Fiaraha-monina

ni81 ( 03/05/2008 07:09)
Taloha ny vehivavy malagasy tao Imerina sy ny manodidina dia toa mitafy lamba sy manao tanavoho daholo. Ankehitriny moa dia tena azo isaina @ ratsan-tanana sisa no manao an'io fitafy io. Mba misy maha... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2008 07:56
dziana ( 02/05/2008 11:41)
Enjehina toy ny manenjika mpangalatra ny mpivarotra amoron-dalana.Ny mahagaga anefa dia maninona ny mpanendaka sy ny mpi-sam toa jerena fotsiny. Nefa tsy aleo ary ve le olona ivarotra kely eny fa mba ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2008 13:41
rakaroka ( 02/05/2008 02:08)
Misy zaobaviko izay nanafatra ny reniny aty Frantsa: tsy vitany ny "prise en chargen'io reniny io, dia terena ireo anadahiny handray ilay reniny par "tour",ary isan'izany ny vadiko! Ny manahirana ahy ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/05/2008 20:30
ikotoleta ( 28/04/2008 13:24)
:arrow: miady bizoroka =)) :? :lol: 8) :P :oops: :cry: :roll: :wink: :!: ... tohiny
novalian'i rurik ny 02/05/2008 09:05
niryna ( 23/04/2008 17:40)
Inona avy no tadidinareo fa toa saika misy soratsoratra avokoa izay rehetra aleha e. Inona ary ny soratra eny amin'ny camion ataon'ny olona ny taxi-brousse ,ny taxi-be, ny eny amin'ny mpivarotra,ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 25/05/2008 18:47
dadabe ( 21/04/2008 17:56)
Faly miarahab e... misaotra ny admin fa tafaverina njay le ra dadabe ndoza e hahahah dia hafana njay izany ny lalao e :D ... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/05/2008 02:19
RATOVOARY ( 21/04/2008 07:21)
Tsapako fa tena mitondra fiovam-pihetsika be dia be ho an'ny vhvvy ny fananana asa. Mattika anefa fiovana toa zary mibirioka izy ireny ( oh: ao ny fiheverana ny tena fa mahavita azy ka mihevitra ny v... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/04/2008 15:01
ursullas6 ( 20/04/2008 17:11)
mba afaka mahafantatra namana avy any mananjary eto @ takeleka ve zah ?... tohiny
novalian'i sondriana ny 23/07/2008 14:14
xxx ( 17/04/2008 11:13)
Raha mba te hivoaka sy honina ivelan'i Madagasikara ihany, http://www.geostrategis.com/images/happymap_800big.jpg :? ... tohiny
novalian'i glady ny 17/04/2008 14:34
rajoelina ( 16/04/2008 23:13)
Misy rangahy vaza zay, manana rahalahy manana orin'asa ledala. ity rangahy ity tsy nahazaka ramatoa teto atoerana:-D:-D, de lasa ny eritreritra hanao vakanse ho any Amerika latine, ny tetika anefa... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:49
xxx ( 16/04/2008 19:37)
[quote=sergia]tess: ts zakany za d zany no toetrany [/quote] [quote=sergia]rajoelina: jm'en fou de toi! ar za ko ts milanaou! ndana mjer ftaratra lou! zay vo mtenteny ana! [/quote] [quote=sergia]na... tohiny
xxx ( 12/04/2008 13:37)
Raha sarahina toerana ny reny sy ny zaza noho ny antony manokana tsy ahafahan'ny reniny mitaiza an'ny zanany. Inona no mety ho fiaintraikany eo @ le zaza sy eo @ reniny any aoriana any? Refa mihalehib... tohiny
novalian'i belakely ny 13/05/2008 22:55
rajoelina ( 11/04/2008 16:13)
[quote=milaibe]Zay wa le bandy maivan-doha manao vavan'ny tsy nahazaka ,mbola virtoaly lessy rajou dia efa zany sahady klé[/quote] ra zah elah tsy mieritreritra anah sy izy, na ny [b]mino[/b] izay l... tohiny
novalian'i Papoose ny 20/04/2008 19:15
xxx ( 11/04/2008 10:07)
http://www.zigonet.com/actualite/l-039-homme-le-plus-grand-du-monde-rencontre-le-plus-petit_art166.html 8) ... tohiny
novalian'i tlay ny 03/05/2008 23:51
xxx ( 10/04/2008 22:16)
[quote=rajou]GASY KA RATSY[/quote] ... tohiny
kanota ( 10/04/2008 00:19)
Gaga sa tsy gaga fa matoa tsy mandroso ny toerana dia ny mpitarika tsy mahavoa ary ny taritina pahana. Andriana Reraka miampy Andevo Nandra midika vahoaka resy tsy hety hivoatra aingana. Hampandrosoy ... tohiny
novalian'i penguin ny 24/04/2008 06:20
niryna ( 07/04/2008 16:12)
Mba mahalasa ny saiko ity,toa miady misy levona ,mifampiteny mihitsy aza ny olona indraindray hoe tsy hifandevo-maty rehefa tena samy tofoka ny ataon'ny mpiray tampo aminy ny sasany.Matetika tsy ilay ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/04/2008 16:37
xxx ( 05/04/2008 12:08)
Efa tena mandroso mihitsy ve ny zanak'olombelona ka hanaonao foana????? Misy namana izay, manambady sy niteraka iray izy mivady... nahita sipa tamin'ny internet ity lahy vadiny, ary lasa nisitaka tsy... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/04/2008 04:03
Rasiligaoma ( 01/04/2008 04:45)
manomboka amin'ity volana ity Nohon'ny zava-mitranga tato ho ato dia nanapa-kevitra hono ny mpiandrakitra fa dia hofohanana tanteraka ny fanaovana xxx misaotra ireo mpisera rehetra ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 04:25
Jeankely ( 21/03/2008 15:17)
Toa nisy nalahelo mafy mihintsy ary nilaza hoe tsy tokony resahana ireo nefa toa tsy miala? Ny taranak'Andriana mijoro tsara dia tsara ary tokony mahavita mihoatra nohon'ny sasany satria mandova Rova ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/04/2008 14:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1576