Fiaraha-monina

miarina ( 10/09/2007 13:46)
Tsy hitako izay lohahevitra ametrahana ity resaka ity koa dia eto no voatery napetrako. Efa manambady aho izany herintaona sy tapany izay. Nisy fotoana nipetraka tany @ io rafozako io izahay mivady... suite
répondu par Veloo le 13/09/2007 14:45
Bita ( 09/09/2007 07:24)
Mba misy manana adiresin'olona any Perpignan ve @ nareo? Tena ilaina maika be (vonjy aina) ity ny Nr telefonako: 004916097075656 mba andefaso sms na antsoy azafady raha azo atao. Misaotra indrindra an... suite
répondu par peta123 le 11/01/2008 09:28
ari.malala ( 31/08/2007 11:44)
dia faly mampandre antsika namana sy tapaka eto amin'ny serasera, fa tonga soa oamaly maraina t@ 3sy sasany i MIRANTO HAMINTSOA, zazalahy kely, 3kilao. Salama tsara ny reniny sy ny zanany. Any @ clini... suite
répondu par ari.malala le 10/09/2007 14:37
Kwasi ( 28/08/2007 12:56)
Fa taitra be aho teo fa nisy basy nipoaka nifanandrify t@ varavarankely. Dia avy eo nisy feon'alika nikonaina. Tazako fa iny nisy bandy niaraka t@ machette, fa tonga dia nokapain'i lery in-3 tsotra iz... suite
répondu par mandrindra le 08/09/2007 08:24
tsaramaso ( 27/08/2007 11:16)
fa voan'ny sida hono !!! tssssssss http://fr.news.yahoo.com/afp/20070827/thl-pacifique-papouasie-sante-sida-96993ab_1.html... suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 06:49
xxx ( 22/08/2007 15:53)
manambady frantsay za de bevoka fa hiomana hanafatra ny reniko de mety possible ve hoe mivaly ny visany fa tsy refusé de raha mety de inona avy ny taratasy mety ilaina ... suite
répondu par fijo le 31/08/2007 21:21
seraphin ( 19/08/2007 15:09)
Mandinika lalina io. Mba ilazao sy ampio.... suite
répondu par Jeankely le 11/10/2007 10:15
ari.malala ( 17/08/2007 07:04)
Miarahaba ny mpisera rehetra! t@ talata dia nisy zavatra mampalahelo nitranga tato @ toeram-piasako, nisy vevavy, nitondra vola be izy dia napetrapetrany ilay izy, avy eo lazainy fa mank 90 000Ariary ... suite
répondu par ari.malala le 28/08/2007 12:07
mim ( 14/08/2007 13:36)
zao zareo a!miala tsiny t@ l dinika nataoko é!d miala tsiny ko t@ rehetra é!d misaotra andrazoky hery é! f d manao veloma mandrakizay anareo é!tsy nety lé kozy iny d basta f d miala tsiny é!ts ... suite
répondu par sitlo le 06/09/2007 14:55
mim ( 11/08/2007 10:10)
misy sipa 3 mifanoratra amiko d zao é!misy bandy ato mikoty azy lery!ataony lery zay mahatara azy @ io bandy io é!misy nifankahita taminy d fangatahana zvt no atoany lery é!oh cd,sns!azony lery d i... suite
répondu par kelly13 le 21/08/2007 17:55
LazaDaddy ( 09/08/2007 01:16)
[img]http://www.drybonesproject.com/blog/D07708_3.gif[/img]... suite
répondu par Fiffi le 10/08/2007 05:34
tezitra ( 07/08/2007 16:54)
Natokana ho an'i zanaka gasy mihintsy, Mitady mpiasa hono ny any Bahamas, Toa maimbo izy izany, fa ahoana 1)Bahamas: Bahamas pays à pardis fiscaux, anglophone, à des vingtaines de millers de kilom... suite
répondu par Roch le 26/08/2007 09:10
Samoana ( 06/08/2007 13:20)
Misy " maison d'hôtes" ve ao Mantasoa raha toa ka tsy te hiditra ôtely fa te hiara-monina mivantana @ tompon-tanàna ? Vahiny no mampanontany ahy izany ka misaotra mialoha ireo namana afaka mamaly... suite
répondu par Fiffi le 06/08/2007 19:34
menalamba ( 05/08/2007 19:56)
Any amin-tsika angamba no tanana feno alika mirenireny betsaka indrindra an! Taloha tsaroako fony mbola kely dia misy filazana @ radio matetika fa hisy famonoana alika mirenireny ka izay tsisy fehin-... suite
répondu par wooda le 08/08/2007 22:48
Floffy ( 02/08/2007 11:36)
Miarahaba antsika rehetra, Tsy aiko na eto no tokony asiako an'ito dinika ito fa dia izao ny olana misy amiko ka mba mangataka ny hevitrareo aho. Raha niresaka t@ rahavaviko any dago aho ka ny v... suite
répondu par ikaretsaka le 06/08/2007 00:31
meva2 ( 02/08/2007 07:07)
Bjr daholo, Ary mba manao ahoana ny fiaraha moninareo @ zao bavy sy zao dahy?... suite
répondu par beby2 le 28/06/2008 09:21
xxx ( 31/07/2007 18:45)
zao eh! tena tsy tiako vitana mintsy ny rafozako vavy fa mahay atsy sy aroa ; za anefa kamboty de tsy zakako ny zavatra ataony amiko fa rehefa misy tsy mety de avy hatrany izy mandaza @vadiko ;... suite
répondu par niryna le 06/08/2007 00:18
hery ( 17/07/2007 08:12)
Mety ho possible ve aminareo hoe any aoriana any dia ho foana (tahaka ny fanandevozana) ny fivarotantena? Dia hisy ankalazaina isantaona amin'izay ny Tsingerintaona namongorana ny fivarotantena. To... suite
répondu par mangidy le 02/08/2008 20:45
boga ( 12/07/2007 07:32)
Misy ny hala-jaza sy ny halatr'olona e! tena tsy hono2 intsony ry reto izy ity fa tena misy an! De aiza ary ny fanampaha-kevitra raisiny fanjakana @zao zava-misy izao ? toa tsy heno miitsy ;mampalah... suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 06:59
xxx ( 11/07/2007 01:34)
Mety ahitana olana eo @ fiaraha-monina ve ny fahitana vhv iray mitoka-trano rery ( sady tsy manambady no tsy manan-janaka). Sarotra ho an'ny fiaraha-monina ve ny manome hasina sy fanajana ho an'reny ... suite
répondu par kally le 19/07/2007 15:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477