Fiaraha-monina

joda ( 01/08/2005 12:15)
tsy izany fa momba ny présidentsika sy ny protocole e..mbola ho ela aiza ve rey olona efa ho 4 taona no teo @ fitondràna mbola manao tu ny président chirac..indraindray mandray olona ambony... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 21:44
lilbon ( 18/07/2005 13:18)
hono wa amintsika inona mou le fitiavan-tena ? de ahoana no atao we fitiavan-tena ?... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/07/2005 17:54
lilbon ( 18/07/2005 13:18)
hono wa amintsika inona mou le fitiavan-tena ? de ahoana no atao we fitiavan-tena ?... tohiny
Herytae ( 18/07/2005 12:23)
Te hitondra ny ankizy hanao vacances any @ côtes (mahajanga, toamasina, foulpointe, sainte-marie), fa mila trano mba hivantanana raha misy mampanofa e! eo @ 15 à 30 jours eo pour moi d'aout izao. mb... tohiny
novalian'i pompon ny 28/08/2015 05:49
moramora ( 18/07/2005 08:59)
[center]Centered text[/center] Aminareo inona no atao hoe fiainana? Rehefa aoriana lazaiko ny hevitro; Mazotoa moramora. ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 21:08
jhouhlambout ( 13/07/2005 23:28)
Zà aloha mbola tsy nanao izany e, fa mba te ahalala ny antony mahatonga ny sasany hanao izany...... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2005 21:28
ainaheri ( 10/07/2005 15:48)
T@ herinandro aho nandalo tany @ aeroport Ch.de Gaulle nisy dossiers tsy maintsy nalefa eo @ 50grs eo ny lanjany ra ho hisy fa zara2 tsy hitomany vao lasa lay izy,fa zay gasy niangaviana d tsy nety d... tohiny
novalian'i sonwin ny 15/07/2005 14:24
ainaheri ( 09/07/2005 02:27)
inona no antony tsy mampifanaraka azy reo fona? iza no tena fositra??... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 22:11
ainaheri ( 07/07/2005 12:44)
Sasatry ny miady fona izy mivady hany ka niditra atramin'ny renin'ilay kala d vaky loha lay bandy zao we in no ataony nefa efa mananjanaka izy roa ;1 efataona!!... tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 14:41
zefalah ( 30/06/2005 14:24)
manaona doly sika rehetra alongany. ie...vita ny fiarabana de aroso ny resaka fa mba gaga iany mantsy oa za ndray ndray hoe moa ve sika gasy mba mpandainga? maita lainga tsara soratra bedebe mintsy ... tohiny
novalian'i sonwin ny 14/07/2005 21:07
bako ( 23/06/2005 17:36)
marary b ny foko fa tena miova ny toetsain-tsika raha vao mipetraka aty fa very daholo ny fanabeazana azo tany.... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 22:12
zefalah ( 22/06/2005 20:18)
mandreraka be na ny mieritreritra azy aza. satria misy vehivavy dia mazoto mihintsy mandefa vola refa antanina izy de hoe: ka tiako anie io bandy io e ary nohon'ny fitiavako azy no andefasako vola ... tohiny
novalian'i palince ny 08/09/2005 09:34
xxx ( 19/06/2005 14:55)
Izaho ry namana dia isan'ny mpitsaty eto amin'ny serasera.Ka zao misy namana iray ao, izy io dia tsy mitsahatra ny mangataka vola ao, ary isaky ny miditra za, dia angatahiny vola, tsy fantany angamba ... tohiny
havanan ( 14/06/2005 09:54)
Manao ahoana daholo! Efa ela aho no tsy nandre izay tena zava-misy any Liban, ary efa ela ihany koa no tsy hitako ntsony ilay olona mba mpampita hafatra avy any. Koa raha mbola mba any ihany ianao in... tohiny
Manon ( 26/05/2005 06:03)
salut dahoulll jay: Ba misy fagatahana tikou ataou etou dé zaou: Hounou wa nareou OP retsa:Fanja , Welie , Peta , Annie , Fa , Betty , Lanto , Sipagasy , Tritrio , La_douce , Mumu , Mcfy , Ralay , H... tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:13
rhevinilsen ( 10/05/2005 23:53)
Miroborobo fatratra izao ny industrian\'ny fanaovana \"horonantsary mahavoafady\", ny eto madagasikara toa efa manomboka hono...Ireo misy statistika kely azontsika hoeritreretina [quote] - 2 ka hatr... tohiny
novalian'i cutie ny 27/05/2005 21:24
pika ( 09/05/2005 07:15)
lohahevitra 1 dinihina ao @ fiangonana... @ ity volana mai ity io. dia mba tiako isarihina antsika hoe: mbola misy ve ny fanavakavahana? @ lafiny inona oh? azo atao tsara ve ny manafoana na miady amin... tohiny
novalian'i majakely ny 12/05/2005 12:38
naritsimba ( 06/05/2005 07:08)
Amin’ny anaran’ny fianakaviana manontolo no hisaorana anareo namana rehetra eto amin’ny namana.serasera.org tonga nanotrona tamin’ny fahalasanan’ny Raiko ny Alatsinainy 2 Mai lasa teo, Henin... tohiny
totty ( 05/05/2005 23:22)
Manitikitika ny saiko ny antony mha tongany mpiasan ny paositra malagasy hanodina na misava ireo taratasy sasany avy any ivelan i Madagasikara,ka moa ve mba misy afaka manome fanazavana fanampiny ahy... tohiny
novalian'i rurik ny 11/05/2005 13:00
ravatorano ( 04/05/2005 07:44)
Nahavita ny adidiny tokoa isika namana satria nanana solotena tamin ny famangiana an i namana naritsimba tamin ny fahoriana niantra tao amin ny fianakaviany tamin ny nahalasanan ny rainy. Misaotra an... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2743