Fiaraha-monina
ari.malala
(
23/10/2007 06:19)
[quote]56. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 23-10-2007 06:23:03
Lohateny : Re : MALAHELO aho!
Nandao antsika omaly hariva t@ fito ora malagasy izy.
'ndriiiiy Lasa ry reto ilay "mpimatimaty" amiko!
...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 18/12/2007 21:53
tsaramaso
(
22/10/2007 12:22)
[quote]In an interview with The Sunday Times, the 79-year-old said he was "inherently gloomy about the prospect of Africa" because "all our social policies are based on the fact that their intelligenc...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/10/2007 05:26
diamondra27
(
22/10/2007 10:25)
asa ana ato no tokony hanaovana an'ity na tsia fa ataoko ato ihany aloha sao mba hanampy olona.
Misy namako hifindra monina hiala eto france ka raha misy interessé de ilazao azo omena ny N°-ny k...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 23/10/2007 17:12
Belle
(
20/10/2007 12:02)
Trangam-piainana mpiseho matetika no nisintonan’ny fiaraha-monina azy ireny. Ny an’ny gasy dia ireto ny sasantsasany tena malaza:
- Lehilahy sy vehivavy mpinamana be = mpisipa;
- Vehivavy mana...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/10/2007 15:49
salmo1
(
17/10/2007 20:39)
Ny mpiserasera dia misy fiaviany amin'ny toerana tsirairay. Misy ny avy any Madagascar sy ny firenena samy hafa.
Malgache daholo kanefa tsy mahay mifanaja sy mifanaraka indraindray.
Matetika hita...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/10/2007 09:07
Aino
(
17/10/2007 08:00)
50 taona lasa izay no nisy tondra-drano toahaka izao tany Valencia izay nahafaty olona 80 isa ary @ anampitsisany ireo izay hifitsy ny rano ny tranony, ankehitsiny kosa dia miverina indray izy io ...
tohiny
novalian'i tsaramaso ny 19/10/2007 09:55
bozyboleta
(
15/10/2007 04:36)
Nanatrika fandevenana za omaly. Tonga teny @ fasana, nivoha soamantsara ny fasana saingy nisy antokon'olona nijorojoro nimenomenona teo akaiky teo.
Rehefa asitrika le razana, de nitabataba sy nanakor...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 18/10/2007 04:17
rova30
(
09/10/2007 23:50)
Mifampiarahaba, mifandao ,mifankatia ,mifamela eloka, mifankahala ,mifamitaka ,mifampihatsara ivelatsihy ...
Inona kay no tena dikan' ilay oroka ,mifanoroka ?
...sa lamaody fotsiny , dia ...
tohiny
novalian'i henitsoamama ny 12/05/2017 09:44
voniala
(
08/10/2007 09:39)
mba misy tsetsatsetsa tsy haritsa kely fa mba ampio aho hiaraka hamerina azy injay:lol:aiza ve ka tsy misy henatsa ntsony izy ity fa eny rehetra eny dia hita foana:ity vehivavy miboridanjidana ity é!...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/10/2007 09:59
tsaramaso
(
08/10/2007 08:48)
http://tf1.lci.fr/infos/sciences/0,,3471604,00-bombe-gay-proposee-pentagone-.html
Aaaahahahaahahhaahha !!!!!!!!
Make love not war !!!!!!!! Enc*lator !!!!!! hihihiiiiiii !!!! ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 11/10/2007 02:56
diamondra27
(
01/10/2007 23:11)
liana ny te-hahalala ve enao we nifankahita ihany ve djibouti sy le sipa , manasa anao hijery ny tohiny.
Misokatra ny ady hevitra
http://www.dailymotion.com/related/2345561/video/x1y3mg_tsiky-...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 06/10/2007 11:28
ratonga
(
29/09/2007 20:33)
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/fou+hehy/video/x2gicq_tsiky-tsidika-matimboninahitra_family...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/10/2007 09:03
apache
(
21/09/2007 06:04)
Inona no ataonao raha ianao no eo @ toerako?
misy fianakaviana iray izay miara-monina aminay. Mankaleo be ny zavatra ataon-dry zareo ireo fa be tabataba loatra izy mianakavy. Efa nampiakatra pôlisy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/10/2007 13:41
LazaDaddy
(
20/09/2007 07:27)
Raha dinihina @ fo tsy miangatra ny toetran'Andevo sy ny toetran'Andriana:
Tsara ny lohan'Andevo satria:
- Mahay manaja ny lehibe
- Miasa tsy mikilavaka
- Tsy mila tambin-karama fa mahay mionona...
tohiny
novalian'i lohol ny 17/04/2008 14:35
boubounezy
(
19/09/2007 10:49)
ra @nareo, mipetraka @ immeuble reny na hlm na lotissement ; d inn ny mety matsara fiainana @ io toerana io ny mifanerasera @ voisins sa mitokana2?
d mba azavao ny antony svp...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 27/09/2007 01:07
ftma
(
19/09/2007 10:18)
Maninona kay ny olona mbola milaza hoe rehefa mainty dia andevo? ? mba ovay ihany ny toe-tsaina fa efa nilaozan'ny toetr'andro izany ...
tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 06:46
Ccilia
(
12/09/2007 06:29)
he! tandremo! ento am-pahendrena ilay zavatra. foza vavy natakalo foza lahy, ny belle famille-nao, belle famille-nao foana, ny tanjona izao dia ny hampiova toetra an'ilay rangahy anti-maola fa tsy ny ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 14/09/2007 10:14
rova30
(
11/09/2007 22:45)
Tsy haiko na aiza no tokony hametrahako ity hevitra ity, fa eto aloha: Zendana ny saiko, satria ilay olona mpiara- miasa amiko tena raboaiza(ta- ta-ta tatata) Mankarenintsofina ,akoatr\' izay anefa d...
tohiny
novalian'i rova30 ny 14/09/2007 13:47
akama2006
(
11/09/2007 09:48)
miarahaba ny rehetra!
mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douch...
tohiny
novalian'i booboo ny 20/09/2007 10:55
miarina
(
10/09/2007 13:46)
Tsy hitako izay lohahevitra ametrahana ity resaka ity koa dia eto no voatery napetrako.
Efa manambady aho izany herintaona sy tapany izay. Nisy fotoana nipetraka tany @ io rafozako io izahay mivady...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/09/2007 14:45