Voalaza teo :
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 16-11-2006 07:00:04
Lohateny : Re : Ny fitaovam-pianarany vhv
mba te-hivadika gasy kosa izy eh ! izy koa ange mahay teny gasy eh ! jereo ange eh !



Voalaza teo :
Mpandefa : Zina [ Valio ] 14-11-2006 19:59:46


odryyy inn ko ty lazainao? fa saina inn ndray no hitondra ny firenena???

bandy kely tsy afa-taimbody io ka miteniteny foana



Voalaza teo :
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-11-2006 20:02:15

tena efa mitapy marina enao ry salmo an! nefa gasy beeeeeee zao !!



Voalaza teo :
Mpandefa : kolokanto [ Valio ] 14-11-2006 20:04:16

Ianao aza tsy gasy intsony koa inona no mbola idiranao amin'ny raharahan'ny Malagasy??? Mahagaga!!



Voalaza teo :
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-11-2006 20:43:33

ndana any @ toerana misy anao any ry salmo fa ity toerana ity de natokana ho an'ny Malagasy !!!!


Voalaza teo :
Mpandefa : fijo [ Valio ] 15-11-2006 00:27:39

misy gasy sasany an,vao mba mahita aty andafy dia mihevitena ho tena tafita be sy manadino ny momba azy.ireny le gasy very sy ambany saina,satria na ilay firenena lazainay fa azy aza anie manambany azy e.inona koa izany olona menatra ny maha izy azy izany?????sao dia menatra ny maha zanak'i danan'ialahy sy maman'ialahy koa ialahy le???



Voalaza teo :
Mpandefa : fijo [ Valio ] 15-11-2006 20:38:34
lery anie sady tsy te hogasy nefa mbola matahotra tsy hovoaray ho tena tsy gasy koa e.izay le mitsingevana toa .... entindrika.


kay lety e ! mba tena tsy rariny kosa nama ny hanaovanareo an'i salmo an :roll::-D
9. pissoa ( 16/11/2006 17:23)
salmo:
Ny akamarony ny namana eto @ sera2 dia; tsy fahalalana ny akamarony malagasy sy ny vahiny niampita ny tany Mscar. Ny namana ato amin'ity fandaharana ity dia; misy karazana. Ianareo mihevitra fa ny malagasy rehetra dia mahay teny gasy daholo ''Imposibla''. Misy vahiny mahay kokoa noho ny tompo-trano. Diso hevitra izay mieritreritra hoe: gasy daholo izay rehetra miteny gasy. Ny metisy gasy betsaka, ny taranaka vahiny mipetraka any Mscar betsaka. Ka raha izany eritreritra izany no tazomina dia: fitiavatena no betsaka. Zoany olona ny mankafantatra ny teny izay tiany hianarana sy tiany hampiasaina eo amin'ny fiarahamonina sy fiseraserana.

Ny gasy tsy mahay teny gasy tsy mahagaga, betsaka ny antony. Raha ny fahitako azy dia tsy mahasarotiny ny namana eto izany satria betsaka ny manao teny vary amin'anana eo e. Fa raha gasy minia tsy mahay teny gasy kosa, na gasy mody tsy mahay teny gasy dia :twisted: e !
10. fasaly ( 16/11/2006 17:33)
pissoa: tsy hoe tsy rariny no nosratan'ny namana maro ho an'i salomo fa tenenina mora izy tsy mihaino fa otran'ny vao maika hataony fanahy iniana lay miteniteny foana:wink: Izao hitako ireo vosoratry ireo ankizy maromaro ho azy mamaly ny heviny teo aloha, somary masika dia in no nitranga?????, hummmmmm niha- matotra ny dinika nampidirin'i salomo:°) bravo salomo:-*:-D:P
11. pissoa ( 16/11/2006 17:39)
fasaly, hay ve e ! Miala tsiny marina fa nihaino feo tokana be zah fa tsy haiko akory kay mou ze notenenin'i salmo talohan'ireo :oops::oops::oops::-D
12. fasaly ( 16/11/2006 17:59)
pissoa:-$ chutttttt! tsy hoe te hamerimberina zà ry salomo fa mametraka tsikera am sariny zà de lazainy fa mioty azy hono:cry::?
zay nge lay izy ry pissoa e!:wink::P:-D:-D:-D:-D
13. degree ( 17/11/2006 19:45)
marina ny an'i salomo fa misy amitsika gasy zanaka malagasy no manao "toy ny valalan'amboa ny tenintsika ka na isika tompony indray aza tsy tia ny tenitsika " .Misy koa ireo diso mahay loatra ka manovahova ny teny gasy ka efa tsy hay intsony na teny gasy na teny inona na teny inona no ataony eo(ohatra ireny teny anelakelantrano ataon'ny zatovo lh sy vvy ireny),efa ny 90/100 ny zanaka malagasy izany,Tsy hoe zaha mitsikera anareo mila ravinahitra any andilam-bato fa rehefa mba nahita fivohahana ny sasany dia manary ny efa fiteny,tsy ianero ihany anefa fa na dia ny eto antoerana aza dia tsy ahy intsony fa asa angamba na izany no siviliser na ahona fa na ny fitenenana misy safiotra(metisse) koa (ohantra hoe "io fiara io dia lasa hoe io daba io ary mbola miov indray hoe io vam io) iza no tena teny gasy...............?
14. salmo ( 17/11/2006 19:55)
degree> :-* muy amigo/a. tsy fantatra intsony na guapo na guapa
15. degree ( 17/11/2006 20:38)
salmo:

degree> :-* muy amigo/a. tsy fantatra intsony na guapo na guapa


tsy azoko .........?


16. kelly13 ( 17/11/2006 20:47)
=))=))=))
17. fasaly ( 17/11/2006 23:35)
tena tsy nifakahazo fiteny tampoka i salomo si degree:-D:-D:-D:-D
18. belaza ( 18/11/2006 19:28)
19. Fiffi ( 19/11/2006 18:20)
:-D
20. Zina ( 20/11/2006 01:07)
muy amigo/a

tena mahay tena espagnole ve ianao ity sa .....???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1746