an-dalam-p****

1. xxx ( 12/01/2007 05:38)
Maninona kay no mimenomenona daholo @ expulsion sy visa mankany France e? Isika ve an-dalam-pandrosoana dia misisika ho any amin'ny an-dalam-pihemorana?
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 14:29
2. Fiffi ( 12/01/2007 06:48)
xxx:
Isika ve an-dalam-pandrosoana dia misisika ho any amin'ny an-dalam-pihemorana?
:roll: :?: :roll:


3. xxx ( 12/01/2007 11:05)
Amiko dia tsy tokony hisy ny mimenomenona. Raha ohatra hianao ka voaroaka na tsy mahazo taratasy dia misy antony izay. Misy ny lalana tokony arahina ary raha tsy mifanaraka aminio ianao dia iharany. Raha tsapanao fa aradalana ianao dia miadiva sinon lasa fotoana very.
T@ izaho niala tany Dago dia saika tsy nahazo ttasy nivoaka koa aho saingy tsy ny vazaha no nisakana fa ny gasy miasa ao @ Ambassade (indrindra ilay eo @ fandraisana io). Nandefasan'ilay Vazaha izay ttsy ny Consul izay izy vao namaoka (saika mbola tsy hanome fa nasehoko azy ny papier copie nalefa tany @ consul zay vao namaoka)
4. Fiffi ( 12/01/2007 11:07)
fa inona aloha na iza na aiza zany hoe an-dalam-pihemorana zany ? :roll:
5. fasaly ( 13/01/2007 08:51)
mitotonganana ny lafiny ekonomika angamba ry fiffi:wink::lol:

xxx: tsy ny visa sy ny zxpulsion ihany anie no mampimenomenona fa efa zàtra mimenomenona ny olombelona dia sendra resaka nandeha momba ny visa enao izany:wink:
6. Fiffi ( 14/01/2007 12:17)
iza nefa no tsy be menomenona @ zao fiainana zao eh !
7. diamondra27 ( 14/01/2007 12:43)
Fiffi:

iza nefa no tsy be menomenona @ zao fiainana zao eh !


za akia tsy mba be menomenona @tsy antony zany a!
mandany fotoana izany.
Raha ho any @ dokotera ianao ohatra dia fantatra fa matetika tsy ara-potoana fa misy retard foana le dokotera, dia himenomenona @izany ve?
Raha tsy mahazo visa nefa tokony hahazo toy ilay olona etsy ambony io dia tsy mimenomenona no atao fa manao toy ny nataony, aseho an'ilay mpiasa hoe:za no manana ny rariny , tsy hanaiky aiza eo izy.De tsy mimenomenona no atao azy fa omena morale.Fantaro ny zonao dia angataho ary ampahafantaro fa rehefa mahay mi s'exprimer an'izay ianao dia tsy maintsy manaiky foana ny olona en face-nao.
Selon la loi, article sns dia mangataka an'izao sy zao za we
etc etc

Raha misy zavatra tsy mety nataonao tokony tsy himenomenona fa atao anatra ho an'ny sisa iny.

Ny tokony hatao de mi-reagir,manome hevitra dia ze te hanaraka manaraka ze tsy te-hanaraka tant pis:lol: efa vita ny adidinao dia 'zay.;-)


8. Fiffi ( 15/01/2007 14:29)
diamondra27:
Raha misy zavatra tsy mety nataonao tokony tsy himenomenona fa atao anatra ho an'ny sisa iny.
eka ouz ! sady tsy ahavaha ny olana io !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6379