mafy loatra le fiainana ka inn no azo atao ?
samy mandeha samy mitady izao , raha fihavana aizany dia ny mahagaga aza izao dia ny fifaliana no tena hahitana ny mpihavana fa tsy ny fahoriana izay tokony hifanampiana tokoa.Inona ary ny antony ???????
Izany tokoa ny fiaraha monina malagasy amin izao :cry:
atao ahoana fa d izay nefa mila harenina izany koa samia miara misalahy amin izany satria mianinga eo amin ny fikolokoloana sy ny fanabeazana eo anivon ny fianakaviana aloha izy ity.Alao hery ary !