Mahita atao!!!!!!!!!

1. kitjo ( 30/08/2004 03:29)
Efa misy mahitahita mihitsy @ ty fiainana ity k!

http://www.lexpressmada.com/article.php?id=24212&r=4&d=2004-08-30
novalian'i fijo ny 19/01/2005 22:32
2. pitchou ( 30/08/2004 05:39)
plus de vie plus d'espoir rizareo zany! rehefa te-ho faty moa rangah ny sasany tsy mande (raha mahita lalana!) fa ny hafa kou no taominy! :roll:
3. ftma ( 30/08/2004 10:28)
kitjo,mbola misy zavatra mampanahelo noho io fa ny mampanahelo dia betsaka no tsy tokony ho faty nefa maty nohon'ny adalan'ny sasany. matetika ireny secte ireny no mpanao an'io.
4. yonikafopl ( 30/08/2004 15:32)
oupsssss!!!!! 8O
5. fijo ( 30/08/2004 23:01)
resaka faty karana marina io ko.
6. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:16)
dia ho dorana io izao sa alevina
7. pitchou ( 31/08/2004 12:26)
ze anaovany azy any re ry Karetsaka saingy raha tsy mbola hita ny marina dia mino aho fa tsy ho dorany alou!
8. kitjo ( 31/08/2004 16:50)
D ho atao inona? sa mety hitsangana antsoina anaovana fanadihadiana d averina njay aveo?
9. fijo ( 31/08/2004 20:04)
avelan'ny sinoa aloha ho lo tsara dia lasa olitra dia hoaniny avy eo ko. :-D :-D
10. kitjo ( 01/09/2004 03:56)
deiiiinnnnnn :evil:
11. mimich ( 01/09/2004 12:51)
Izao angamba ilay hoe raha maty aho matesa rahavako
zaran'i fijo aza nisy hidiran'ny resaka karana eto
12. fijo ( 06/09/2004 20:04)
mimich> :-D :-D :-D aleo ireo tsy hisy any intsony e.mahakamo na ny mijery azy aza.
13. ikaretsaka ( 06/09/2004 20:54)
oadray .. manao an'ilay hoe ny karana no maty ka ny gasy no mihotakotaka koa nareo iznay ry fijo :-D
14. ikaretsaka ( 19/01/2005 03:44)
ity no ata hoe samy mitady ny tombotsoany izany
ny karana maty ny gasy ohatran-dry fijo faly fa nihena ny karana..
ny sinoa mitady ilay izy ho lo hihinanany ny olitra
15. fijo ( 19/01/2005 22:32)
izay,samy mahita tombony aby amin\'izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.229