Fiaraha-monina

peluche ( 24/04/2004 12:34)
mody hoe namna nefa mitsikilo ny fiainananao,mitsara ny hataonao,manenjika anao. Inona no hatao hoe namna araka ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 22:14
ravatorano ( 23/04/2004 06:29)
Mafana dia mafana ny fandrafetana, ny fanaovana atrik 'asa momba ny ady amin ny kolikoly. Aminareo namana inn no mety mahatonga azy io ary ahoana no iadivana aminy ? Misokatra ny adi hevitra ary mi... tohiny
novalian'i ludo ny 06/08/2004 06:34
xxx ( 22/04/2004 18:39)
Manahoana daholo nareo ry olona lehibe,mba azony sasany Hazavaina ve hoe:manao ahoana ny toetoetra hananan`izany olona tia vola zany Dia ianareo ve tia sa tsy tia?Eny na Tsia ... tohiny
novalian'i booboo ny 21/06/2004 14:52
fijo ( 21/04/2004 20:32)
rehefa jerena ny nakabeazan'ny mpitondra any amin'ny tany mahantra dia avy aty europa sy US ny ankamarohany.misy olana anefa ireo rehefa tonga eo satria _tsy zatra ny niaina ny fijalian'ny olona tany... tohiny
novalian'i fijo ny 26/04/2004 21:38
ramoul ( 20/04/2004 15:24)
Nareo ve tsy mba tezitra rehefa matory ka misy manao boom ny mpi-ray tanana miaraka amin' nareo? Ny hevitrareo ho an' izay manana... tohiny
novalian'i ramoul ny 08/06/2004 13:23
luz ( 19/04/2004 14:06)
tadidio fa "tempolin'Andriamanitra" ny vatanareo ka aza homena poizina izy... Ny saina vizana ny vatana reraka sy simba ka atao inona koa ny mampijaly tena amin'io... ... tohiny
luz ( 19/04/2004 13:54)
misy ny patron na ny zanaky ny patron miaraka sy manao firaisana ara-nofo mihintsy @ mpiasa tranony vavy... quelle horreur!! Vos impressions... ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:35
kally ( 15/04/2004 13:26)
Hono ho'a iza no tianareo Foulpointe sa Nosy Be?Fa maninona?Dia aiza ny hotely falehanareo hitanareo hoe tsara?... tohiny
jhouhlambout ( 08/04/2004 18:09)
Pour dire bonjour à une femme au travail, soit on lui fait la bise si on est assez intime, soit on lui serre la main pour marquer la distance. La procédure et les problèmes sont à peu près simil... tohiny
novalian'i booboo ny 30/06/2004 13:12
alz ( 05/04/2004 16:35)
Matetika rehefa misy olona iray mahavita zavatra dia ny fihetse-po voalohany hita eny amin'ny hafa matetika dia ny fialonana. Ary raha sanatria aza solafaka ny sasany dia mahazohazo aina daholo ny aka... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:53
hendry ( 05/04/2004 11:32)
Misy milaza hoe ny hova hono dia teny entina ilazana ny andriana ihany. Misy ndray nefa milaza hoe olona anelanelan´ny andriana sy andevo hono ny hova. Dia misy koa milaza fa ny merina hono no atao h... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2004 22:23
ramoul ( 02/04/2004 11:56)
Maro amin-tsika no manontany tena hoe" aiza ny maha malagasy an-tsika?" Raha mba misy mahafantatra hoe aiza ho aiza dia mba valio fa ny tenako zao dia lina ny amin'ny maha malagasy ahy.... tohiny
novalian'i ramoul ny 30/04/2004 19:16
maretikely ( 01/04/2004 16:41)
Mahagaga fa rehefa ratsy tarehy sy tsy manambola dia ohatry ny voavaka foana eto @ ity tany ity,ny hevitranareo.... tohiny
novalian'i sobika ny 24/07/2004 08:39
fijo ( 01/04/2004 00:08)
miainga amin'ny zavamisy ankehitriny no ametrahako ny fanontaniana.ny silamo ve mba miaina amin'izao vaninandro izao sa dia mbola tavela tamin'ny andron'ny mosesy e. jereo ny zavatra mba tiany hatao ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2004 00:02
rindranavalona ( 31/03/2004 09:01)
Izao no zavatra nitranga, sendra hitako teny analakely omaly talata 30-03-04. Nisy olona iray nitaraina tamina mpivarotra Sinoa iray etsy analakely, fa indray mandeha nampiasaina hono ny MIXER (marque... tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2004 23:25
xxx ( 30/03/2004 13:50)
Aleo ry reto mba zavatra tsara indray no tantaraina amin'ity serasera ity fa tsy ity resaka masiso ifandroritana tsy misy farany ity foana an, mainty eh andevo eh, andriana eh, tanivo eh, tanindrana e... tohiny
xxx ( 30/03/2004 13:47)
Ataoko fa ny gasy ihany rehefa avy mijery sinema no mahatsapa fiovana. Ohatra hoe avy mijery Jacky Chan dia ohatry ny matanjaka be. Hay kay na ny vazaha aza mba sanana ihany koa. Izay avy mijery The ... tohiny
peluche ( 30/03/2004 09:06)
tsy hoe mamerina resaka fa karazany hoe tohiny ihany ito saingy tsy mikasika ny fitiavana ilay izy fa mikasika ny ny nitrangany.tsy aiko tsara moa manazava an'izany.... tohiny
alz ( 29/03/2004 20:35)
Misy milaza fa ny gasy hono mora tohina, hevitra kely tsy mitovy dia tsy afaka miara-miasa. Mba ahoana ny hevitrareo amin'izany? ... tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2004 22:44
ralipo ( 27/03/2004 14:52)
Vokatr'ireo kolo-tsaina maro hita sy re dia misy fiantraikany @ fomba fisainana sy fitafy io "lamaody" hoy ny mpiangaly azy, Tena manakona ny maha izy zay ny olona anefa io?... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1865