Fiaraha-monina

xxx ( 31/01/2006 13:38)
mba mila hevitra avy aty @nareo namana , inona kay no mahasamy hafa ny divorce sy ny separation,?, raha tsy t hanao divorce fa separation fotsiny v d misy taratasy na karazana ordonnance v azo ,mba at... suite
répondu par ravatorano le 07/02/2006 07:09
xxx ( 30/01/2006 16:40)
tsy fantako aloha fa mahagaga anahako @ mpanao gazety malagasy fa mibaribay ny finoana na ny affirmation fa misy ny ody gasy na ny fanafody gasy , nefa raha zahako manokana d tokony tsy anjarany no m... suite
répondu par diamondra27 le 09/02/2006 05:55
hery ( 26/01/2006 10:20)
Marina fa maditra ny lehilahy matetika, mafimafy loha sns.. fa ny lehilahy no mazava fo kokoa eo amin'ny lafiny rehetra. Sincère, tsy mitana an-dolompo, mora tezitra kanefa mora afaka, mora manadino... suite
répondu par pitchou le 09/02/2006 04:29
jentilisa ( 25/01/2006 06:55)
Nisy tranga vitsivitsy nisehoana fanjakazakana indray teto an-tanàna. Saiky teny amin'iny lalana mampitohy an'Akorondrano amin'Alarobia iny avokoa izany no niseho. Ny voalohany dia raha mbola nitoh... suite
répondu par Veloo le 28/01/2006 23:28
xxx ( 25/01/2006 05:38)
maninona ny oloan avy aty andafy mandainga aminy any madagascar milaza hoe mpianatra sy celibataire nefa manambady belge antitra ireny nareo vehivavy tena oloan tsy misy manajatena mihintsy rehefa to... suite
répondu par sasa le 21/02/2006 04:43
andry44 ( 23/01/2006 09:40)
Manao ahoana ny hevtrareo raha ireny boky bande dessinée gasy taloha ireny no avadika ato dessin animée ohatra na atao film mihitsy?Toa andry Benandro,Koditra,avotra,Inspecteur Toky sy ry Bobel mban... suite
répondu par andry44 le 18/02/2006 18:36
ravatorano ( 19/01/2006 05:05)
Un Malgache enlevé en Irak Un Malgache et un Malawite travaillant pour une entreprise de télécommunications en Irak ont disparu hier, selon l’agence Reuters. Travaillant pour une entrepris... suite
répondu par vale le 03/02/2006 21:09
dadabe ( 17/01/2006 12:00)
Toa izao ny bilan voarayiko tao anatin;ny 1 andro nanoratako ilay hafatra tao @ dinika "hatsikana sy lalao " veloma vetivety nanoratana ny hafatra=16 janoary 2006 16:04:43 dia nanomboka nioditra aho ... suite
répondu par diamondra27 le 06/02/2006 06:31
jentilisa ( 14/01/2006 08:05)
nisinisy mihitsy ny loza vokatry ny tsy fitandremana teto an-tanàna izay. Ohatra farany ilay tao Androndra. Fanaovana soudure ve dia atao eo akaikin'ny citerne? vokany: roa ny olona kila firehitra! ... suite
répondu par jentilisa le 19/01/2006 12:17
revit ( 12/01/2006 05:28)
Tena milay mihitsy ny ataon'iokarana be ao ankadifotsy io fa lasa mahay informatika daholo ny tary eto @ tanàna, sa ahoana hoy ianareo Ny mahagaga ahy fotsiny dia nahoana ary i lery no tsy voararan'... suite
répondu par cheboman le 06/02/2006 03:51
lapino ( 10/01/2006 21:05)
"Mila ovaina ny toe-tsaina" Ny toe-tsaina ahoana no ovaina manao ahoana, dia amin'ny fomba ahoana? Ary possible ve izany? Zavatra faheno foana manko izy io, tsy aleo mba asiana resaka?... suite
répondu par Vahinala le 02/02/2006 11:50
xxx ( 06/01/2006 15:53)
Mampalahelo fa betsaka ny namana ato amin'ny serasera no miavona sy manavakavaka, tsikaritra ato amin'ity sehatry ny dikina ity izany ary indrindra fa ao amin'ny karajia. Samy malagasy ihany daholo an... suite
répondu par ravakamalala le 09/01/2006 21:03
Vahinala ( 06/01/2006 14:51)
Misy namana iray noratra any am dinika "tetsy sy teroa" any hoe naharay e mail avy amin'olona ts fantany akory. D gaga be za fa naharay koa aho androany ary 2 be zao, mitovitovy ilay tantara fa samy h... suite
répondu par dizneff34 le 01/02/2006 07:20
jentilisa ( 04/01/2006 12:14)
Ahoana ny fijerinareo ireto roanjato sy ariary zato feno scotch sy tapaka eo amin'ny misy ilay fil kely iny? Izao ka ny dimanjato sy ny arivo dia manomboka tratra ihany koa na ny taloha na ny vaovao!I... suite
répondu par jentilisa le 14/01/2006 13:33
sariaka91 ( 03/01/2006 20:06)
Misy zavatra manahirana ny saiko tao ho ao. Misy olona any Antananarivo any misandoka mitondra ny anarako, milaza fa izaho, tonga manao vacances, zanak'i Ranona mipetraka tao ananona, mahalala ny momb... suite
répondu par Veloo le 13/01/2006 19:35
xxx ( 03/01/2006 16:38)
Tena miha mahantra hatrany tokoa isika gasy na dia anisan'ny manana tany manankarena sy anisan'ny vitsy mponina indrindra eran'izao tontolo izao. Fa inona ary no mahatonga ilay fahantrana e???... suite
répondu par kally le 05/01/2006 18:38
jentilisa ( 03/01/2006 13:21)
Dia faly miarahaba anareo nahatratra ny taona indray aloha. Fa nahavariana ny olona mirary taona ho tsara fa ny gazety indray ny ankamaroany dia milaza ankolaka hoe taona ratsy avokoa! Dia mifanohitr... suite
répondu par Veloo le 05/01/2006 17:02
Lalakely ( 24/12/2005 10:49)
mirary soa antsika namana rehetra eto @ serasera tratry ny fety: noely sy taom-baovao. dia samia manao fety sambatra be daholo araka izay hitany fa mba mahafaly azy e! arabaiko manokana eto ilay namak... suite
répondu par ari.malala le 28/12/2005 10:58
zandrikely ( 20/12/2005 19:01)
hono rey olona , eo @ fiarahamonina, dia tsy mba rariny kosa ra mba misy ny fanajana , na dia mba kely indrindra aza , sady ra tina anie ny hajain'olona dia mba manaja ... suite
répondu par dadabe le 13/01/2006 06:31
tafita ( 19/12/2005 19:16)
Mamangy anareo , na de hoe tsy hita lasy Fa ato anaty taratasy Ary de mirary soa ka manoratra kely Hankalaza ny NOELY Ho an'ny namana rehetra ato anaty serasera Na lahika na mon Père Mirary s... suite
répondu par ravakamalala le 20/12/2005 21:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5277