Fiaraha-monina

bichette ( 09/09/2004 13:41)
... Indrindra raha vao herinandro monja no nifanoratra ato serasera ? Misy mantsy olona tonga dia manontany ny sary ka raha mandà ny tena dia hoe : "tsy te ho namana" sns. Diso ve ny tena ? sa iana... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 21:26
joda ( 04/09/2004 21:45)
mampalahelo fa izany izao no misy indrindra eo @ fiaraha - monina malagasy :oops: ... tohiny
novalian'i ramaso ny 27/09/2004 22:06
fijo ( 31/08/2004 04:40)
vao avy namaky "madagascar tribune" aho ka gaga nahita ity lohateny iray tao,mikasika ny zavaniseho tamin'iny herinandro iny teny anosy. voalaza tao ary fa tokony ho tany amin'ny 18h30 tany dia nisy ... tohiny
novalian'i haingo23 ny 12/04/2005 10:30
fatsoraly ( 31/08/2004 00:56)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=383&ART=6188... tohiny
novalian'i kitjo ny 01/09/2004 03:53
kitjo ( 30/08/2004 03:29)
Efa misy mahitahita mihitsy @ ty fiainana ity k! http://www.lexpressmada.com/article.php?id=24212&r=4&d=2004-08-30... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2005 22:32
fijo ( 12/08/2004 00:53)
ny alatsinainy 12/07 aho no tonga tany mada.ary nolazain'ireo zanak'anabaviko ny momba ity zoma manifika.tonga ny zoma dia lasa tokoa nankeny analakely sy mahamasina namonjy ilay izy,ary dia tsy nanen... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2004 22:10
mangakely ( 26/07/2004 05:18)
Mahamenatra ny olona raha mitanjaka ny vatany kanefa tsy mampaninona azy raha mitanjaka ny maha olona azy dia ny fanahiny izany. Ny fihetseham-po sy ny avoakan'ny vava no hahalalana ny olona iray. Rat... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2005 22:33
xxx ( 07/07/2004 22:03)
Avy ary ambany ary ity no nentiko niakatra teto fa mba nahaliana ahy eh "Ny lehilahy leisy ry Jaombilo tsy boka erintaona an. Raha nianatra ianao dia mba ampiasao hamoronana ny fahaizana fa aza manai... tohiny
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 03:19
wawawa ( 06/07/2004 23:23)
Inona no eritreretinareo momba ny suicide?... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 22:35
kitjo ( 03/07/2004 03:34)
Hitako t@ gazety omaly io. Toa marina tkoa ra ny fandraisako azy Satria isaky ny hanao zavatra mazana raha dingana lehibe dia eo foana ilay hoe " d aona ny anona?", "sarotra be zany ko", "an3,mbola l... tohiny
novalian'i crrlanto ny 01/10/2004 20:47
kitjo ( 02/07/2004 10:30)
-tsy tokony hiandry fanampiana foana....... - tsy tokony hizatra hionona oe "mahay miafy" foana.....tsy ratsy akory ny miafy kanefa kosa tokony mitady ny tsaratsara kokoa hatrany...... resaka da... tohiny
novalian'i booboo ny 13/07/2004 18:15
andriambelo ( 01/07/2004 14:44)
Lasa ny eritreritro rehefa misaina ny mpanan-karena malagasy. Ny fisehoana no lasa adanjana azy. Ny isan'ny invités sy ny fiara rehefa mariazy, ny isan'ny 4x4 rehefa mandevina ...sns. Toa "signes ex... tohiny
novalian'i kitjo ny 08/07/2004 12:47
rfm ( 01/07/2004 13:12)
Fa ahoana ny tsy maintsy mifanaja ny zanak'olombelona.Misy ny sasany mba manana fahefana kely de manao barô be...... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2004 22:08
fijo ( 01/07/2004 04:55)
voalaza an gazety fa efa maro izy ireo no manao io karazana sary mihetsika io ao mada.(fandrosoana )ve sa fahantrana no mamporisika azy hanao izany?... tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 14:45
ravatorano ( 28/06/2004 10:40)
Ho antsika rhtr dia maro no naheno tsara ireny hetraketraka niseho tany Mahajanga sy Toliary ireny. Fetim pirenena malagasy izay fankalazana ny faha 44 taonan ny fahaleovantena no nohararaotin ny olo... tohiny
joda ( 26/06/2004 09:33)
fa ny malagasy miafy e... mampalahelo fa miafy e fianana baranahany lesy ny fianantsika eto a fanjakanan'ny bory satroka lesy no tompoitsika eto a ireo fatikarana in1 no toa mizity ire... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 07:03
samoina ( 22/06/2004 10:02)
Mandeha tsy manao veloma hono naman'ny tezitra ! Tsy manana mosoara i Samoina fa elatra no entiny mikopaka anareo namana eto @ serasera. Tsy veloma mandrakizay anefa fa eo akaikinareo hatrany @ fano... tohiny
novalian'i tsilan ny 26/06/2004 02:47
ravatorano ( 18/06/2004 09:13)
Nafanafana teto andrenivohitra tamin ny fiatombohan ny herinadro iny noho ny raharaha rezerivisita. Ahoana marina moa no nisian izy ireo sy ny nipoirany teo amin ny fiaraha monina . http://.madagasc... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2004 23:54
fijo ( 18/06/2004 04:33)
lasa indray ity resaka ity izao. ny film ve sa ny vola no manosika ny mpanao azy?... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2004 22:16
ravatorano ( 16/06/2004 12:57)
raha nanambara ny VPM fa mahazo miasa dhl ny fiara rhtr izay sahy mampadoa fraiz 1000 fmg ny olona ary tsy mandalo koperativa ny fakana fahazahoandalana fa avy hatrany dia any amin ny commune. Io fan... tohiny
novalian'i mimich ny 18/06/2004 09:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4476