Fiaraha-monina

hery ( 20/03/2008 11:11)
Tsy hoe hi-polemika aho fa rehefa dinihina dia resaka fahateren-tsaina sy fahalalahan-tsaina ny tsy fanekena na fanekena ilay resaka hoe taranak'andevo. Fantatsika rehetra tsara fa NISY (indrisy) n... tohiny
tafita ( 17/03/2008 08:19)
Manahoana daholo e Mba nandefa vola kely t@ WESTERN UNION aho teo ( herin'andro lasa izay ) , tsy haiko tsara na ahoana fa de nakan-dry zareo vola 2 alina mahery indray tonga tany Madagascar, (AMB... tohiny
novalian'i fafamimi ny 28/04/2008 21:24
xxx ( 16/03/2008 15:30)
Mbola fahita matetika ankehitriny ve zany lehilahy tsy mamela ny vadiny hiasa zany nefa le lhl aza tsy de mampidi-bola firy fa le vhv ndray no asaony mangataka any @ havany hiveloman-dry zareo. Ny he... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 07/04/2008 07:30
tslem ( 14/03/2008 07:30)
Mba mangataka soso-kevitra avy aminareo namana e! Misy cousine-ko ho raisina mpandray ny fanasàn'ny tompo @ paska, dia saika mba hila hevitra kely aminareo oe inn kay no fanomezana tsara atao anko... tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/03/2008 19:23
ra8manana ( 13/03/2008 18:09)
* Tsy mba misy namana mamaly an-le hevitra mintsy oe: nitontona t@ tany angamba enao xxx, mifoka rogony angamba enao xxx, be zesta enao xxx sns... Rehefa haseo anefa ilay PS, oh: [u]rajoelina[/u... tohiny
xxx ( 12/03/2008 14:32)
Amin'ity tranga anankiray précis ity, dia antony anankiroa no ilazako an'izany. http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47d64de1a4165 dia fantaro ao ilay namana tiako holazaina. Tokony h... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/03/2008 16:46
peugeot ( 04/03/2008 06:05)
Misy bandy akama zay mahavarina mitsy. Tena mankahala tanteraka ny fianakamsany lery, ze resaka avokan'ny vava'lery de fankahalana sy fanaratsina daolo. vitany maintsy aza ny mivazavaza sy manopa ary ... tohiny
novalian'i peugeot ny 15/03/2008 08:46
ronaldo09 ( 27/02/2008 10:16)
Nandritra ny efatra andro taorian’ny nahaterahany dia miresaka amin’ny reniny foana rehefa alina na amin’ny alalan’ny nofy na miteny mivantana. Vao teraka ity zaza ity dia tsy niaina nandritr... tohiny
ronaldo09 ( 26/02/2008 11:00)
Isan’ny mampitombo ny taham-pahafatesan’ny vehivavy eto amitsika ny fanalan-jaza. Fantatra tamin’ny lahadinika nataon’ny avy amin’ny Foibe Arrupe (Fiangonana Katolika) eny Faravohitra nahita... tohiny
novalian'i soanja ny 02/03/2008 21:05
rajoelina ( 23/02/2008 18:32)
[quote=sakaizakely]impiry nitontona t@ tany ny lohan'i salmo t@ vo kely[/quote] http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bf0d203634e [quote=sakaizakely]nitontona t@ lohany tam vo kely an... tohiny
maditra ( 21/02/2008 13:30)
Taorian'iny cyclone Ivan teo iny dia mba niezaka ny fampahalalam-baovao sasany hitatitra ny vokatr'ilay rivo-doza tany amin'ny toerana rehetra nandalovany. Tany amin'ny faritra antsinana ohatra dia vo... tohiny
DadaRabe ( 20/02/2008 21:33)
Miarahaba, Tsy ho lava resaka aho fa ny eritreritra manitikitika ny saiko no ambarako. Matetika aho rehefa miresaka aminareo namana, na mifanatrika , na an-telefaonina, na amin’ny internety ka m... tohiny
novalian'i DadaRabe ny 26/02/2008 23:44
ronaldo09 ( 19/02/2008 08:20)
Tovolahy 25 taona i Andry, nitantara ny fiainany hatramin’ny fahakely. “Anisan’ny tiako ny nankao amina tranom-paty satria niasa tamin’ny hopitaly aho; maharomotra ahy tokoa ny mahita faty sat... tohiny
novalian'i mansoor ny 10/04/2008 16:32
Onja ( 18/02/2008 13:14)
atao ahoana ny mandefa sary @ namako @ alalan'ny serasera?... tohiny
novalian'i ainaheri ny 19/02/2008 05:32
ronaldo09 ( 15/02/2008 12:47)
Hatairana ny an’ity rangahy ity nony natory ny alina rehefa avy nisakafo tamin’ny fandrenesana feon’akoho tsy an-kijanona tao an-kibony. Tsy nety nijanona izany na dia efa maraina aza ny andro. ... tohiny
paris10 ( 04/02/2008 08:54)
(l)(l)Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, sa... tohiny
novalian'i mimi ny 08/03/2008 07:55
xxx ( 03/02/2008 15:30)
:arrow:misy nenitoako efa antitra ka mila namana fa mataotra mipetra-drery ,tsy mpiasa akory fa namana tsy angina irery valo ambindimapolo taona izy io,ao ankazomanga izy no mitoetra sao mba mety amin... tohiny
novalian'i ainaheri ny 19/02/2008 12:32
tezitra ( 02/02/2008 12:47)
Les gens simples posent la question [b]Par qui ?[/b] Réponse par sa femme. Les gens moyens [b]Pourquoi ?[/b] Réponse : crime passionnel Et Les intellos : La logique dans tout ça ? Car i... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:08
niryna ( 01/02/2008 06:38)
Mbola kely tamin'izany dia misy mpitantara Latimera Rangers angamba no anaran'ilay rangahy io.Mitantara ny tany Ambondrombe foana izy,milaza fa maheno feo karazany maro,misy milaza anefa fa feo namboa... tohiny
novalian'i ainarama ny 10/04/2012 09:09
Ylly ( 30/01/2008 18:35)
tena miala tsiny ry zareo fa nataoko fanahiniana ny handefasana an'ity eto mba hampitandrina antsika rehetra, @ teny frantsay izy io ka tena miala tsiny fa lasa miova ny fototry ilay voalaza raha nava... tohiny
novalian'i XxxX ny 02/02/2008 08:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0715