tena cause humanitaire marina v no hanampian ireo firenen dehibe tandrefana ny any asie izay voan ny Tsunami teo sa misy resaka ambadika toy ny hoe nohon ny tombotsoany any ?

1. ravatorano ( 14/01/2005 08:29)
Nahagaga ihany tao ho ao ny fanambarana nisesy fa tsy ampy roa herinandro akory dia nahazo fanampiana indroa avo heny ny Croix Rouge frantsay ho an ny traboina any asie voan ny Tsunami nefa hoy ihany ry zareo ireo hoe raha nangataka fanampiana ho an ny afrikanina tsy ampy sakafo na maty marobe nohon ny fitsoahana ady na matin ny hanohanana vokatry ny hain tany sy ny valala dia roa taoana izao mbola tsy nahatratra izay efa azonay tamin ito Tsunami ito.
Dia nanontany tena aho hoe raha cause humanitaire ihany naninn no tsy dia rotitra laoatra ireo tandrefana sy ny mpamatsy vola amin ireny voina ara boajanahary ireny raha vao aty Afrika no miseho ilay izy.Sa ny tombotsoan ireo tandrefana aty Afrika minime raha oharina amin ny any Asie ka aleo any no harenina mialoha fa vola hiverina ihany ?????/
:twisted: Raha izany no izy dia fihatsaram belatsihy izany nno ataon dry zareo mody mitsetsetra any io :evil:
novalian'i fijo ny 19/01/2005 22:29
2. fanja1 ( 14/01/2005 12:42)
zaha kou mba manontany tena ry ravatorano! fa tsika mou havita inn na hiteny aza? mampalahelo ny toetsain-dra olombelona! vao nitranga ny tsumani, de vao² feno isan\'andro isan\'andro, fa reo afrikanina tsy mihinakanina tssy miteny mihintsy! tsy misy mihontsona ny vahoka we andeha hanao fanampiana ho azy reo! tssssssssssssss mampitomany, marina fa mampalahelo reo any asie, fa reo afrikanina kou mbola mampalahelo mafy kokoa satria efa amantaonany nijaly foana!
3. dezy ( 14/01/2005 13:37)
fa misy inn moa ny any afrika ka hampitodika ny lohan\'ireo manam-bola ee!! tsy efa laniny doly ve ny tsara tany na ny tety ivelany na ny tany anatiny??otrany we vady nisarahana io ka vanginy ts\'indraindray ,ny any asie zao no vola be ndray de mifanototra any doly
4. ikaretsaka ( 14/01/2005 16:31)
iza fotsiny letsy ny fandehan\'io an..
fisainan\'ny olona aty ity lazaiko ity!
aty raha ohatra hoe catastrophe natoraly ny mahavoa an\'ialahy (cyclone, tsunami, tornado) dia malala tanana be ry zalahy

fa raha catastrophe nataon\'olombelona (ady, sida, genocide, hain-tany)
dia tsy maintsy misy miteny foana heo sitraponareo ny te hiady, sitraponareo ny te ho voan\'ny sida, sitraponareo ny tsy mikolokolo ny taninareo sy manao irrigation ...

Dia ny hitako aty na izy samy izy ary dia tsy mifanampy mihitsy @ io resaka io!

Dia nisy argument ana olona iray izay koa tefa voalaza teto ihany fa hozizy hoe:

Raha misy olona mahantra (4 mi ohatra) mangataka amin\'alahy ka tsy fantatr\'ialahy ka omen\'ialahy vola ka anefa hitan\'ialahy fa ilokany na hividianany toaka ilay vola azony tany @ ialahy .. kanefa dia mbola mangataka @ ialahy ihany izy ny ampitso dia mbola hanome azy ve ialahy??
fa raha misy 4 mi mangataka amin\'ialahy ka hitan\'ialahy hoe hividianany sakafo ho an-janany na hividianany savony hanasany ny lambany ny vla omen\'ialahy azy dia na tsy mangataka aza izy ny ampitso nefa hitan\'ialahy fa tena nahasoa azy ilay vola dia ialahy aza no hiteny aminy indray hoe amy ve le vola ary te hanome azy!

Dia ohatran\'iznay izy io !
5. dezy ( 15/01/2005 10:56)
marina ny an\'ela ry karetsaka fa fa ny any oul koa anie (sasany) tsy maintsy misy valiny fona zay vao manao zavatra e
6. titakely ( 15/01/2005 15:43)
tsy hoe akory hampitaha ani Madagasikara aminny asie du su est aminio tsunami io fa ataoko mba voa mafy koa ange dago taminny gafilo sy elita e nefa dia 50.000 dollar fotsiny no mba fanampiana azontsika taminny organisme internationale toy ny usaid tsy haiko e toa ohatry ny tsy misy piraharaha marina Afrique e
7. lo ( 17/01/2005 03:49)
11 milliards de dollar no vola voaangona tamreo malalatanana hatramzao. Natao izay tena hampalaza le zava-nitranga mba hisian\'ireo tsara sitrapo tsy manana hevitra ambadika manome volab. D refaveo amzay bdb ny marchés vaovao hisy hampiasana ireo vola ireo : fanamboarandalana, fanamboarana trano.... Eo amzay no miditra ireo sociétés maromaro avy amfirenena matanjaka manenjika ireo marchés ireo, manararaopaty araky ny fitenenanana. Ny tanjona d ny ahazoana b amin\'io 11 mds USD io. Hampiasaina le cause humanitaire ahazoambola sy hanamafisana ny fidirana any amin\'ireo firenena ireo, ka ahazoana tombontsoa manokana aveo satria we nanampy tamfanamboarana.
Inn mou no iraharahiany an\'i Afrika ? ny aty sady efa ho lava no miady lava manimba tsena, sarotra b ny mivarotra le we mosary amreo tsara sitrapo... Tsy misy tombontsoa ho azy e
8. ikaretsaka ( 17/01/2005 04:49)
ka io efa nolazaiko t@ 14/01/2005 19:31:16 io ny antony ry lo a
9. titakely ( 17/01/2005 16:28)
ieny e mazava ange ilay tiani karetsaka fa isika ange mba misy loza voajanahary koa e fa jereo hoa raha mba misy manampy, de toute façon hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha matoa reo manampy ohatrio dia misy interet ny marina ao, aty amintsika angaba tsy misy koa jereo aza fa efa afaka mividy tany ange ny vahiny aty e angaha mbola misy tonga shhh resaka fotsiny ny hoe fanampiana aminizao fa tsy maintsy misy ambadika io
10. booboo ( 17/01/2005 16:31)
zay mitsy ! misy raha beeeeeee mitsy ao !
11. ravatorano ( 18/01/2005 12:04)
nisy sita anakiray izay nahitako ny loza voajanahary nandalo tamin ny taona2004 ka nahafatesana olona marobe ary dia tao tokoa i Madagasikara izay nadalovan i Elita sy Gafilo iny ary tsy tsaroako moa ilay isan ny maty sy tsy hita popoka nefa dia hatramin izao aza mbola betska ny takaitra navelan ireo fa tsisy sosy hikarakarana izany.Ny degats cyclonik mantsy no tena tiako hampitahaina amin ireny tsunami ireny fa tsy ny ady any Somalie na soudan na Tutsi sy ny karazany.
Ny haintany anie tsy vokatry y tsy fanaovana irrigation mihitsy aty fa tena efa toetran ny toe tany mihitsy izany hany ka mihatakina ny tany ambolena fa mba efa nanao izay ho afany ihany ilay aflikanina kely.
Marina ny voalzanareo namana rehetra fa ny aza voany ihany nefa moa ny tena tsy mahavita tena ka tsy maintsy mitady fanampiana amin ny mpiray vodirindrina na ireo havana avy any dialmbato izany.
Rehefa ny fiainana koa no idiran ny politika politisianina ity d veloma ny any Kaanana.
Henjana be tokoa eh !
12. fijo ( 19/01/2005 22:29)
ka hoan\'ny vazaha misy ambadika ekonomika jereny ao e.azia misy hoavy ekonomika kokoa ka mila tambatambazana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3635