Fiaraha-monina
lallaina
(
19/12/2005 11:45)
Nareo ve efa naheno ilay nalaza be tato ho ato momba ilay ankizy nitsimpona vato kely teny akainina fasana inona marina no tena zava-nitranga e?...
suite
répondu par dadabe le 13/01/2006 06:33
jentilisa
(
16/12/2005 08:59)
Asa raha mba fantatrareo fa misy moa izao ny fisavana isan-trano indrindra ho an'izay mampiasa ny jiro. Dia nandalo tao aminay tokoa ary ny mpiasan'ny jirama mba hisava ny kaontera indrindra indrindra...
suite
répondu par jentilisa le 22/12/2005 14:52
ravatorano
(
14/12/2005 05:53)
ZAZA TERAKA. Noho ny fomban-drazana izay mbola voatazona hatramin’izao dia tsy afaka mitaiza zaza kambana ny olona avy any.
Kambana dimilahy tao Mananjary, ny iray ihany no notazonin’ny reniny
...
suite
répondu par diamondra27 le 17/12/2005 07:11
ravakamalala
(
01/12/2005 14:25)
Nisy lalana nivoaka tamin ny février 2005 taty frantsa hoe ampianarina ny ankizy any ampianarana ny "bienfaits de la colonisation". Raha ny hevitry ny depioté zany dia hoe tsy vokadratsy fotsiny no ...
suite
répondu par naughtyboy le 24/04/2006 10:20
fenobe
(
23/11/2005 16:05)
Misy mpampianatra Histo-Geo zay ao @ LJJR, Mr 20 100 no anarany Izy d mklavaka fona ,manao antsirambony ny asany.
Prof 2 physik kou! Mr Martial d mamelaka ankizy, nefa tsy padagogik mintsy zany!...
suite
répondu par hesham le 01/12/2005 02:28
jentilisa
(
23/11/2005 08:38)
Aleo mba ampahafantarina anareo fa efa fotoana elaela izany no nandehanan'io radiom-pinoana iray io eto Antananarivo. Ny mahahafa azy indray dia finoana silamo no tena aeliny...
ny mampiavaka azy fah...
suite
répondu par jentilisa le 25/11/2005 11:07
pika
(
22/11/2005 07:53)
na ny mpanankato:o na ny mpanao hatsikana:-D eny na ny ankizivavy kely mpanao tantara @ vato:P aza dia toa miresaka izany delestage izany daholo atao hira sy fampimehezana
ka tokony mba ho menatra ih...
suite
répondu par jentilisa le 28/11/2005 07:13
vegas
(
11/11/2005 12:16)
Mba mangataka hevitra avy aminareo azafady o!
Efa manomboka leo aho ka tsy hitako intsony izay atao. Ny olona maika ery rehefa ihindrambola nefa rehefa hamerina toa malaina be ihany.
Inona kay no az...
suite
répondu par dadabe le 13/01/2006 06:51
jentilisa
(
10/11/2005 09:19)
Mieritreritra aho hoe tsara angamba raha mametraka ny ora sy ny fokontany ary ny firaisana na boriborintany ny tsirairay ato ahafantarana marina hoe tokony ho firy tokoa moa ny enerzia lany ao anatin'...
suite
répondu par pika le 11/11/2005 07:56
Arafaty
(
09/11/2005 03:39)
répondu par Herimiafina le 10/11/2005 21:33
jentilisa
(
08/11/2005 09:20)
Mampalahelo ny toe-draharaha any Frantsa amin'izao fotoana izao. Eny raha ny tena no mandinika dia tahaka ny mahita hoe misy andian'olona vahiny mambabo an'i La Frantsa any ankehitriny.
Raha ho avy...
suite
répondu par Herimiafina le 02/12/2005 22:07
jentilisa
(
05/11/2005 07:50)
Tsy mbola nisy tahaka ity koa angamba. Disoy na hamarino ry zareo ao Toliary. Adiny iray ny maraina, adiny iray ny tolakandro no mba mirehitra ny jiro ao Toliary nefa dia aloa isam-bolana ihany ny hof...
suite
répondu par jentilisa le 10/11/2005 09:24
xxx
(
04/11/2005 23:20)
Mihorohoro tanteraka ny Frantsay anaovan'ny tanora silamo azy. Mbola silamo ihany koa no mody ataon'ny gazetim-panjakana interview, nefa ny zanany aza ampanaoviny suicide?????
Ho fantany ihany angamb...
suite
répondu par kally le 15/11/2005 16:20
jentilisa
(
04/11/2005 06:34)
Hita amin'ny tele ny fandoroana fiara ataon'ny sasany ao frantsa ao isaky ny alina. Lazaina fa nohony nahafatesana zatovo roa no anton'izao korontana izao. Toa tsapa anefa fa tsy voalaza ny zavatra re...
suite
répondu par jentilisa le 16/11/2005 15:48
jentilisa
(
03/11/2005 07:15)
Sao dia tsy mety kosa izany ry zareo: efa re izao fa hiakatra ny vidin-jiro nefa eo ankilan'izay tsy nisy mihitsy ny fanambarana fa dia ho tapitra ny delestazy! mazava izany!
Toy ny misy fifaliana ...
suite
répondu par LazaRandri le 15/11/2005 06:15
xxx
(
30/10/2005 22:14)
http://news.bbc.co.uk/2/hi/europe/4389920.stm fa tsy sahy miteny mihitsy ny gazety lehibe hoe [b]silamo no nanao ireny fihetsika feno habibiana ireny[/b]! Vao maika azony ny aina :evil:...
suite
répondu par bozimanga le 09/11/2005 07:29
estine
(
28/10/2005 07:23)
Izany tokoa no hoe miaramiasa ny zavatra rehetra ,nikatona andro vitsivitsy izay ny FPVM ,mody aloha dada fa tsy manao Asanan'Andriamanitra sy tsy mivory any ampiangonana.I neny koa ao antrano fona .
...
suite
répondu par estine le 07/11/2005 08:52
boubounezy
(
24/10/2005 11:09)
gaga iany za réoul fa misy lé oul atao hoe hypocrite dé hoe malala fomba zany na misy tacte reo oula reo ra ny fijeriny maro. @ko nefa ny hypocrisie dé avy @ teny hoe mandainga. dé misy ohatra ny...
suite
répondu par vale le 21/11/2005 19:16
majakely
(
24/10/2005 09:49)
Misy olona iray izay ato amin'ny namana I X no pseudo -ny hahafantarako azy(tsy haiko marina hoe iza izy io ??),mametraka tsikera betsaka izy ao amin'ny sary rehetra !!!Tonga lafatra hono izy,manequin...
suite
répondu par kally le 09/11/2005 11:36
estine
(
18/10/2005 06:57)
Teo @fianan'ny malagasy dia mipetraka foana ilay hoe FADY io no miteraka thotra ka nahaizany nahatsiaro tena @izay aataony (tsiny /tody).Tsy misy nanohitra io teo @fiarahamoniana malagasy .Taty aorian...
suite
répondu par Herimiafina le 23/10/2005 07:27
