Sinema sy ny olona

1. xxx ( 30/03/2004 13:47)
Ataoko fa ny gasy ihany rehefa avy mijery sinema no mahatsapa fiovana. Ohatra hoe avy mijery Jacky Chan dia ohatry ny matanjaka be.
Hay kay na ny vazaha aza mba sanana ihany koa. Izay avy mijery The passion of the Christ dia lasa mibebaka, mitonotena, mitomany sns sy sns.
Mahagaga
2. ikaretsaka ( 30/03/2004 13:49)
misy maty koa aza ko
3. alz ( 31/03/2004 06:55)
"Ny fihetseham-po tsisy valapariha", tsy za no niteny an'io fa i Arison Jaha, mpampirevy gasy mihodina eto amin'Tanana.
4. kitjo ( 31/03/2004 10:41)
olona samy manana fihetsem-pona gasy na vazaha ko
ny toe-tsaina no mety samihafa fts ny fiantraikany ra resaka oe "resak'olodehibe",hihi,
fa ny resaka sentiment ny vazaha ary no tena loza nddray
5. nananie ( 31/03/2004 15:12)
Marina daholo zany.

Fa izao wa. Manin kay no tsy mety mitonona anarana mintsy io olona io e? Tokony fafàna zay mihafina ao @ io XXX io.
6. ikaretsaka ( 31/03/2004 19:30)
manomboka izao izay manao XXX ka manompa olona dia lazaiko hoe iza raha any @ forum tantanako no manao an'izany ary hoasehoko ampahibemaso
7. fijo ( 31/03/2004 22:36)
tokony fafana mihintsy izay tsy sahy miseo e.raha mahamenatra anao ny resakao dia aza miteny.
8. kitjo ( 01/04/2004 14:34)
iieeeee, sady le mitsatsaingoka manaratsy olona reny nddra no tokony lazaina mitsy
9. fijo ( 01/04/2004 22:27)
andao ary angatahana i hery tsy hamela ireo tsy miseo anarana hiditra ato intsony e
10. ikaretsaka ( 02/04/2004 02:27)
aza atao any @ forum iandraiketako fotsiny no manoa X ka manompa olona fa avoakako ampahibemaso
11. nananie ( 02/04/2004 10:24)
Ndao mintsy lazaina i Hery e! Anao pétition!
12. ikaretsaka ( 02/04/2004 19:07)
zay zany.. efa nanazava i hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8643