visa

1. kallie ( 08/01/2007 03:46)
Mitaraina ny gasy kely mangataka visa ao am consulat de france ao amzao fa natao mintsy hono angamba ze tsy ahafahan'ny gasy mivoaka ny tanindrazana tsony. Atramzay iarahana malala fa tsy mora ny mangataka visa ao, 35 euros (karaman'ny gasy kely iray volana) no nalo tamzany, nanomboka tam 2 janvier teo hono dia nisondrotra 90 euros zany oe 125 euros zany izy amzao, ankoatran'io ny fampifilafilana isakarazany.... d tsy hisy hivoatra hivoaka tsony reo gasy kely reo ra zao no mitohy... sa diso v za?
novalian'i dadie ny 28/02/2007 19:07
2. Fiffi ( 08/01/2007 06:11)
nga tsy hoe zany 90€ no aloha raha mangataka visa 6 mois ? fa 35€ raha 3 volana ?
Toa mbola tsy niova manko ity hatram'zao...
http://www.diplomatie.gouv.fr/fr/france_829/venir-france_4062/entrer-france_4063/combien-coute-un-visa_10162.html http://www.diplomatie.gouv.fr/venir/visas/tarif.html
3. fasaly ( 08/01/2007 06:45)
enjana zany!!!!!! de ahoana zany zà raha te hivoaka:°)
4. Rammone ( 08/01/2007 07:03)
matoa afaka mandeha any ivelany dia tsy henjana izany manoloana ny vola mety ho lany ao amin'io fandehanana io ka tokony hiova ny fomba fijerin tsika .
5. xxx ( 08/01/2007 08:17)
Ary raha tsy frantsa e ? Sa tsy maintsy frantsa ve rehefa hivoaka ?
6. fasaly ( 08/01/2007 13:32)
io koa alou na sarotra aza vao mahazo visa dia misy ihany ny lasa e! izay manana vola atolotra marina no lasa amzao an!
7. kally ( 08/01/2007 14:34)
Rammone:

matoa afaka mandeha any ivelany dia tsy henjana izany manoloana ny vola mety ho lany ao amin'io fandehanana io ka tokony hiova ny fomba fijerin tsika .

Miombon-kevitra aminao mihitsy aho!
Laingalainga kosa aloha fa raha ny vola andoavana visa aza manahirana, inona no hivelomanao rehefa tonga any?
Ny mahavoa ny olona matetika mantsy dia mihevitra fa any amin'izao andafy izao misy vola miraraka sy feno asa ka raha vao tafidina ny fiaramanidina ka manitsaka ny tarmac ianao dia misy asa ho anao izay
8. Fiffi ( 08/01/2007 15:05)
heu....ary matoa feno foana ny avion presque 6/semaine de tena misy olona manana moyen kosa aloha an !
9. fasaly ( 08/01/2007 16:00)
ka ny mahafeno ny aviô ndray ngamba ry fiffi ny avy aty ivelany n o manao va et vient manao vokasy kely eo! fa misy ihany aloha no hafarana manaraka azy eo e! fa misy foana ny mande mahazo visa donko mbola misy ny tafavoaka ....mil ho fantatra koa ireo olona tsy mahazo visa hoe inona no antony, misy mantsy efa any am liste noir hono dia araka njareo e!
10. kally ( 08/01/2007 17:04)
fasaly:

ka ny mahafeno ny aviô ndray ngamba ry fiffi ny avy aty ivelany n o manao va et vient manao vokasy kely eo!


Tandremonareo kosa fa betsaka ny gasy ao Madagasikara no manam-bola afaka mivezivezy fa tsy izany hoe ny avy any ivelany izany foana an!
Io mahazo visa mora foana na ho aiza ianao na ho aiza rehefa ambonimbony ny kaontim-bolanao any @ banky, rehefa manana anton'asa tsy hainao ilaozana ianao, rehefa azon-dry zareo antoka fa hiverina, ary rehefa fantany fa tsy hiantso ny fanjakany hanampy anao ianao raha sendra misy mahazo anao!


11. fasaly ( 08/01/2007 18:57)
kally : zà anie tsy miteny hoe tsy misy gasy avy any madà mahavita mande voyage aty ivelany e!:?
fa ny ankabeazan'ny ny mpandeha olona avy aty dool no mameno ny aviô ny fahitako azy alou hatramzao!
12. Aino ( 08/01/2007 21:47)
manadala koa izany visa anareo mihova izany izao izao ilay panatitra gadeau tsy tonga indray :x:cry::°)
13. Aino ( 08/01/2007 21:51)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 08-01-2007 16:05:20
Lohateny : Re : visa
heu....ary matoa feno foana ny avion presque 6/semaine de tena misy olona manana moyen kosa aloha an !
ka izay koa no araraotiny ry zareo hoe misy mande faona na dia mitombo aza ny vola aloha dia mety vao maika hatao fananiana apiakarina!!
14. Fiffi ( 09/01/2007 06:27)
zany hoe tena misy marina kosa aloha hoe tena harirariran'zareo ny olona @ fangatahana visa an !
15. fasaly ( 09/01/2007 17:13)
mitady vola izy manao anzay ry fiffi:wink:
16. Fiffi ( 09/01/2007 18:27)
mety marina hiany zany fa ny maniratsira koa no tena betsaka...
17. fasaly ( 09/01/2007 19:07)
efa mivdik'ondana reny e!:-P
18. Fiffi ( 09/01/2007 21:17)
nga tsy loza eh !
19. ratonga ( 10/01/2007 13:21)
fasaly:

efa mivdik'ondana reny e!:-P

:roll::roll::roll:


20. xxx ( 10/01/2007 14:23)
Asa raha mbola ao ilay sipa teo am-pidirana teo @ ambassade io fa izy toa gasy na metisy, fa tena miseho azy ho tompon'i La Frantsa mihintsy . Avonavona izao tompoko!!! Efa elaela aloha e, 99 na 2000 tany ho any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1144