Fiaraha-monina

xxx ( 07/07/2007 14:38)
mba nijery sary tao aho ry zareo dia gaga mahita an'ilay sarin'i kanto10, dia te hanontany hoe iza marina no kanto10 e, ilay dadany sa ilay mamany sa ilay zanany:roll: manarak'izany, somary gaga koa ... suite
répondu par Ralay le 06/11/2007 11:54
patrick2002 ( 04/07/2007 02:14)
Araky ny fanadihadiana dia misy 110 000 izao ny papa poule na monsieur maman eto canada Ny papa poule na monsieur maman dia anarana hiantsona ny ramose izay mijanona ao an-trano mitaiza zaza fa rama... suite
répondu par pissoa le 06/07/2007 05:13
ari.malala ( 03/07/2007 14:12)
Za ry zareo tojo olana, tsy haiko inona no tokony ataoko, fa izao, ilay olona ao ambaninay mila vaniny be mintsy aminay! @ alina aho mampiasa po satria mbola kely ny ankizy, dia ilàny vaniny hoe any ... suite
répondu par ari.malala le 06/07/2007 11:58
velosoa ( 02/07/2007 14:27)
Manoratra ity taratasy ity izahay mpanjafan'ny PAOSITRA MALAGASY, mba hilazanay ny fahasahiranay momba ny fidiran'ny mpiasa sy ny fisokafan'ny biraon'ny paositra malagasy. Nanomboka androany dia nidi... suite
répondu par Ccilia le 13/09/2007 06:04
Europa ( 30/06/2007 09:50)
Mitady efitrano hofaina herinandro ao Paris na ny manodidina. Na mifanakalo trano koa raha mety. Azo anoratana mivantana @ jobbet07@yahoo.com aho. Misaotra mialoha... suite
Fiffi ( 29/06/2007 13:36)
[color=#CC0000][size=20]Bonnes vacances daholo ![/size][/color] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Nature/paysage1.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Nature/mini... suite
répondu par sympa le 04/07/2007 19:42
bidagda ( 22/06/2007 07:53)
hono aho? tena misy marina ve ny vazimba sa tsahontsika ramalagasy io? naheno aho taloha mantsy fa iny faravohitra iny dia be vazimba @ alina sy ilay hoe olona soavaly eny @ faritra ankatso iny de hoe... suite
répondu par tsoraka le 01/07/2007 04:15
bozyboleta ( 21/06/2007 09:13)
Tenin'ny filoham-pirenena t@ kabariny omaly io.... suite
répondu par bozyboleta le 05/07/2007 14:18
xxx ( 19/06/2007 17:53)
Nisy mpivady tany Ambatondrazaka tany. Rehefa mihinana na mahandro trondro izy ireo dia an'ilay rangahy foana ny lohatrondro na dia betsaka toa inona aza ny trondro andrahoina. Indray andro dia nohani... suite
répondu par tsoraka le 29/06/2007 09:15
Bita ( 17/06/2007 09:01)
Ahoana ianareo rehefa mitondra fiara mora tezitra ve ianareo? Izaho tena tsy tia miaraka @ mpitondra fiara mora tezitra mihitsy. Matetika dia ohatra hoe: maika izy kanefa emboutaillage, na ohatra hoe... suite
répondu par johnnyandri le 08/07/2007 10:18
bazylou ( 17/06/2007 00:20)
izany fa voasolan'ny fianakavianao ianao!! any izao efa tsy menatra intsony ny hifanasola na rad sy zanaka aza!!! vao midina ny avion fotsiny ianao dia vita ny paosinao, ny entanaaza mety hanjavona r... suite
répondu par torola le 01/11/2007 01:52
Herimiafina ( 15/06/2007 20:43)
Misy sampana manokana mitovitovy amin'ny Crime Scene Investigation (CSI) any USA ve any Madagasikara? Na ireny sampana miandraikitra ny fijerena ny ADN, sy mampiasa karazana fitaovana harifomba entin... suite
répondu par xxx le 04/07/2007 08:19
patrick2002 ( 15/06/2007 18:51)
Rehefa manao vacances any madagasikara ianao dia misy,porteur ao @ aeroport Ivato tonga dia maka ny entanao vao mivoaka ny sous douane ianao ,fa ny mahagaga dia izao tsy mandray Ariary ireo porteur ir... suite
répondu par Jeankely le 21/06/2007 06:02
tinasou ( 15/06/2007 09:49)
tena mandreraka be ahy ny toetsain'ny havako any dago refa mba mody na manao vacance any aho. Tsy haiko aloha raha ny ahy rery no manao izany eh! :?: Lazaina fa tafita aho refa mianatra aty an-dafy ka... suite
répondu par Roch le 26/08/2007 09:29
marozevo ( 13/06/2007 09:34)
Azo atao ve ny mifanao ialahy ? Inona no mety ho heviny : fifankatiavana sa fifamingavingàna. Izao manko : Somary nanao ialahy olona iray aho tao amin'ny rubrique iray tao, dia taitra kely Ranaman... suite
répondu par sympa le 18/06/2007 01:25
rrgmt ( 11/06/2007 21:46)
:roll:Niala tsiny izy fa tara fa niaraka an'i Poutine hono, toa sahalan'ny mamo ?:^)... suite
répondu par diamondra27 le 18/06/2007 06:27
niryna ( 10/06/2007 23:32)
Misy dinika manokana mikasika ny fanambadiana(niryna) no efa nandefasako an'ity,saingy mikasika ny fanambadiana ihany.Afaka mandray anjara na mametraka olana na vahaolana mikasika izany ao anaty dinik... suite
répondu par niryna le 14/06/2007 04:45
niryna ( 08/06/2007 18:45)
Tonga any dago hono i fijo nandevina an-dreniny. Dia manome fampaherezana ho azy aho sy ny namana rehetra izay mety tsy mahita ity famangiana ity Aza misosoka alahelo intsony fijo a. (l)niryna... suite
répondu par mandrindra le 13/06/2007 15:07
LazaDaddy ( 08/06/2007 05:03)
mankaleo sy mampalahelo fa toa laza fahazarana ny maheno jiolahy ao Madagasikara... suite
répondu par Jeankely le 08/06/2007 05:49
sipamanja ( 04/06/2007 14:57)
Manao ahoana. Raha ohatra ke mipetraka aty Europa ianareo ka afaka manome certificat d'hebergement ho an'i olona any Mada. Afaka mahazo vola @ izay lany rehetra sy ny sisa. Raha maha liana anao dia v... suite
répondu par Roch le 26/08/2007 09:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8394