visa

21. Fiffi ( 10/01/2007 19:45)
mampalahelo zany toe-tsaina zany an !
22. fasaly ( 10/01/2007 20:14)
ratonga:

fasaly:

efa mivdik'ondana reny e!:-P

:roll::roll::roll:







ary to gaga be ratonga:roll::-D:-D:-D koa mivadik'ondana mitsy ilay mpiasan'ny ambassade ts§ mety manome visa knouuuu!:?:wink:


23. kallie ( 11/01/2007 06:32)
tamza tany farany mbola ao lé sipa kizitina b io, za mino ane fa reo gasy reo no manivana sy mampifilafila fa tsy ny vazah ary anatiny ary e, eritrereto oe bebeanay 70 ans, efa maty vady ande amangy ny zanany aty La réunion tsy navelany fa oe tsy manambady hono ka aninona fotsiny any. Marina koa alou fa misy ny sipa gasy manimba ny maha gasy aty e (ho an'izay mahafantatra, eo am parking 3 brasseurs).
24. Fiffi ( 11/01/2007 09:50)
kallie:
Marina koa alou fa misy ny sipa gasy manimba ny maha gasy aty e (ho an'izay mahafantatra, eo am parking 3 brasseurs).
:roll:


25. LazaDaddy ( 12/01/2007 04:41)
Io indray na atao 10 000 € aza mody mitaraina daholo ihany nefa sady misisika.
26. Fiffi ( 12/01/2007 06:49)
ka raha hananany aza io vola io de aiza ny olana ?
27. xxx ( 12/01/2007 14:50)
izaho tam nitondra dosie tany am ambasady haka visa. mbola vao dosie tsy misokatra akory, ny zavatra nanontaniany ilay vaza ahy voalohany indrindra de hoe manambady ve ianao? (vehivavy aho)...giravy be.
28. Fiffi ( 12/01/2007 15:16)
heu....normale raha manontany an'io izy satria toa sakasakanan-dry zareo indrindra ny vavy mbola tsy manambady (hono)
29. kallie ( 12/01/2007 16:45)
ka zany oa, bebenay 70ans, tsy manambady d efa ilana vanina.
30. Fiffi ( 12/01/2007 18:51)
raha 70 ans indray de possible mihintsy hoe hilany vaniny satria miheritreritra ry zareo @ le maison de retraite na maison de repos , na hoe olona efa hantitra ireny de ny hitsabo tena no ahatongavany aty .....
31. kallie ( 12/01/2007 21:13)
ka ra manana moyens v izy manin, sady tsy mi cland? fa ampitovizandry zareo amle sipa gasy ijanona aty nefa ho ery amorondalana ery refa oe vehivavy tsy manambady
32. Aino ( 15/01/2007 20:12)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-01-2007 15:23:26
Lohateny : Re : visa
Asa raha mbola ao ilay sipa teo am-pidirana teo @ ambassade io fa izy toa gasy na metisy, fa tena miseho azy ho tompon'i La Frantsa mihintsy . Avonavona izao tompoko!!! Efa elaela aloha e, 99 na 2000 tany ho any
misy anga ny olona te ahalala any iznay tsony fa ny tombotsoany sy ny hampety azy no any hataony na dia samy mitovy fihaviana izao aza, na hita aza fa sahirana ny namany tena dia tsy hivakina loha izany!!


izaho koa sorena be fa efa nalany 6mois nanamboarana ny taratasy dia noho ny vita dia tsy nomeny ry zareo ambasady frantsay ao @tsika ny visa, fa efa mihaotra ny 14ans hono sa 15 izy izany, sady tsy resaka borse hono. lagy ihany aho t@ izay na dia tsy haiko aza ny fandehan-javatra.
33. Fiffi ( 15/01/2007 20:40)
heu....de tsy aiko ry zareo fa toa voasakasakana daholo zao zavatra rehetra zao ...
34. xxx ( 19/01/2007 23:26)
de ahoana daholo ary no nahatafavoahanareo maka visa io raha izany? tsy miresaka ny vaza tts aho.
35. Fiffi ( 20/01/2007 09:27)
miankina @ le critère fangatahanao an'le visa angamba io ....
36. dadie ( 28/02/2007 19:07)
[marina mihintsy ny anao mombanio resaka io,tsy vitan'ny oe lafo le izy fa mametraka dossier d miandry ny valiny ka ra refusénjareo le izy d manao veloma le vola koa, pass gasy no nivoahan'ny zanako tam heritaona fa tsy itako ny pass ny d noeveriko fa maka lé c passé d mety kanjo nasainy naka visa ,ka d ja maka formulera fotsiny d milahatra b ,...bref.... any dago ny manana havana mandefa ny bié sy ze maitaita sisa no tafavoka e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2126