silamo sy ny vaninandro ankehitriny

1. fijo ( 01/04/2004 00:08)
miainga amin'ny zavamisy ankehitriny no ametrahako ny fanontaniana.ny silamo ve mba miaina amin'izao vaninandro izao sa dia mbola tavela tamin'ny andron'ny mosesy e.
jereo ny zavatra mba tiany hatao eran tany(etat islamika)
jereo ny fomba fanehoany hevitra(baomba sy basy).
ny saina ve no tsy ampy aminareo silamo sa dia efa izay gidragidra izay mihintsy no mahazatra anareo e?
novalian'i fijo ny 17/04/2004 00:02
2. ravatorano ( 01/04/2004 07:14)
raha ny fikeriko azy aloha dia mety ho izao : ny ultra conservateur no mbola manjaka amin nio fa tsy ny moderé hany ka ny voalazanareo roalahy eo ambony no marimarina kokoa.Io koa miainga amin ny fomba fandraisana (interpretation du coran ) ny Korany .Ny mahery fihetsika mandika azy amin ny heviny izay apetrany hitondrana ny bolll , ny mandalana ny fiovana ao anatin ny fivoarana eran tqany kosa dia miezaka ihany mamosaka ny heviny fa tsy afaka makaiza.Jereo fotsiny ny ao Iran na te hitraotra azany tsy afaka é .Ny fivavahana silamo koa efa lasa politika be loatra hany ka mijaly ny mpino manaraka an izany rehefa mbo te hanala voaly.
Ny fivavahana silamo koa a
3. ravatorano ( 01/04/2004 07:18)
ny fivavahana silamo koa anie ka misy ny sunnite sy ny chiite ary toa samy manana ny fomaby koa ve reo.Ny itambarany aloha dia ny gidraka.Marina koa ve fa rehfa silamo dia mahery fihetsika.
asa ireo silamo ao Mjg ireo fijo fa malemy fihetsika ihany fa ny arabo sy ny silamo tatsinana no henjana
4. fijo ( 01/04/2004 22:23)
na ao mahajanga aza dia hita io herisetra io an.niainako izany tao ka haiko tsara.ary tsy mahay manova fihetsika mihintsy ve fa dia herisetra foana e.tsy fahampian tsaina anie izany e.
5. ikaretsaka ( 02/04/2004 02:23)
ka ny azy hoe tsy maintsy alaina @ herisetra hono ko
6. ravatorano ( 02/04/2004 12:21)
za aloha fijo mbola tsy niaina an izany na dia nonina teo anivon ny mpino silamo aza ny tenako , fa tsy dia naharitra loatra aloha é.
Ny firenena entin ny silamo dia toa tsisy filaminana ny ankamaroany fa toa ady lava , gidra2 b foana.Tokony mba hisy silamo henja pihetsika ireny miditra eto milaza ny heviny amin ireo teny natsipitsika ireo.
d miandry sik
7. ikaretsaka ( 02/04/2004 19:11)
tandremo zany.. any anay aloha de atahorana e.. sao...
8. ikaretsaka ( 02/04/2004 19:12)
tandremo zany.. any anay aloha de atahorana e.. sao...
9. ralipo ( 02/04/2004 23:32)
Vokatry ny fahamasahana ara-potokevitra daholo izany = extremiste ary tsy ny silamo ihany io fa n'inona na inona atao ka hifotorana sy tompoina fantatra dia tonga @ ilay teny hoe "marina hitopoina mody heloka"?
Vokany : anti-social, dictateur...
10. ikaretsaka ( 03/04/2004 17:56)
raha malala tsaina kely fotsiny manko izy ireo keeeely fotsiny
11. ravatorano ( 05/04/2004 08:19)
ka sao kosa de le ideologie silamo mihitsy no mibaiko azy ireo ho mahery fihetsika e
12. fijo ( 05/04/2004 23:55)
io voalazan'i ravatorano io no marina.ilay ideologia silamo mihintsy satria ny arabo kristianina tsy mahery setra toa io loatra.
13. ralipo ( 06/04/2004 04:41)
Ary sao dia rà indray ary satria misy Gasy, Turc silamo fa toa tsy manao bêtise be manahoana.
14. ravatorano ( 06/04/2004 12:41)
mafana rà v zany ny arabo silamo ary mangatsiaka kokoa ny an ireo kristianina maronita toy ny any Liban .
15. fijo ( 06/04/2004 22:22)
tsy hinoako izay fa ilay fanabeazana ara ideologia mihintsy no mahatonga io
16. ikaretsaka ( 07/04/2004 01:49)
ka ny turc kristianina taloah vao niova silamo (jereo ny tantaran'ny ottomans)
17. ravatorano ( 07/04/2004 11:25)
nenazy kosa aloha tena matanjaka ny ideologie , ary io tompko dia arahana ara bakiteny no andraisan dry lerony azy.
Izao no tsaroako tany Janga nisy akamako zay silamo ary mba nasaiko nanazava izy hoe inn no antony tsy hinanan dry zalah kisoa.Izao no navaliny "" rehefa fady dia fady ohatran ny hoe inn no tsy anambadianao ny anabavinao iray tampo aminao , satria fady izany "".Izay no antony houzizy.
Arabakiteny io fa tsisy fanazavana izany ary dia tonga de mandaitra ah
18. hendry ( 08/04/2004 13:38)
Samy naheno ilay fampihorohorona tany Madrid vao haingana ngamba sika rehetra dia voamarina fa ny silamo no ankabeazan´ny tompon´
andraikitra t@ ilay izy. Tafaresaka t@ namana silamo zay aho dia nanontany hoe inona ny mahatonga ny silamo hampihorohoro toa izao. Ny valiny: satria hono misoratra ao @ baibolin-dry zareo hoe ny fotsy hoditra (eropeana) dia tsy mba natao hiditra @ fanjakan´A/tra ka heverin´izy ireo fa voninahitry lehibe ho azy ireo eo anatrehan´A/tra ny fandripahany fotsy hoditra ety an-tany satria olona tsy mendrika.
19. fijo ( 08/04/2004 22:06)
marina io voalazan'i hendry io,fa anisan'ny antony hanaovany ilay asa ratsy io .ka izay no hilazako hoe ny azy dia efa ilay fitaizana mihintsy no ratsy hatrany am potony.ary ny loza dia ity.ireo silamo mamerimberina ny voasoratra ao anaty coran ireo anie ka tsy hainy akory izay dikan'ilay zavatra lazainy e.manontania pakistanais fa hainy tsianjery io,fa tsy hainy ny diakay.LOZA
20. ralipo ( 08/04/2004 22:44)
Na dika vilana tsotra izao manao famali-na jolahimboto.

Azafady rajhiol fa tsy ianao no tina tenenina fa avy @ lay hoe rainiboto nano fay rano ny jiosy satria te hitapitapy @ ideolojian'i Hitler.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1802