quelle horeur

1. luz ( 19/04/2004 13:54)
misy ny patron na ny zanaky ny patron miaraka sy manao firaisana ara-nofo mihintsy @ mpiasa tranony vavy... quelle horreur!!

Vos impressions...



novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:35
2. samoina ( 19/04/2004 14:45)
Tsy misy horreur izany raha nifanaraka t@ mpiasa izy hizarazara bonheur. Na ara-mofo izany na ara-nofo !!
Mes impressions ? raha izaho ilay mpiasa takiana ny karama @ izany manao heures supplémentaires izany !!!
Iza aloha no nitaraina t@ luz hoe horreur e ! Ilay mpiasa sa lay patron. Sa i luz zaza mandry ?
3. alz ( 19/04/2004 15:49)
Samoina sy Luz tsara miaraka fa ôtran'ny miady matetika.

Vos impressions....
4. xxx ( 19/04/2004 18:55)
Dia inona izany no atao titre amin'ity horeur ity?
5. fijo ( 19/04/2004 22:55)
raha hifanarahana na mangidy aza telina,ka raha mifanaraka ry zareo dia azy izany,sa hoe satria mpiasa dia olona tsy fikasika sy ambany?
6. jhouhlambout ( 20/04/2004 12:16)
Zay e!
Resaka fifanarahana fotsiny io
7. joda ( 20/04/2004 12:30)
tsy sarotra atelina toy ny sakay fa rehefa teny ierana lany foana e..
8. donemaskit ( 20/04/2004 13:25)
tsy dia horreur bé mankaiza raha tsy manamb-bady lé patrô, ary raha tsy manan-tsipa hafa lé boay kely...
9. alz ( 20/04/2004 13:38)
Raha resaka samy olon-dehibe le izy, dia toy ny fiarahan'ny olon-dehibe rehetra.
Raha tsy ampy taona ilay mpiasa, dia azo antsoina hoe fanararaotam-pahefana, raha olon-dehibe no manao izany.

Tandremo nefa, fa misy mpiasa lahy koa mikarakara ny zanaky ny patrô vavy, ary tena mampalahelo satria ilay ankizy vavy dia mbola adolescente ka tsy mahalala na inona na inona.
Mailomailo ihany.
10. hendry ( 20/04/2004 14:06)
luz> ny fitiavana tsy miankina @ kilasy sosialy, tsy hoe satria mpiasa izy dia tsy mahazo miaraka @ patron na ny mifamadika @ zay. Inona ny maha horreur ny fiarahan´
ny mpiasa sy ny mpampiasa raha mifankatia ry zareo? Na tsisy fitiavana koa aza fa ifanarahan-dry zareo, tsy hitako zay olana.
11. kally ( 20/04/2004 15:52)
Izay mantsy ho'a,rehefa tena mifankatia tsy misy fanararaotana,inona ny olana?
12. yonikafopl ( 20/04/2004 16:25)
tsy hitako izay maha horreur an'izany, rehefa hifanarahana dia tsy olana, ary raha misy tambiny ho an'ilay mpiasa tsy gravy,fa raha maina be fotsiny kosa toa tsy lasa kou!!!!!!! . Nefa tsy misy ohatran'ny manaja tena ihany rankizy a!, mba hisian'ny fifanajana eo @ fiaraha-miasa, sady raha manambady ilay patron ve dia tsy hanenjika ny eritreritra?
13. fijo ( 20/04/2004 23:12)
raha tsy ampy taona kosa ilay iray dia eo aho no tsy manaiky
14. jhouhlambout ( 21/04/2004 09:35)
zay voa tena horreur!
15. yonikafopl ( 21/04/2004 16:53)
ka na tsy ampy taona aza ny iray ry fijo rehefa hifanarahany fa tsy violation, safidiny izany a! mangidihidy izy kou..., izy no tsy misaina, ny ankizy ankehitiny anie vao 9 ans dia efa mahay ny fanaon'ny mpivady ary tia manandrakandrana koa e!
16. booboo ( 21/04/2004 17:02)
misy mety hiteny oe " quelle honneur " koa !
17. ikaretsaka ( 21/04/2004 17:43)
fa raha samy ampy taona sady mahalal any ataony no mifanaraka.. tsy hitako aloha ny olana e
18. fijo ( 21/04/2004 21:20)
raha tsy ampy taona kosa dia mba misy ihany ny responsabilitén'izay lehibe.ka tokony tsy hararaotina ny ankizy.
19. ikaretsaka ( 21/04/2004 22:08)
izya mihitsy
20. fijo ( 22/04/2004 04:45)
toa lasa tsy misy fiheritreretana intsony mantsy ny sasany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2297