quelle horeur

21. jhouhlambout ( 22/04/2004 07:12)
dia simba daholo izay tokony ho simba tsss....
22. fijo ( 22/04/2004 22:23)
ny zaza aoka mba samy hitandrina fa ireo anie no hoavy e.raha kely ireo dia simbaina dia inona no antsika.
23. ikaretsaka ( 22/04/2004 23:00)
fa misy zaza mihitsy no mi provoque ilay lehibe anindraindray
24. sejianis ( 23/04/2004 09:45)
tsy arako!
25. hendry ( 23/04/2004 14:37)
mpiasa ve ilay zaza?
26. pitchou ( 23/04/2004 18:40)
tandremo kosa ry yoni fa raha vao misy tsy ampy taona dia izay ampy taona no diso! tsy misy resaka ifanarahana izany eo! ary azo torina ho détournement de mineur foana! ary adinoy izany hoe izy no ni-provoquer fa ianao efa majeur no tokony hisaina, ary ianao foana no diso!
27. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:17)
marina mihitsy ny an'i pitchou io
28. yonikafopl ( 24/04/2004 13:28)
Marina izany ry pichou, saingy ny lehilahy ve moa? ny handondona ary hatao ka varavarana misokatra ve tsy hitsofohany?, vita ny ataony vao misaina izy. Ho an'ny lehilahy manam-panahy dia misaina vao mitsoboka. Nefa vitsy ihany izany
29. beko ( 28/04/2004 09:22)
Solafa pelaka izany alaina amin izay mety hilamina ny tantara
30. fijo ( 28/04/2004 22:30)
ny lehilahy tsy biby tsy manantsaina ka hoe izay hita dia ao na zaza aza.aza manambany anay fa tsy tsara.ianao ve 20taona izy zaza kely 10 taona na miantsy anao aza izy dia tsy hovoafehinao ny vatanao?asina fisainana kely dia mety hiova ny fiainana fa io kely io koa no mety hanimba azy.
31. rfanjav ( 30/04/2004 13:03)
fa ny ankamaroan'ireny patron miaraka @ mpanampy ireny kosa d "harcèlement sexuel" fa vitsy zany ifanarahana izany e !

hoe tsy maintsy fa raha mandà na miseho b saina d voaroaka, na gafiana sy ilàna vaniny ao an-trano !!!
32. jhouhlambout ( 06/05/2004 15:43)
Kell hôrera
33. ikaretsaka ( 06/05/2004 23:29)
Rfanjav. tsy voatery an.. misy ilay mpanampy mihitsy no mandrehatra patron ary tsy voatery ho mpiasa vavy sy patron ihany fa misy koa mpiasa lahy (gardien, jardinier, saofera) sy I patronne.
ary misy vehivavy patronne mahavita manao iuzany an'ilay mpiasa lahy miasa ao aminy mihitsy...
34. hery ( 07/05/2004 00:11)
oups... maha-te hiasa zany :)
35. hery ( 07/05/2004 00:12)
:-( tô ny teniko indray no tena ôrera
36. alz ( 07/05/2004 08:54)
Hery > Aza miari-tory be lôtra.
37. fijo ( 10/05/2004 23:35)
raha sipan'ny patronne kosa misondrotra ihany fa rehefa misaraka dia voatsaoka koa.iny no loza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3038