Fiaraha-monina
fijo
(
08/08/2006 20:50)
mba mianara ihany ry zareo fomba,fa misy tena ahitana resaka anie e.
misy zavatra hitako ity,tsy vazivazy fa tena lmarina ,ary vao tsy ela kaory izay.
nisy olona akaiky ahy maty reny.dia natao tao a...
suite
répondu par papala le 10/10/2006 12:56
patrick2002
(
04/08/2006 08:05)
Mba lasa ny fisainako rizareo,ka mametra-panontaniana io lohateny io, satria betsaka ny namana no somary namaly ahy t@ ilay hoe fantaro israely tao @ fivavahana sy finoana ,ka dia liana tokoa izaho no...
suite
répondu par seraphin le 19/08/2007 15:04
lemenakely
(
02/08/2006 12:04)
Mbà zavatra iray isan'ny mampanontany tena ahy koa ity resaka paraky ity misy tokoa moa ny mandray azy ity na lahy na vavy na antitra na tanora indrindra any ambanivohitra .Fa na eny an-drenivohitra ...
suite
répondu par prime le 24/08/2006 12:44
Herimiafina
(
01/08/2006 14:18)
Ohatra: misy karazana olona manao toa izao!
Vao miteny fotsiny ianao manontany azy hoe
"Sao dia hitanao kay ny nalehan'ny portefeuille-ko teo?"
na hoe "Ianao angaha no naka ny stylo-ko teo?"
...
suite
répondu par prime le 22/08/2006 12:14
kitjo
(
01/08/2006 13:28)
misy association izay natsangana, ka any Vakinankaratra iny aloha ny anaovana ny asa hatramin' izao
Izahay tany nanao formation Initiation en Informatique, Bureautique sy maintenance materiels ana...
suite
répondu par xxx le 12/09/2006 06:21
nanourand
(
01/08/2006 12:40)
=))=)):-@
- zah tsy minana kisou fa iza no ninana le pin-ô-sôkôlako teto
- lanin' vitsika
- zah ninana lé iz
- lany dôly ve le efatra???
^:^...
suite
répondu par tsingy le 21/09/2006 15:07
kitjo
(
31/07/2006 18:09)
Kory aby
Tafaverina soa amantsara aty Singapour aako zao io d izao vao afaka manoratra ho anareo rehetra
Misaotra betsaka indrindra t@taratasy, antso, famangiana sns nataonareo fa manana namana ...
suite
répondu par mamzelkely le 02/08/2006 06:25
Fanja1
(
31/07/2006 11:38)
http://www.midi-madagasikara.mg/...
suite
répondu par prime le 20/09/2006 09:34
Fiffi
(
30/07/2006 19:24)
[IMG]http://membres.lycos.fr/dgdd/07/GS_ce5e9781ae34858302d341c24c909fc1.png[/IMG]
Dia faly miarahaba antsika rehetra tsy misy hakanavaka indray .:) :-*:-*:-*
De bonnes vakansy indray iza...
suite
répondu par Fiffi le 09/08/2006 04:45
miranto
(
26/07/2006 08:46)
Mazana za tafaraka @ ireny polisy na miaramila ireny ao anaty taxi be de tsy mandoa vola izy ireny na manolotra aza izy de tsy raisina ny azy ,
izay no tsy azoko ka mahatonga ahy manotany hoe tsy mit...
suite
répondu par bogosi le 29/08/2006 11:44
xxx
(
23/07/2006 18:35)
ra mba lazaina eto ny ps mba mahafinaritra anareo:
"mia" ve tsy mety ??
PS: hadinoko ny nametra ny ps-ko :-*:-*:-*:-*...
suite
répondu par prime le 25/08/2006 11:03
salmo
(
23/07/2006 18:09)
Nisy zazalahy lahy anakiray navelany ray amandreniny ho hantsangany olona aty amin'ny firenena afa. Rehefa nialebe ilay zaza lahy dia nanontany izy tamin'ny fianakaviana hoe: Nahoana ianareo tao fotsy...
suite
répondu par prime le 25/08/2006 11:35
tsiokatimo
(
23/07/2006 07:22)
mba te hiresaka @ reo namana avy any atsimo aho indrindra ireo zay avy @ collège sacré coeur tsianaloka.
merci...
suite
répondu par robot le 04/10/2006 05:51
dadabe
(
22/07/2006 14:58)
:lol:Ireo namana 10 be isa indrindra volana Jolay
mamzelkely (709)
Aino (702)
cutie (690)
pissoa (653)
fasaly (629)
lolita2mada (576)
sarobidy (564)
Herimiafina (502)
tia (432)
eri...
suite
répondu par Fiffi le 02/08/2006 07:32
lemenakely
(
21/07/2006 09:35)
:-DNahavariana ahy indray mandeha tany an-tanindrazana indray asabotsy @ iny làlana mianatsimo iny akaikin'AMBOHIMANDROSO nanatrika fanateram-bodiondry anakiray,mpangataka moa izahay t@ io izany hoe ...
suite
répondu par prime le 01/08/2006 12:09
rabaradaka
(
13/07/2006 03:55)
Fako etsy, loto eroa, làlana sy lalan-kely simba tsy azo aleha, aretin-kibo mamely ny zaza, fivarotan-kena voretra, mpitsindroka fako mameno ny fanariam-pako, sy ny sisa tsy voatanisa no hita eto Ant...
suite
répondu par prime le 03/08/2006 13:50
Aino
(
12/07/2006 08:35)
izhao ry zareo efa zatra ny miditra internet na koa mikitika ord... tontolo andro tsy maintsy miditra kely tsy mety ny tanako sy ny saiko raha tsy miditra kely mikitikitika eto!! indrindra moa fa eto ...
suite
répondu par Herimiafina le 18/07/2006 14:33
fasaly
(
09/07/2006 06:32)
Henoko hoe misy oul misandoka fasaly any am tsaty karajia any an! ka marihiko eto fa tsy mpitsofoka karajia mihintsy izaho ka sao ampiresahin'izao fasaly sandoka zao any ny namana sasany fa "TSY IZAHO...
suite
répondu par sarobidy le 25/07/2006 08:36
diamondra27
(
08/07/2006 11:41)
Nataoko eto ity satria eto @ ity rubrique ity no miseho ny tantara
Mahita ny resaka hatsikana eto aho, dia mahita fa lasa lavitra be ilay sangy na dia hoe: hatsikana aza no anaovana azy.
Mety ha...
suite
répondu par booboo le 29/07/2006 20:05
Herimiafina
(
07/07/2006 17:09)
Tena gaga sy variana aho ry zareo fa fony tany Canada tany ka nivezivezy nianavaratra dia nahita fa mbola maro ireo tanàna izay mbola tsy nandalovana olona mainty hoditra. Indrindra moa ao varabaratr...
suite
répondu par Penja le 28/03/2016 17:50
