Fiaraha-monina

LazaDaddy ( 24/06/2008 05:27)
tsy zoviana amintsika intsony fa ny ankamaroan'ny vehivavy dia ela be rehefa miantsena. Ny lehilahy kosa indray malakilaky. Fa ny mahavariana dia ny lahy sy vavy miara-miantsena e! Toa vao maika el... tohiny
xxx ( 20/06/2008 08:09)
betsaka ny gasy no manaiky fa misy ny ody gasy,ny finoanoampoana tahakany hoe misy bibiolona,kalanoro,mahay madatra baratra,rano misy lolo,fady isankarazany,ny fanatitra.Misy ary moa sahy milaza hoe ... tohiny
novalian'i Amboara-A ny 06/12/2011 14:38
niryna ( 20/06/2008 04:28)
Efa naheno tantara ve hianareo fahiny hoe "bibiolona"? Fahiny tany ambanivohitra rehefa alina be iny ny andro ,tsy misy jiro sy tsy mba sahy mijery moa izahay fa dia maheno zavatra mandehandeha eraky... tohiny
novalian'i O.C.A ny 11/03/2015 10:45
endrika01 ( 18/06/2008 04:56)
Vehivavy nivoaka alina.Tratra nitaingina fameloman-dakolosim-piangonana.46taona no tratran ny fokonolona nitsangana teny @toerana fameloman-dakolosy mipetraka eo ivelan\'ny fiangonana,ny Alarobia heri... tohiny
rabingogilabanga ( 17/06/2008 07:17)
hoy i Kayrah atsy ambadika [url]http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4839032b7cb53[/url] ny tiana havoitra dia le singam_pehenzanteny hoe : [quote]maninona t@kere [b]tany atsimo a... tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/06/2008 20:34
ravatorano ( 16/06/2008 04:55)
Société Marc Ravalomanana. Tous les ans, près de 75 000 jeunes filles et femmes meurent suite à une IVG (Interruption Volontaire de Grossesse). [u][b]Refus catégorique à une loi au... tohiny
novalian'i endrika01 ny 21/06/2008 16:10
niryna ( 06/06/2008 20:45)
Mitandrema ihany,tonga angamba dia asiana marika ny zaza fa tena maro ihany izay tantara ,mangala -jaza any amin'ny hopitaly e,ny zaza nifandiso e. Nisy mirahavavy izy samy kambana avokoa ka taty aor... tohiny
novalian'i niryna ny 24/06/2008 23:59
kayrah ( 25/05/2008 06:11)
nareo ve mba maita anireny ol pangataka eny @sisindalana reny,tena mampalaelo izy reny tsy mba misy mitsetra akory ,sady ny andro @zao ririnina nefa izy matory ambaniny tetezana,trano boritra,nefa ian... tohiny
novalian'i kayrah ny 22/06/2008 10:05
xxx ( 19/05/2008 16:58)
http://www.pcinpact.com/actu/news/43659-intimidation-cyber-violence-internet-suicide.htm inona no anatra azo sintomina amin'ny trangan-javatra ohatra an'izao ? ... tohiny
novalian'i zoky ny 28/05/2008 11:47
faralah ( 14/05/2008 15:18)
AINAHERi: fa misy olana be @lah anga ra miverina CAZAL, aza marary fo @tsisy antony lesy dadato a! =)) =)) =)) resaka efa milamina mbola foazina iany, mila kisa mihitsy elah io a!!! za manambara oe... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/06/2008 02:59
rajoelina ( 14/05/2008 09:00)
Na aty Europa koa aza mbola manao fiainana gasikely ny bandy. Misy anzany tapaka wazy zany fifandraisan-davitra ^:^ Tsy aiko alou ra misy pôtô nianjera, na ambany be ny antenne misy azy any, ... tohiny
novalian'i xxxx1 ny 15/05/2008 14:03
Aino ( 11/05/2008 09:40)
namana izay efa noraisiko tohy ny zandriko, izay anariko toroko hevitra @tsara sns, nefa teo alo izay nifamaly de tsy nifampiresaka fa tsy tiako ny nataony taminko, de zao izy tsy misy namana de izaho... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/05/2008 12:09
rajoelina ( 09/05/2008 11:35)
Voalohany indrindra aloha i [b]ann[/b] milaza fa makobo any [b]ann[/b] tsara, de i [b]ann[/b] milaza fa tena tsia, - non! non! fa mba faotana mafaty e ra koboko anzany [b]ann[/b] zany lol. De misy ... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2008 17:48
xxx ( 08/05/2008 23:07)
Ny akamaroany tanora indray no tsy antimitapitapy eto @ sera. TENA MAHAGAGA! :^) ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2008 18:50
ronaldo09 ( 08/05/2008 07:42)
Ny fivoaran’ny fitadidiana eo amin’ny olombelona Fahazazana -Vao hanomboka hiteny ny zaza dia ny fitadidiana no ahafahany manao an’izany voalohany ary mitombo arakaraka ny taonany sy ny fitomb... tohiny
razamble ( 08/05/2008 07:10)
Mba te ho ela velona ôtran'i bebe koa zà. http://www.madagascar-tribune.com/Bebe-Razanatompo-118-taona,6417.html... tohiny
novalian'i xxx ny 29/05/2008 07:12
dadabe ( 08/05/2008 04:17)
sady manome bizoroka no manonona ny arahaba mahafinaritra ho anao noho ny .... :roll: Joyeux anniverasire az e :* :* :* :* ...happy birthday my... (l) (l) Zhu ni de sheng ri kuai le ... :°) :°... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2008 08:10
karinah ( 05/05/2008 12:07)
Bonne fète leisy e, de aza adino ihany koa ny anjara-gatoako ah!!! pleins de bonne choses, dia mazoto manao fety!(sans nous :lol: ), Joyeuz'anniv'!!!! :-* :-* :-* (l) :-* :-* :-* ... tohiny
novalian'i vale ny 08/05/2008 15:21
kayrah ( 04/05/2008 10:37)
sali,azavaiko @nao ny mahatonga ny dahalo sy ny vono olona etsy sy eroa eto @ tanana mila ho isan-andro ity fa ny fitiavan-tena no mahatonga izany retra zany. ndrindra ny manan-katao,efa zatra manamb... tohiny
zandikely ( 03/05/2008 20:36)
Amin'ny teny frantsay rehefa hiteny ny vahoaka Malagasy dia antsoina hoe : Malgache. Amin'ny teny aglisy tsy misy olana koa ny hoe: MALAGASY PEOPLE. Fa ity MALGACHE tsy tiako mihitsy! Maninoa raha a... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2008 04:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0807