Fiaraha-monina

minouminou ( 30/05/2007 09:55)
Miarahaba ny rehetra mpamaky ny hafatra ato amin'ny serasera.org. Izaho mpanoratra moa dia avy any Antananarivo ary mipetraka aty France amin'izao fotoana izao. Mikasa hanorina hotely any amin'iny far... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 05:30
diamondra27 ( 30/05/2007 09:50)
afaka mba hanao sondage ve isika mpi-forum na mpamaky fotsiny fa tsy mi-forum hoe: iza no mankasitraka ny fanaovana xxx? izay mankasitraka dia manome numero positif,ary izay tsy mankasitraka dia r... tohiny
diamondra27 ( 29/05/2007 19:12)
fahatsapako azy fa dia izay andraisanareo azy an! i xxx dia mazoto be mandefa ny heviny eto @ SERasera misy azy na fivavahana na fanabeazana sns..., misy anefa ny sasany rehefa hita ilay olona fa m... tohiny
xxx ( 26/05/2007 18:40)
Nisy akama be-ako avy any cuba dia hoy izy tamiko. - Raha mankany cuba ialahy ka hoe hiodina amin'ny koaitra dia aza maka an'ilay manja be ireny. - Fa ahoana hoy aho? - Na ratsy koa aza moa eh? -... tohiny
novalian'i hery ny 29/05/2007 07:12
ronaldo09 ( 26/05/2007 11:41)
Ity ilay tena tonga amin’ny fitenenana hoe : « tratra ambodiomby !». Tsy nisy nahafahany niala intsony fa dia hitan’ny mpiray tanàna ilay raim-pianakaviana nanao firaisana tamin’ny ombivaviny... tohiny
novalian'i perlin15 ny 28/02/2016 21:56
ds ( 25/05/2007 22:38)
Miala tsiny klu fa mba anome lesona kely an :-) Amiko misy roa karazany ny adihevitra. 1) mifamatra, mikalizy : io ilay samy tsy manaiky resy fa te ho deba (sa rôla) daholo. Tsy mitondra mankaiz... tohiny
novalian'i wtf10 ny 26/05/2007 11:57
sekoly ( 25/05/2007 11:33)
Manao ahoana daholo, Raha misy (tena) hitady namana taloha, dia afaka mampiasa ny http://www.sekoly.info manomboka izao. Mbola vao haingana no nisokatra ny takelaka ka hinoana fa tsy ho ela dia ... tohiny
novalian'i rrdo ny 26/05/2007 10:03
Fiffi ( 23/05/2007 08:29)
ANKADINDRAMAMY. Tsy maha lehilahy na maha vehivavy ity fitsiriritana ity. Mahavita zavatra tsy hain’ny saina eritreretina ny olona sasany. Namosavian’ilay mpiasa izy mianakavy hanambadiany ny r... tohiny
novalian'i xxx ny 26/11/2007 08:00
salmo1 ( 21/05/2007 21:16)
Serasera azo hatao oe: tananany mpiara-monina, ho any izay miteny gasy rehetra angamba... (natokana ho any malagasy manerantany). Misy isika ato dia ti hivelona amzany teny gasy ary tsy ti hanadino... tohiny
novalian'i mignone ny 26/05/2007 12:39
diamondra27 ( 18/05/2007 21:22)
Raha io no arahina de tsy afaka hanao na inona na inona izany fa hanome fahafahampo ny mpiara-monina. Ny ahy rehefa madio ny saiko de tsy miraharaha zay tenin'olona any aho. Ahoana ny hevitrareo... tohiny
novalian'i sympa ny 23/05/2007 14:37
rrgmt ( 17/05/2007 17:11)
novalian'i niryna ny 19/05/2007 05:53
diamondra27 ( 17/05/2007 15:46)
lasa indray ny eritreritro hoe: misy fomba gasy ireny any amintsika de hoe: nanota fady le olona. Nareo ve mahalala hoe: inona daholo ny zavatra mahafady any dago, de aiza aby ny faritra misy azy?D... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 08:09
xxx ( 14/05/2007 16:46)
fa inona loatra ty mahazo? mba jereo wanadoo.mg, forum,"tsy rariny kosa e!" vakio ny an'i zembla, gasy tsisy paps... tohiny
novalian'i wtf10 ny 26/05/2007 12:01
simplex ( 14/05/2007 08:19)
Tsy haiko ity na tokony ho politika fa ataoko ato aloha, http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=7546 http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1205&ART=23452 Ra misy ngamb... tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/06/2007 08:19
diamondra27 ( 13/05/2007 08:06)
toa be de be zao ny fomaba hitsatiana fa misy mahalala le we meebo ve? inona no risque mety azo i-espionner-na ve le izy satria eo doly na msn na yahoo na etc...... tohiny
Jeankely ( 13/05/2007 05:26)
Nandritra ny andro naha-mpianatra ahy miteny dia izay mamaly fanontanian'ny mpampianatra na mazoto miakatra tableau sy manao fanazavana dia mpitady 19 ary tia ho deraina no filaza azy. Ny mampalahelo ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2007 03:57
diamondra27 ( 08/05/2007 03:22)
maninona ny olona no te-hoderaina refa manao zavatra?... tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2007 18:13
fiderana ( 07/05/2007 16:14)
asa aloha ianareo fa mahafinaritra ny namana ato ê!, na dia misy aza ny somary maningana kely, na izany aza namana ireny, fa tsy hoe tsy namana, fa mahatonga connection mahafinaritra sy maha-velombol... tohiny
sakaizakely ( 05/05/2007 16:58)
tena mandreraka wa tony olona mody gisa itony :twisted::twisted::twisted: le mi-s'invite tena ireny entre autres mandefa fanasana ianao ho an'olona tokana de izy mianakavy no tonga 8O8O8O mar... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2007 14:11
tslem ( 04/05/2007 19:32)
satria aho niafina xxx nanao oe : [quote]Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-04-2007 15:23:31 Lohateny : Re : Mitady an'i Erika JOERG ! !aiza erika izaho koa mitady azy [/quote] dia nony avy eo o... tohiny
novalian'i tslem ny 05/05/2007 06:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0839