Fiaraha-monina

jagapeh ( 22/10/2008 07:39)
miarahaba daholo e! inona malaza ao Tana ao izao? :?: ... tohiny
novalian'i zary ny 04/11/2008 12:32
tslem ( 22/10/2008 07:06)
Inona kay no tsara atao fanomezana(@ anniversaire) ho an'olona enimpolo taona,vehivavy,mba toroy hevitra hoe zah izay mahita? Misaotra betsaka!... tohiny
novalian'i tslem ny 24/10/2008 09:29
sitlo ( 21/10/2008 20:14)
Ny teny hono toy ny salaka ka ny tena ihany no afatony. Ary tsy misy tsy tezitra hono fa izay toro fo mpamosavy. Izaho dia kofa tsy manenina izany mihitsy. Ny antony dia mandinika foana aho alohan... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 21:41
xxx ( 30/09/2008 20:51)
Saika mba hanontany ny hevitrareo hoe inona no tokony ataoko fa za io manana olana any @ toerana iasako. Ny olana de za irery no vhv ao @ le department misy ahy. De manadala daholo ze te hanadala re... tohiny
novalian'i adokely ny 15/12/2008 08:48
ikalamako ( 30/09/2008 12:04)
Fifaninanana mahakasika ireo manana zanaka kely, karakarain'ny vohikala Kilonga.com. Amin'ny teny vahiny ilay izy ka http://kilonga.wordpress.com/appel-a-temoins/... tohiny
ari.malala ( 26/09/2008 13:04)
Miarahaba Hono hoa, reny passage zebré reny nga moa tsy voatokana hiampitàn'ny mpandeha tongotra? izanyhoe refa hitan'ny mpamily fa vonona hiampita ny mpandeha tongotra d tokony mampiadana ny dia... tohiny
kofbay ( 25/09/2008 09:42)
MITANDREMA : TAXIBE 133 ITAOSY MAMO TAMPONA Ny alarobia harivan’ny 24 Septembre 2008, tamin’ny 18h20 raha avy nandeha ‘Spécial’ (hoy ny mpamily sy ny receveur) ny Taxibe Ambinintsoa 133... tohiny
novalian'i moi ny 02/12/2008 04:57
xxx ( 24/09/2008 12:40)
Mba te hahafantatra ny tohin'ny tantaran'i Volatiana aho, zay misy mahafantatra ny tohin'ny tantara aoka izy mba hitantara.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 16/10/2008 06:40
hery ( 23/09/2008 15:00)
Eto Italia amin'izao fotoana izao dia enjehina izay mpivaro-tena tratra eny an-dalana ary mandoa lamandy. Nisy lalàna nivoaka mantsy hoe tsy azo atao intsony ny mivaro-tena eny amoron-dalana. Dia mah... tohiny
novalian'i vivaldi18 ny 23/07/2018 06:03
Herimiafina ( 14/09/2008 16:47)
Mitantara ny lasa ka mifaninana izay faran'izay mahantra indrindra. Miady hevitra amin'ny hoe izahay fahiny tsy misy laoka, tsy mihinambary in3 isan'andro, mandeha tongotra mianatra, sns. Dia avy ny... tohiny
bazylou ( 05/09/2008 00:09)
dai handroso ve ?, odoy e Jim Carrey à Madagascar Pour un soutien à long terme La visite de l’acteur américain et président de la fondation Better U a pris fin hier. Une conférence d... tohiny
novalian'i Bita ny 15/09/2008 12:59
tsiambaratelo ( 04/09/2008 17:53)
Asa raha mahatsikaritra isika ,aminy reny toerana fiarahany mpianakavy na ny daholo be miara-mipetrapetraka,mialavoly,mifandom-bera.Zany we toerana mahafinaritra ,milamindamina.Toy ny zaridaina public... tohiny
Herimiafina ( 30/08/2008 17:55)
Mahalasa saina mihintsy indraindray ny resaka famonoan-tena aty amin'ny tany tandrefana fa dia tena betsaka dia betsaka tokoa, saingy hafenina mba tsy hitarika ny sasany hanao toy izany koa. Indroa ... tohiny
lemenakely ( 30/08/2008 08:12)
Hoy i Raanaona hoe ianao hono izao sy izao..... Hitako ary tsapako fa mbola maro ny gasy no tsy mbà azo iconfierna zavatra ,ary io no tena mahatonga ny olana etsy sy eroa Ary ny tena loza dia ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 14:31
imbatake ( 25/08/2008 02:27)
fa mninona kay ny olna refa mahay fa ilaina de manome teny mafy? ny sasany refa manao zavatra hoan ny hafa de mangataka tambiny tsi mendrika. tsy aiko lo fa za de miaina araka ny tokony ho izy. miez... tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 03:51
manuela ( 22/08/2008 15:30)
misy ireo oul zè nandefa hafatra tamiko,zafady tsy afaka namaly mits fa mbol nanomana bacc d aveo nanao vacs.fa là,je sui de retour dé jpe répondre njay!le problem è ke vofafa doly ny anaranareo ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/09/2008 12:12
lemenakely ( 07/08/2008 08:45)
Misy karazan 'olona raha mindrana zavatra any aminao na iny very tsy hita intsony na potika ! Ohatra manana kiraro tsara tarehy ianao dia misy miteny ny fianakaviana a ny namana hoe :"mbà ampindr... tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 03:59
bazylou ( 07/08/2008 00:13)
ry mpitsara Malagasy be tay parasy ??? ""Procès Travaux forcés pour une mère infanticide Poursuivie pour avoir tué son enfant, une mère a été condamnée à sept ans de travaux forcé... tohiny
ratonga ( 03/08/2008 20:52)
lahatsoratra hitako tao @ gazety midi ity, fa tsy mazava amiko ilay atao wé « fiandry » ra misy afaka manazava misimisy kokoa :°) Faits divers FAHAFATESANA. Tena mahay zavatra mihits... tohiny
zandikely ( 31/07/2008 10:15)
Hoy ny gazety Madagascar Tribune le 31 Aout 2008: Lany fotoana amin'ny fanarenana ny zavatra nosimbaina ny Mpitondra Any ivelany indray ny filoha Ravalomanana. Midinika momba ny ahasoa ny firenena,... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/08/2008 14:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1621