Fiaraha-monina

hery ( 15/02/2005 18:11)
Resaka sekezem... tantara kely noforonina hampitsiky :-) Misy mpivarotra voninkazo anankiray teo Anosy... voninkazo karazany roa ihany no namidiny, dia raozy sy lisy. Teo ambony etalazy no nametrah... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/02/2005 19:08
xxx ( 15/02/2005 08:38)
[quote=GDI]...ny ben’ny tanànan’Antananarivo Patrick Ramiaramanana, izay nambaran’ny filoha fa havanana kokoa amin’ny fanarenana tanàn-dehibe. Izy no mety afaka hijery haingana izay fomba me... tohiny
samoina ( 10/02/2005 23:16)
Manoatra noho ny milahatra visas mankaty France ny filaharam-bary fa manomboka @ dimy maraina (05:00), ary misy ny manakarama olona hilaha-bary fotsiny Pour la plupart, ceux qui n’arrivent pas à... tohiny
novalian'i booboo ny 27/02/2005 11:50
ravatorano ( 31/01/2005 10:26)
azonareo http://www.les-nouvelles.com ka ao amin ny à la une na ny http://www.madagascar-tribune.com samy nivoaka androanay 31.01,05 dhl ireo fa tena henjana tokoa ny nahazo ny vahoaka tany toliary. ... tohiny
novalian'i lo ny 04/02/2005 06:20
mandrikana ( 28/01/2005 06:47)
Lasa faharoa ny croisiere AM fa tokony mbola hanao ezaka isika satria ny 28 janvier tsy fantatro na inclus na tsia. -Clique et souris ! de l\'EDHEC 10.8% ( 2936 voix sur 27197 ) -Croisière AM de ... tohiny
ravatorano ( 25/01/2005 09:07)
Efa tena henjana tokoa ny tsy fisian ny fandriampahalemana eto amin ny tanana satria efa diplomaty mihitsy v no tafihiny amin izay indray ry lerony tsy mbo misaro tava akory nefa misy malagasy manamp... tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:37
maditra ( 14/01/2005 13:27)
Marina fa betsaka ny fomba fitaizana sy ny lesona azo avy tamin\'ny fiaraha-monina nivoahantsika tsirairay avy, fa amin\'ny zah manokana, misy toetra leoko ihany raha vehivavy no manao azy nefa tena h... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:33
ravatorano ( 14/01/2005 08:29)
Nahagaga ihany tao ho ao ny fanambarana nisesy fa tsy ampy roa herinandro akory dia nahazo fanampiana indroa avo heny ny Croix Rouge frantsay ho an ny traboina any asie voan ny Tsunami nefa hoy ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2005 22:29
tenio ( 06/01/2005 10:08)
Mahagaga hoa fa rehefa mandeha any amin\'ny trano fandihizana matetika ianao,indrindra fa any Mada dia lazaina fa maditra e, lasa ataon\'ny fiaraha-monina resaka. Torohevitra fotsiny: Ho an\'ny rehe... tohiny
novalian'i sonwin ny 25/03/2005 11:22
loulou ( 31/12/2004 01:49)
Miarahaba anareo rehetra Mikasa ny ampody any Razany Raiko feu taminy 76 aho. Milevina eto Frantsa izy. Mba mangataka evitra ahy aminy fomba tokony anatanterahako an\'izany. Inona avy no démarche t... tohiny
novalian'i lilbon ny 21/07/2005 04:16
booboo ( 13/12/2004 11:47)
aôna kay ny fisehon\'io raha io dé tena \" positive \" araka izany tokoa ve ? Sôtra.... tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 14:52
tsilan ( 05/11/2004 19:53)
Ahoana marina ny mikasika azy ity eh? Efa ela mantsy io no teo, saingy tsy nisy nikitika moa ny fehezan-dalana koa dia milaza fa ny fiangonana dia tsy mahazo mizaka fananan-tany fa mihindrana fotsiny... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:01
sahyman ( 28/10/2004 11:46)
vaovao sendra nanaitra t@ boky fotsiny no nahitako io lohahevitra io izay milaza fa misy fikambanam-behivavy miady @ lehilahy any an-dafy any! Mba azonareo namana any an-dafy azavazavaina ve ny momba... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2004 22:06
tsilan ( 22/10/2004 12:59)
Inona no maha samy hafa ny HIMO sy ny fanandevozana fahiny ary ny SMOTIG?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2005 22:16
pitchou ( 17/10/2004 03:37)
Nioron-koditra izay nahita sy nahare ity zava-nitranga vao aingana ity: zazakely vao 4 taona: nopotserina ny masony ka lasa jamba tanteraka, notapahina ny tanany, nodarohana ny lohany ... Nahoana loa... tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2004 21:17
doris ( 11/10/2004 07:21)
Manao ahoana daholo! Misy tantara izay mandeha @ \"Arte\" nanomboka t@ herinandro lasa, mbola mitohy izy io @ ity herinandro ity, @ 20h15 ( France) . Manasa anareo hanaraka h@ farany. Manomboka @ ... tohiny
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 03:12
crrlanto ( 06/10/2004 18:34)
Nahaliana ahy fatratra io hevitra io.Nisy famelabelarankevitra natao tetsy @ fiangonana protestanta analakely ny taona 2003,mikasika ny hoe ;jiosy ve ny gasy? saingy indrisy fa tsy afa nanatrika izan... tohiny
novalian'i fijo ny 01/11/2004 22:29
kally ( 29/09/2004 14:44)
Tena mbola ho ela vao hanara-dalàna ny mpitondra fiara eto Antananarivo, tsy hiteny aho hoe tsy mifanaja izy satria mba mifanome lalana sy mahay mifandefitra ihany fa maizina @ ankamaroan\'ny mpamily... tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2004 22:13
pitchou ( 28/09/2004 10:40)
Nareo v tsy nahamarika hoe raha olona ambony na manamanana no maty d midodododo daholo ny olona rehetra ary otran\'ny atao izay ampisongadina @ le solon-javatra atolotra mba ho tadidin\'ny vangiana. F... tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2004 21:08
booboo ( 26/09/2004 18:32)
Inona ny fataonareo hampiakarana ny morale-nareo refa lé sendra lé mi-\" déprime\" reny ? Hihihi mety hiasa amiko ihany refa ôtr\'ôtr\'zay @ manaraka zà ! hihihihi ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 21:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2181