Fiaraha-monina
valinaka
(
10/11/2006 15:57)
andron'ny fivoarana izao ka mety raha atao tahaka izany ny toe-tsaina sy ny fomba amam-panao.
ny tiana ambara de misy ambaratongany isika na tiana na tsy tiana :eran-tany de hoatr'izany daholo fa sai...
suite
répondu par Fiffi le 29/11/2006 18:07
ari.malala
(
08/11/2006 06:12)
Omaly hariva raha handeha hody aho, naneha taxi B 117 dia nisy tovolahy mbola mpianatra, mamo izy ary dia nihoaka nandoa tao anaty taxi B... marikoriko be! :? :? rehefa mba mahatsapa fa mamo ka tsy ho...
suite
répondu par heribe le 12/01/2007 10:45
ravatorano
(
08/11/2006 06:09)
Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesina antsika namana fa namoy ny reniny ny namana avylavitra omaly hariva :cry::cry::cry:.Hisy fitsapana alahelo sy famangiana izay hataon'ny namana serasera rahampi...
suite
répondu par watafon le 16/11/2006 19:29
degree
(
07/11/2006 20:09)
Tsy arakara-tarehy voajavatra satria na dia hoe degree aza ny ahafantaranareo ahy dia tsy hidera vady mahay mandihy aloha aho fa ny fifanerasarantsika no hitsara ny toetrako,satria olon'ny fo,tia fiha...
suite
répondu par prime le 10/11/2006 15:10
LazaDaddy
(
07/11/2006 01:37)
Araka ny fanadihadian'i John Murphy avy ao @ South African Mineral Corporation) dia $300 isan-taona ny harin-karena fahobe isam-batan'olona any Madagasikara. Izany hoe sahabo ho 80 cents isan'andro.
...
suite
répondu par Papoose le 03/12/2006 23:02
Aino
(
04/11/2006 15:02)
andro any niasa be ny saiko momba ny namako iray!!
izy io moa mbola zandriko erin-taona.
niantso ahy t@ phone izany izy dia tsy nilaza ninoninona taminko aloha fa tonga dia izao no nolazainy.
tena ...
suite
répondu par prime le 10/11/2006 15:21
salmo
(
02/11/2006 22:29)
Tsy marina ve? Ny sipa rehefa mahita ny kôfiny eo akaikiny sipa tsaratsara bika sy be endrika. Oups, mety eo ihany de torana :-D:-D ...
suite
répondu par Fiffi le 24/11/2006 21:02
xxx
(
02/11/2006 18:49)
Dia tsy nino moa aho taloha fa sendra nanao vacance t@ herintaona dia nahita sy nahatsapa tokoa teo an-tsena fa tena tsy tia merina loatra ry zareo ao DIEGO sy NOSY -BE ao asa inona no antony?...
suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 09:14
mimich
(
30/10/2006 12:19)
miarahaba an'i sasa sy avylavitra tratran'ny tsingerin-taona nahaterahana. ho lava andro iainana, hambinin-java manasatra , hahazo izay iriana ary mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo...
suite
répondu par mimich le 13/11/2006 06:15
rabaradaka
(
26/10/2006 13:11)
Dia efa tsy hita intsony ny asian'ny Patrick Ramiaramanana ny volan'ny CUA fa dia asa tsisy hilana azy mihitsy no hatao. Esory any rangahy io maire io fa tsy lasa, soloy an'ny iza mo ity Arema taloha ...
suite
répondu par Fiffi le 30/10/2006 17:33
LazaDaddy
(
26/10/2006 03:40)
Mba ho sahy hiteny ve ny mpitondra Frantsay [b]raha ohatra ka[/b] "silamo" ireo zatovo mpandoro bus? Sa dia ho saorontsaromana @ filazana fa zatovo tsy ampy fivelomana sns...???
http://www.jpost.co...
suite
répondu par theanne le 07/11/2006 09:28
hery
(
25/10/2006 16:25)
Tato ho ato aho dia misy namana mandefa hafatra hoe i anona ihany no i anona. Tsy voavaliko intsony fa dia ataoko valy bambaray eto...
Tsy mampaninona ahy mihitsy na i anona ihany no ianona sy ianona...
suite
répondu par kala le 13/11/2006 13:51
Aino
(
24/10/2006 10:00)
indrisy hoa fa mampalahelo ahy ny mijery hireny olona be fialonana,ty tena,manambonimbony tena.
any ka tsy mihevitra ny hafa hintsony, fa dia diso tafahoatra laotra.
misy moa ny sasany bika endrika,...
suite
répondu par titis le 08/11/2006 23:07
mihanta
(
22/10/2006 18:59)
mampandre antsika rehetra fa ny namana lilbon d namoy ny renibeny ka dia mirary fiononana ho azy sy ny fianakaviany.
Ho tsara levenana ny maty ka dia mivavaka ho anao sy ny fianakavianao.
mahereza...
suite
répondu par cabot le 17/11/2006 23:36
lemenakely
(
21/10/2006 19:45)
Asa ianareo raha efa nahita anaran'olona na gasy na vahiny fa dia misy hafahafa tokoa.
-BEVODY jean martial
-RAINIVOALAVO
-BONGA Stansislas (bonga io any @ faritany dia ny filahiana)
-M...
suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 09:21
Aino
(
19/10/2006 17:27)
misy namako izay hoe ary tena namako be izy io! izy moa efa man-olon-tiana ary io namany io dia anisany namako ihany koa.
andro any ry zareo sendra nifamaly tsy haiko izay tena antony, ka izaho sendr...
suite
répondu par Aino le 23/10/2006 17:26
Fiffi
(
18/10/2006 05:38)
[size=18][color=red][b]JOYEUX ANNIVERSAIRE WATAFON sy ny namana rehetra zay nitsingerana androany ny annif-ny ![/b][/color][/size]
Dia faly miarahaba an'i wata Dokoterantsika eto @ sera2 manokana n...
suite
répondu par mimich le 06/12/2006 07:26
Aino
(
16/10/2006 20:28)
mba gaga any ilay pitondra taxi hireny hoa aho raha mba sendra nandende tany Analakely indray alina!!!
Dia nande naka taxi izany, dia nilaza hoe eo analakely, dia annotany ilay pamily hoe- Any @indra...
suite
répondu par mimich le 20/10/2006 08:34
rabaradaka
(
12/10/2006 07:15)
Samy milaza azy ho raiamandreny daholo izay teho raiamandreny. Ry Razanamasy sy Zafy sy dadaPasy milaza azy ho raiamandreny dia miteny, ry Jeneraly sy ny tariny milaza azy raiamandreny dia miteny, ry ...
suite
répondu par Fiffi le 19/10/2006 18:29
Aino
(
11/10/2006 20:14)
matetika izany dia very faona ny volako ao ampianarana, ary tsy ny ahy hirery no very fa ny any namana sasany ihany koa, izhao nefa tsy mety tonga saina fa dia mitondra faona, satsia matetika misy hil...
suite
répondu par titis le 17/10/2006 12:41
