Fiaraha-monina

ursullas6 ( 12/12/2007 14:26)
slt à tous! sao de mba misy ato amintsika Namana mipetraka any Mananjary @ izao fotoana na efa elaela mba hanotaniako olona? Tena zava-dehibe amiko mihitsy io ka mba ampio re. ... suite
répondu par tsikih le 09/01/2008 16:03
imboasalama2 ( 10/12/2007 11:53)
Tsy lava resaka aho fa ny mpanisy sira koa maro fa misy ho eritreretina io lohateny io,fa na izany na tsy izany dia tsy mbola nahita aho ary tsy mbola nahare hoe merina nandrangitra adim-poko fa azo l... suite
répondu par beby2 le 28/06/2008 08:00
tendry77 ( 10/12/2007 00:22)
-Manahoana dholy!-sao mba misy mahalala ny domaine telephonique an'ny GSM en service any Beyrouth nareo azafady!.... suite
répondu par tendry77 le 16/12/2007 22:47
karinah ( 08/12/2007 20:30)
Miarahaba an'i bonanga, izay mandefa hafatra amiko matetika izay manafintohana ahy ny hafany, satria tsy misy azoko na ny kely aza ny tiany hotenenina!!! Ohatra momba ny sujet: Tadidinao ve? ny vont... suite
répondu par karinah le 12/12/2007 02:37
Mannou ( 07/12/2007 12:45)
Miarahaba anareo, Namana vaovao eto amin'ny serasera ny tenako, efa ela no nahenoko ity site iray ity fa zao vao tafiditra mpikambana soamantsara koa faly miarahaba anareo rehetra ary mananatena fiar... suite
répondu par Mannou le 10/12/2007 08:24
niainalynx ( 04/12/2007 10:40)
Ny alika marina hoy ny ntaolo jamban'ny taolana fa ny MBS jamban'ny vola amin'ity Raise your voice ty e ! Toy izao ny sandan'ny sms nataon'ireo tafakatra soa amantsara : 15 378 000 fmg ny an'ny goupe ... suite
répondu par ivoire le 03/12/2008 06:07
endrika01 ( 02/12/2007 15:10)
Tena mba samy manana ny fivoarany avokoa ny zanak'olombelona sy ny firenena misy zay. Vaovao be mihintsy any Egypte any zao ny olom-pirenena rehetra feno 16taona dia tsy afaka mahazo n... suite
répondu par endrika01 le 30/12/2007 13:36
endrika01 ( 21/11/2007 09:00)
Salut,salut dôly,ny namana rehetra ato @serasera,nareo ve ry reto mba mijaly be mitovy amiko rehefa fahavaratra?Tsy handriko zay hahatonga ny hain\'andro!!Varatra mikotrokotroka be,tselatra misaritad... suite
ds ( 18/11/2007 22:22)
Misy olana mila vahako haingana ka mba mila ny hevitrareo azafady. Manana mpiasa maromaro izahay any Dago. 100 000 Ar isam-bolana eo ho eo ny karama farany ambany. Hiantohana trano sy sakafo ny ankam... suite
répondu par endrika01 le 09/12/2007 12:51
bitrokel ( 15/11/2007 15:10)
Aminao.... toetra ratsy ve ny fidedahana???? afaka hialàna ve izy io...? mety hanimba ny fiaraha-monina amin'ny olona manoddidina azy ve??? satria amiko manokana, io toetra io raha tafahoatra loah... suite
répondu par niryna le 26/11/2007 06:06
salopard ( 13/11/2007 12:03)
Sahala @ nankanan'i zoki VALO ny marché -na- vary ny gôna-n'Antsihanaka, dia resaka marché koa ny ao ambadikin'ny fandroahana komorianina, pkoi? -ny marché na môsakiky ny abdou ao mahabibo ... suite
répondu par namana2008 le 10/12/2007 13:04
endrika01 ( 11/11/2007 11:46)
De inona zany no atao?eo an-tanana tsy misy Ha!? ka tsy aleo ve mampihorohoro é,de inona hono no tombotsoa?Aleo ry reto henjehin'ny eritreritra toy izay henjehin'ny omby masika,aiii,aleo henjehin'ny... suite
répondu par Vitsikakely le 16/12/2007 13:43
ari.malala ( 09/11/2007 06:04)
raha misy olona tsy miavonavona ve, (atao zany hoe mpiaramiasa), d ts miresaka aminao izy, fa refa am maraina kosa nefa miarahaba, ts vokatry ny fo an, fa otran'ny hoe contrainte satria mpiaramiasa sa... suite
répondu par ari.malala le 15/11/2007 07:13
didieravalo ( 07/11/2007 06:09)
Tsy efa lasa miadana daholo ve ny gasy rehetra ao MADA , harabaina e! Efa lasa manana 4L daholo , ny fiainana lasa mora na ny vary na ny hofatrano , menaka, lasantsy , tena tafita ny gasy e! misaotra ... suite
répondu par namana2008 le 10/12/2007 13:08
naughtyboy ( 05/11/2007 13:57)
mba liana aho te ahafantatra ahoana no fijeriny gasy mpiray tanindrazana amiko mivahiny na monina aty andafindriaka ka asa isika rehetra,ny fomba fijeriny ny mahaizy azy sy ny mahamalagasy azy eo aniv... suite
répondu par papala le 07/12/2007 13:14
ari.malala ( 02/11/2007 05:22)
miarahaba ny mpisera rehetra. Misy olana ngeza be tsy maintsy ahitana vahaolana hatram alahady ry reto ka mba ilàko ny soso-kevitrareo. Izao ilay cas, manana cousine izay aho, kamboty ray sy reny ... suite
répondu par bazylou le 15/11/2007 11:23
xxx ( 01/11/2007 10:14)
Mba mila hevitra aminareo aho, indrindra avy @ ireo izay mahay momba ny @ fananan'ny mpivady. Nivady 4 taona izao izahay, noho ny fitadiavana dia lasa nila ravinahitra aty am-pita aho fa izy kosa mbo... suite
répondu par achrafhanna le 25/11/2007 09:59
Jeankely ( 29/10/2007 06:55)
Tsy ny Sipa ihany no lasan'ny vazaha fa na ny fomba fijery na ny fomba fanadihadihana zavatra dia izay mitovy @'ny analyse-ny vazaha no avo fijery. Hita eto izany @ fametrahana filozofia isan-karazany... suite
répondu par Jeankely le 13/11/2007 10:41
XxxX ( 26/10/2007 15:09)
misy zavatra kely anakiray [b]manimba ny fiaraha-monina[/b] [b]d nanimba ny fiaraha-monina[/b] [b]d mbola hanimba ny fiaraha-monina[/b] [b]sady efa nanimba ny fiaraha-monina[/b] [b]ary mbo... suite
répondu par beby2 le 28/06/2008 07:51
Jeankely ( 26/10/2007 02:42)
Eo amin'ny sehatra iraisampirenena no hitondrako ny resaka fa tsy i Madagasikara irery. Ny firenena rehetra taloha dia samy nandalo ny fotoanan'ny Andriamanjaka ary misy aza firenena maro mbola manohy... suite
répondu par bilakarenjy le 09/01/2008 16:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0474